Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i moi, milahatra araka ny daty
moi ( 09/01/2014 05:17)
Hatraiza ny fahamarinana ?
[i]Mba misy tonga saina amin'ity zavatra tantaraiko ity ve, sa izaho no taraiky ?[/i] Indray andro, nisy niantso ahy mba hi-réinstaller ordi. Mpanompon'Andriamanitra izy io, fa raha tsoriko ny resaka... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 15/01/2014 15:42
moi ( 05/03/2012 05:30)
Démonstration de force
[i]Ataoko ato ity satria tena kristiana no tiako hifampizarana.[/i] Izay manaiky fa samy endrika démonstration de force ireny hetsika samihafa ireny, toy ny fitsenana an'i dada ohatra, no manohy mand... tohiny
novalian'i jajajaly ny 09/03/2012 11:52
moi ( 04/03/2012 17:13)
Fanavaozana tanteraka
Raha mba hoe tsy misy mahazo milatsaka ho filoha na i Andry na Ra8, angamba hihena tampoka ny tension politika eto ! Ny tena tsara aza dia ry 4 mouvances mihitsy e, amin'zay tena tanteraka ny fanavaoz... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/03/2012 23:32
moi ( 11/03/2009 09:07)
Fehitenda mena
Nanomboka oviana ny Filoha Ravalomanana no io mi-cravate mena io foana e ? Sa tsy tsikaritrareo ?... tohiny
novalian'i moi ny 13/03/2009 10:10
moi ( 24/11/2008 04:40)
Very tao am-piangonana PSR-1500
Very tany am-piangonana ny Yamaha synthétiseur PSR-1500 ka mba manao antso eto sao mba misy mahita. Manorata amiko raha mahita làlana mety hitondra ny fahitana azy fa hisy valisoa. Niaraka tamin'ny ... tohiny
novalian'i moi ny 01/12/2008 05:31
moi ( 24/04/2007 05:50)
Mitady namana ao Genève
Manahoana ianareo ao Genève ? Mba mitady namana, na tsy malagasy aza, monina ao aho fa handalo kely an'izany tanàna tsy mbola hitako izany. Mba mila sopapa isan-karazany ny tenanay fa tena ho gasy... tohiny
novalian'i moi ny 25/04/2007 14:29
moi ( 13/10/2006 15:02)
Ity izao no kilalao malaza
[i]Inona ary izany ?[/i] [b]1[/b]. Avelao hiditra izy ary aza samborina [b]2[/b]. Avelao hiditra malalaka izy [b]3[/b]. Aza avela hiditra mihitsy izy [i]Amin'ny alatsinainy hariva, na talata m... tohiny
novalian'i kitjo ny 24/10/2006 13:55
moi ( 13/10/2006 11:23)
Antony 3 mahamaika an'i Pierrot
Mba ahoana ny hevitrareo amin'ity : Tsy dia manantena ny ho voaray ho candidat @ 3 dec loatra izy, fa mila miditra eto Madagasikara satria : - miandry azy ny sasany fa izy no nomanina hiantoka n... tohiny
novalian'i akama2006 ny 18/10/2006 21:49
moi ( 07/04/2005 06:41)
Zany hono e !
Ndao mba hifampitantara honohono (superstition) fantany eto (na tsy an'ny malagasy aza), tsy mila hoe marina ilay izy na diso, fa dia fampahafantarana fotsiny. Fa mety ho tsara koa raha misy tantara k... tohiny
novalian'i moi ny 26/05/2005 12:56
moi ( 08/11/2004 13:03)
Horoscope ao amin\'ny gazety
Olona ambony iray tsy mino ny horoscope no nitantara fa manana namana tompona gazety mivoaka isan\'andro, ary dia nanontany hoe nahoana no rebirebenao amin\'io horoscope io ny olona ? Dia namaly hono... tohiny
novalian'i xxx ny 26/11/2004 23:54
moi ( 28/11/2003 15:48)
Tsy ilaina ny fanafodiny
Tsapa ho miroborobo ny sehatra isan-karazany miady amin'ny SIDA, ary misy vola be mandehandeha any ! Tena eran-tany io, ka mahalasa ny saina hoe Tsy atahorana ve ny fahitana fanafody manasitrana ny SI... tohiny
novalian'i dom ny 23/01/2004 09:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0487