Antony 3 mahamaika an'i Pierrot
21. xxx
(
14/10/2006 14:40)
efa tafiditra ve i pierrot rajaonarivelo ? t@ 15H45 teo izy no tokony ho tonga ?
22. akbaraly
(
14/10/2006 15:56)
Mbola misy kely saina isika fa ts de mandinika tsra. Ts hoe ts mety ho tafiditra ao M/car anie i Pierrot e! Ts any le resaka ra ol misaina. Ra te hiditra aty antsokosoko izy maninona ra miditra any amin sisindranomasina any!? Ts hisy hahita izy ra tonga any amin alina fa ra zay no ataony de matimaty foana izy ka na ny fatiny aza mety ts hisy hahita tsony. Fa manao fiditra mahoraka izy mba hiantsoana sy hahamaro ary hanafana ny tension zay efa misy mba hiaro azy sady amin zay ny vahoaka ra mahita azy voasambotra de zay no mety hisin ny gitraka. Satri miharo ny mahalala, ho avy androany i Pierrot. Ts tonga ho avy rapitso,... Natao izany rehetra mba hampafana ny fon ny vahoaka sady karazana fitarihana hilahatra andalam-be. Jereo tsara fa rapitsi indray izy de hilaza ny gazety fa ho avy amin Vol Air Mauritius et ainsi de suite mandrapa-hita izay tena moment propice tena hahatongavana. Afaka mandeha Sud Af izy de avy eo mandeha Ari Link mahazo Ivato, inona ny olana! Ho hita eo
23. Zina
(
15/10/2006 00:21)
Mbola misy kely saina isika fa ts de mandinika tsra.
tsssss ry akbaraly ko mitomany be saina...
24. rrgmt
(
15/10/2006 01:16)
Raha tsy mitombona moa ireny dosie 500...dolara ireny fa toy ny an-dRa8 t@ hetra 2001 ? sao dia atahorana ny hahalany azy:lol: 8O
25. moi
(
16/10/2006 05:23)
Antony politika takatry ny saina ny hoe mirotsaka hofidiana fa ny anton-dia dia tena ambadika polifika !
Fa andramana ihany aloha ny hirotsaka hofidiana sao dia mba mahomby !
Fa andramana ihany aloha ny hirotsaka hofidiana sao dia mba mahomby !
26. akama2006
(
16/10/2006 11:40)
ny marina dia matahotra ny fanjakana satria resaka usurpation de fonction no nanjehana azy voalohany nefa raha misy izany dia i sylla babakoto no voalohany satria natao 1 er ministre i ra8 autoproclamé!mazava fa hiverina aminy ny fetaka ka dia atao izay tsy ahatongavany alohany filatsahana ofisialy mba sty hiteraka debat be avy eo!manaraka izay, i ravalo dia tavela tao antanimora raha sty nisy any pierrot ,tsy misy olona hamoaka fotsiny iznay anefa raha sty misy tambiny!inona io tsy fantatra,ka mety misy fianarahana ambadika tao ary mety misy porofo ,ka hiteraka polemika koa ho any ra8 te mbola ho lany 2em fois! maro sy betsaka ny mety ho antony fa dia ny azo lazaina mazava aloha dia matahotra sy tsy tia ny ahatongavany pierrot any mada ny fitondrana! izay aloha sur!
misy milaza hoe etsy ivato tonga raha mafy!oadray tsy ivato irery no atao hoe aeroport ry zalahy a!sty obligé ny tahatongavana any!ary tsy gaga aho raha betsaka ny very hevitra sy diso debat satria mbola misaina fanjakana centralisé !raha mihevitra ary hita fa mihevitra toa izany ny mpitondra fa antananarivo dia bastion azy dia diso hevitra izy satria ny bastion mila base ariera fa tsy bastion ny filaza azy raha isolé izy! tsy tonga tonga foana ny fisiany candidat 18 avy aminy province 5 ankoatra any antsiranana! ka alefaso lalina ny fandinihana !fa mety ho sahirana ny sainareo hanaiky ny valiny sy nyvokany fifidianana raha toa ka tsy lany tampoka ilay heverina fa to!
bonne chance!

27. moi
(
17/10/2006 14:20)
raha resaka autoproclamation iny dia tsy i Pierrot no hatahorana fa na ny mpisolovavany fotsiny aza dia efa mety hahapoaka iny resaka iny, tsy ilàna ny présence Pierrot à Mada... Raha izay koa dia omen'ny Fanjakana amnistie fotsiny izay kendreny ho afaka dia vita kabary .
28. fijo
(
17/10/2006 22:12)
akama an,toa matsilo be enao ,ka mba hazavao kely hoe izahay fa tsy maharaka mihintsy
29. akama2006
(
18/10/2006 11:05)
fijo>
apetraho ny fanontaniana dia valian raha haiko ny valiny!tsy resaka mahay sy tsia fa adidinao olompirenena ny manaraka sy mikolo ny firenena fa tsy miandry mana avy any andanitra!mety hitarika finonoampoana mantsy izay!
tsy mety amiko le mino mino foana aloha dia miezaka mitady valiny a!
mazotoa ary!

31. akama2006
(
18/10/2006 21:49)
fijo> hono hoa:fanontaniana kely ity! hiady hevitra moa isika sa ahoana tsara eto!le mihaino hevitra olona ve hoe ekena izay teneniny ho marina sa mba milaza izay hevriny tenako mba ho marina aminy aho!dia anjaranay na isika no maka ilay teniny ho marina na tsia!dia vice versa!
izaho aloha izay no andraisako azy!ka raha manana sosokevitra i fijo dia lazao satria mety tsy mitovy ny fijery!eny mety tsy haiko le maka hevitra olona angamba ka mba omeo toromarika ary!
misaotra!
izaho aloha izay no andraisako azy!ka raha manana sosokevitra i fijo dia lazao satria mety tsy mitovy ny fijery!eny mety tsy haiko le maka hevitra olona angamba ka mba omeo toromarika ary!
misaotra!