Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i akama2006, milahatra araka ny daty
akama2006 ( 06/12/2007 12:05)
fa inona no tena mampatahotra ny TIM aminy TGV?
toa tsapa sy hita aminy hetsika rehetra fa atao izay aharatsy endrika sy hanasoketana ilay TGV;raha ady hevitra aminy resaka programa moa ka maninona fa tsy misy afatsy fanaratsiana sy fandotoana ran... tohiny
akama2006 ( 11/09/2007 09:51)
hofana trano antananarivo ville
miarahaba ny rehetra! mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douche... tohiny
akama2006 ( 11/09/2007 09:50)
hofana trano tananarivo ville,sao bediny jesosy
miarahaba ny rehetra! mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douche... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 11/09/2007 12:48
akama2006 ( 11/09/2007 09:48)
hofana trano Antananarivo
miarahaba ny rehetra! mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douch... tohiny
novalian'i booboo ny 20/09/2007 10:55
akama2006 ( 23/08/2007 08:45)
fanodinana vola manakara
tena marina fa tsy fanaratsiana kay ilay resaka hoe ranjeva no isany voarohirohy taminy ilay resaka halabola re etsy sy eroa efa volana maromaro izay!ary tena tsy mandainga ighany le telefonina andala... tohiny
akama2006 ( 28/11/2006 20:29)
mbola betsaka hono no tsy vita hoy sylla!lollllllllllllllll
oharany mahare zazakely miady bonbon mahare any sylla miresaka ,aiza moa ny olona ho entina no ho lehibe aratsaina fa dia manao zaza saina miandry tolorana sy homena bonbon tsy ho hita! any mada di... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:47
akama2006 ( 28/11/2006 19:32)
ary ra maty hono ra8 dia ahona!mety hitomany be lehery!
fantsika kely fotsiny iny ka!:-D:-D:-D:-D:-D:-D efa miakatra any aminy lohany webmaster mantsy le famonoana sujet an'olona dia mba omena hevitra mankarary ny andohany izy!:-D:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i akama2006 ny 03/12/2006 09:11
akama2006 ( 25/11/2006 19:10)
moxe le diso siekla sy ny ho avy!
moxe izay mpanolotsaina sy mpanohana mafy any le8 dia efa kely sisia dia aterina eny aminy 18!efa miakatra any anaty atidohany ilay resaka fihaviana ka na misy dikany nastia dia tsy maintsy midelira f... tohiny
novalian'i kitjo ny 26/11/2006 06:21
akama2006 ( 18/11/2006 10:02)
poezie kely ho any ra8!
ra8 aza mitsoka aloha e! lasa aiza hono r8 teo! fa vao tonga dia efa tsy teo! fa nipitsika any jangila! fa ivato hono feno rasila! matahotra angamba lery! tany misy lalàna anie ety! ka ra... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 18:14
akama2006 ( 17/11/2006 10:18)
aza gafina kosa ratsirahonana e!na mafy aza ny t@arte!lollll
tadiaviny sasany gafina ny meeeting ny ratsirahonana AVI tena milay tany fianar,vonoina ny olony AVI milay,dia inona koa no manaraka? laniny akoho ny fangaraka!;-):-D:-D:-D:-D:-D! nareo anie ry nam... tohiny
novalian'i akama2006 ny 18/11/2006 08:47
akama2006 ( 16/11/2006 17:50)
araka ny hita taminy arte dia apres 3 dec inona no hitranga!
variana aminy 3 dec avokoa ny rehetra nefa ny apres3 dec no tsara jerena akaiky!raha ra8 no lany dia fitsipahana tsotra no ataony ambiny,raha sty lany kosa izy dia hisy fitoriana maro dia maro sy fana... tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2006 21:59
akama2006 ( 12/11/2006 17:16)
strategie de BOYCOTT ny vita tiko no tsra apetraka
BOYCOTT no tsara atao satria ny monopole no miseho izao,boycott ny vita tiko satria vita ho ana olombitsy fa tsy ho any malagasy,avy eo boycott ny mbs sy ny zavtra rehetra mikasika ny tiko sy nychaine... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 23:07
akama2006 ( 06/11/2006 19:59)
ohatra ny miahy ahy zavtra hafahafa ny tenako @election ity
^^raha mijery ny fandehany zavamisy amin'izao fotoana izao aho dia mahita fa efa tafapetraka ny "alibi" ny mety ho tranga ao aoriana!ahona no fisehony izay no tsy fantatra,milamina sa fifandonana! ... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:49
akama2006 ( 31/10/2006 10:07)
inona no zavabitandra8 vokatry ny fahaiza mitantana
ho any mpomba any ra8 dia betsaka ny zavtra vita ary tsy misy toa izany!ka mangataka azy ireo mba hilaza eto ny zavbita BE izany,ary vokatry ny fahaizana mitantana! misaotra anareo mialoha!... tohiny
novalian'i akama2006 ny 12/11/2006 10:06
akama2006 ( 19/10/2006 13:22)
fanorenana orin\'asa
miarahaba! hono aho !fijo sy ny namana mpisera eto,ahona ny fandehany fanangana orin\'asa any mada!eo anivony lalana ny charge tsy maintsy aloha etsetra,izay tokony ho fantatra rehetra e!pme mpanodin... tohiny
novalian'i prime ny 25/10/2006 14:13
akama2006 ( 19/10/2006 13:19)
fanorenana orin'asa
miarahaba! hono aho !fijo sy ny namana mpisera eto,ahona ny fandehany fanaganan orin'asa any mada!eo anivony lalana ny charge tsy maintsy aloha etsetra,izay tokony ho fantatra rehetra e!pme mpanodina... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0437