Antony 3 mahamaika an'i Pierrot
1. moi
(
13/10/2006 11:23)
Mba ahoana ny hevitrareo amin'ity :
Tsy dia manantena ny ho voaray ho candidat @ 3 dec loatra izy, fa mila miditra eto Madagasikara satria :
- miandry azy ny sasany fa izy no nomanina hiantoka ny Fonds de propagande ! Tsy efa hitahita ve hoe candicat iza no mila azy ?
- tsy raisin'i Frantsa intsony izy raha hiverina any
(nefa tsy ny tany haleha aloha no tsy misy e)
- mbola misy lavaka tsy tampina eto fa mila totofana tsara ; raha izay izao izy tafiditra teto t@ sabotsy mety tsy nivoaka ireny 500millions ireny
Dia ahoana raha tafiditra izy dia hikaoka saosy fotsiny dia lasa (Mety ho voasambotra eto izy, dia hanao marary mila tsaboina any ivelany fotsiny toa an-dry Tantely, dia veloma ry tany)
Misy ho saintsainina angamba e ...
Dia raha ianao no eo amin'ny toeran'ny Fitondram-panjakana, inona no hatao, ary azo lazaina amin'ny vahoaka raha mitombina ireo ?

novalian'i akama2006 ny 18/10/2006 21:49
2. prime
(
13/10/2006 11:44)
Izaho indray mahita hoe tena hanenjika filatsahana mihitsy izy... coup de poker e... tsy misy dikany intsony ny fahatongavany raha tsy mahatratra fotoana eo... satria tsy maintsy higadra aloha vao hitady lalana... nefa tsy ho afa-mora raha vao migadra eo... ohatry ny mahazo an'i voninahitsy io... ry governora aza nihinana tanteraka... tsy hahavita mody marary izany izy raha vao miditra eo...
3. papounette
(
13/10/2006 12:09)
Nisy olona zay niteny hoe mila mirotsaka président hono Mr Pierrot Rajaonarivelo nohon'le vola 500 Millions de dollars nalainy io de tsy lery tsony no mandoa azy @zay fotoana zay raha ohtra ka lany Président fa ny fanjakana malagasy.De asa re ze fahamarinany.Fa tena :{:{:{:{be mitsy a!!!!
7. hery
(
13/10/2006 13:36)
Tara fiverina i leiry
Raha jerena amin'ny saina tsy miangatra :-) dia hitako tara fihetsika
loatra Rajaonarivelo ka na lazaina hoe lainga aza ny zavatra rehetra
niampangana azy dia tsy ampy mihitsy ny fotoana eo ampelatanany
ahafahany miady sy manamarina izany sy hampidirany ny firotsahany ho
fidina ho filoham-pirenena.
Io no nolazaiko hatrany amboalohany hoe naninona no tsy tany aloha be
dia efa nitodi-doha tany Madagasikara? Raha nanana an'ireo "avocats"
frantsay vonona hiaro ihany izy, sy ireo mpanao gazety vahiny mitady
"scoop" dia tokony nandritra ireny fotoana fitsarana ireny no niverina
sy nanadio tena.
Angamba raha izany no nataony dia mety mba ho tafiditra tao
Madagasikara ihany izy, dia mety mba nahazo fanafohezana sazy (iza no
mahita), dia mety mba efa nilamindamina ka mba afaka nametraka ilay
antotan-taratasy amin'ny fifidianana.
Amin'izao, anaovan'ny olona sakana ara-dalàna kely fotsiny dia tsy
tafiditra... dia tara (tsy tratra intsony) daholo ny zavatra rehetra.
Efa tsy fotoana fanadiovana dossier intsony izao... fa efa fotoana
fanaterana azy :-)
Ary sao dia ny mpanolo-tsainan'i Rajaonarivelo tokoa ary no fopla, tsy
efa mba voavinavina ve ny zavatra toa izao? Ka raha mbola tsy filoha
akory dia efa fopla ny mpanolotsaina... hanao ahoana rehefa tena
filoha? Tsy hiverina indray ilay fanaon'ilay iraikalahy izay
novokisan'ny mpanolotsainy "vaovao tsara"?
Mankahery anareo izay mbola hilahatra eny amin'ny Ambassade Malagasy.
Tsiky dia ampy
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/26978

8. Samoana
(
13/10/2006 14:07)
Niezaka nanao dokam-barotra mafy ny mpanolotsain'i pierakely : avocat vazà e, nanoratra t@ filoha vazà e, sy ny wawawa vazà maro samihafa. Mbola mihevitra ve izy ireo fa azo amidy @'ny vazà toa an'i pierô isika Malagasy e ?
Misolelaka @ frantsay ery le rangahy io anefa na ny média vazà aza tsy misy manao combien azy intsony !
Misolelaka @ frantsay ery le rangahy io anefa na ny média vazà aza tsy misy manao combien azy intsony !
9. Zina
(
13/10/2006 14:27)
Noheveriny fa mbola azo mbolambolaina ity firenena gasy ka oe vaza no mbola hanjanka...
Ny manao ratsy dia mbola ahazo ny valiny foana na ho ela na aingana..
Ny manao ratsy dia mbola ahazo ny valiny foana na ho ela na aingana..
10. prime
(
13/10/2006 14:33)
Marina tokoa aloha fa tena diso calcul teo @ fotoana leiry... nefa na izany koa aza tsy nampoiziny mihitsy ny date naroson'ny fitondràna teo @ début de dépôt de candidature fa surprise b... noverezin-dra8 t@ 1 sy 8...
12. moi
(
13/10/2006 14:55)
Mety mikasa hanenjika filatsahana ihany leiry, fa raha mbola mikiry biby hiditra eto leiry aorian'ny daty filatsahana dia ...
Ny ho avy no hanamarina an'ity resaka ity e !
Ny ho avy no hanamarina an'ity resaka ity e !
13. cristal
(
13/10/2006 15:40)
(l)(l)(l)Za ange oa efa nilaza hoe,ny antony dia mody aloha mba hanafina ny natao satria ny fitondrana misy zao dia tena manadihady ary tsy mitsitsy na iza izy na izy,aleo ny fitsarana iraisam-pirenena no hanenjika azy fa ilay Bank nindramany vola ange tsy gisa fa tsy maintsy hanapoaka ny marina koa e,tsy misy mpanao politika zany oa teto fa izao vao samy mianatra e!(l)(l)(l)
14. xxx
(
13/10/2006 16:06)
ny tena mahagaga anie de raha tsy nanao ninonina i ingahy pierrot nahoana no nandositra tany frantsa?
15. raygasy
(
13/10/2006 17:18)
Marina zany fa hatrizay nitadiava azy marina naninona no tsy niverina izy fa refa mafanafana toy izao ny raharahampirenena zay vao mody mipotra e!asa fanakorotanana koa ve?
16. xxx
(
13/10/2006 19:04)
xxx a ! nitsabo tena izy ka , nampandosirina hitsabo tena :-D:-D:-D resaka efa nifanarahana io e ! oe ndana ianao mandositra aloha , de avy eo nedala tsy mena mivadika ka jereo @ zany reiolona ny ol tokony tohanana a !
17. fijo
(
13/10/2006 19:04)
eo daholo izany,fa le tanjona koa,dia ny hanakorontana satria voakajy,fa raha mody,dia hosamborina ary eo dia hoavy ny gidraka.saingy diso lery,fa tsy nampoiziny hoe tsy horaisina izy,mba hialana io gidraka homaniny io,fa ny taratasy momba azy indray aza no nivoaka tampoka tao.
18. fijo
(
13/10/2006 19:05)
ny ekipa proradidy koa anie tsy hay,mety ao ambadik'izao dossier mivoaka izao e??????
19. xxx
(
14/10/2006 08:29)
za zao tsy sur hoe mbola tafaverina any frantsa i pierrot ohatra ny ao maorisy nedala no hioromponenana ngamba hihih ndrora nitsilany nedala