ary ra maty hono ra8 dia ahona!mety hitomany be lehery!
1. akama2006
(
28/11/2006 19:32)
fantsika kely fotsiny iny ka!:-D:-D:-D:-D:-D:-D efa miakatra any aminy lohany webmaster mantsy le famonoana sujet an'olona dia mba omena hevitra mankarary ny andohany izy!:-D:-D:-D:-D:-D
novalian'i akama2006 ny 03/12/2006 09:11
2. kitjo
(
28/11/2006 19:36)
aza marary andoha re e!
tsisy fika tsn ve laisany d zay sisa? hihihi
ka znay oe maty v hitomany ndray e?
tsy maintsy ho lasa filoha iany za ra sanatria k zany..hahahha

4. akama2006
(
28/11/2006 19:52)
kitjo> ho any webmaster manokana io ka !:-D:-D:-D,nga mbola tsy matory ??
6. kelly13
(
28/11/2006 21:31)
ary neveriko hoe "lery" nge e, hay v lehery e!! mi scene kou nareo ka! gaga iany mantsy za hoe "raha sanatria maty ra8 d hitomany b lery"!! hihihi!!!
7. hery
(
28/11/2006 21:36)
:-)
Tahaka ny gasy maty rehetra... fa izany hoe filoham-pirenena :-)
Tsy hitomany akory aho. Ary raha lany izy tsy hanao sakafo be akory aho.
Satria aho araka ny nolazaiko dia tsy mahazo tombontsoa manokana amin'i Ra8 mihitsy... fa izay ilay izy e :-)
Rehefa mi-proposer olona mety haharesy an-dRavalo ianareo dia tohanako tsara indray.
Teneno ihany aho afaka 5 taona rehefa mba kandidà tokana no atolotry ny mpanohana. Raha tsy mitambatra toa izao ianareo dia aimbery maina ny manohana anareo.

8. akama2006
(
28/11/2006 21:46)
hery> ka ahona kosa moa ,efa imbetsaka no natao ny filazana hoe havaozy ilay code electorale,ny miverina foana dia hoe avelao hoe eo fa io aza no nataony ny teo aloha teo koa nahona no hovaina!!! izany ve dia mba responsable!
tsy miteny aho hoe ny mpanohitra mety ny ataony, ny 80% ny mpanohitra dia te ahazo toerana fa tsy manan programa matotra !resaka fanazazana ny olona ho entina fa sty manana hevitra sy saina tia mampandroso!marina iznay!fa tsy hoe ny 80% tsy misy hilana azy dia tsy hasaina fanovana sy fomba fisainana vaovao!raha vita anie ny code electorale tsy nisy candidat 14 sy antoko politika efa najtony e!fa misy izany satria tsy misy lalana mifehy!
ira8 anefa dia faly maneso ny antoko amanjatony sy ny mpanao politika,fa ny adinony dia ny manadala ny adala no adala!izy no mpitsabo afaka manova zavtra fa tsy manova inona inona ,ka tsy omeko tsiny ianoa raha hiteny hoe afaka 5 taona satria tsy miray hina ny mpanohatra!
ary farany,tsy misy afaka hifandanja aminy ity rouleau compresseur be ity IZAY arema BIS! amiko tsy misy "éloge" tokony ho atao na fiderana izany satria mahamentra!raha izany no hilzana fa hoe mahay sy tiany olona dia mitovy tahaka ny tavoara feno tapany!
8)8)8)8)8)8)8)8)8)

9. fijo
(
28/11/2006 23:35)
akama an,ny tsy mampitovy andravalo sy deba be,dia izao,ny iray nahavita ny iray nanimba fotsiny.raha ravalo no mitondra 25 taona hoatra andradebabe,dia hiova be mada.
10. Zina
(
29/11/2006 03:48)
fijo [ Valio ] 29-11-2006 00:35:38
Lohateny : Re : ary ra maty hono ra8 dia ahona!mety hitomany be lehery!
akama an,ny tsy mampitovy andravalo sy deba be,dia izao,ny iray nahavita ny iray nanimba fotsiny.raha ravalo no mitondra 25 taona hoatra andradebabe,dia hiova be mada.
ka ita fa marina io ko
12. xxx
(
29/11/2006 08:12)
xxx: marina izany!
akama2006: sao mba tsy mety kosa izao fiteninao izao, mba asio fifanajàna kosa fa samy olon-dehibe daholo!! izao ve ny fiteninareo dia haharesy lahatra ny vahoaka hanohana anareo mpanohitra ianareo? raha misy lany eo ny iray amin'ireo, angamba dia ompa vary raraka ny hifampitenenana!!

13. papounette
(
29/11/2006 10:05)
akama2006:
fantsika kely fotsiny iny ka!:-D:-D:-D:-D:-D:-D efa miakatra any aminy lohany webmaster mantsy le famonoana sujet an'olona dia mba omena hevitra mankarary ny andohany izy!:-D:-D:-D:-D:-D
ary ra maty hono akama2006 dia ahona!mety hitomany be lehery?=))=))=))=))
14. tywa68
(
29/11/2006 12:13)
ô ry Akama a = avelao i ra-8 hanohy ny asa natombony fa zara aza misy olona mazoto ohatr'azy ! ny sasany anie ka tsy hita zay handraisana azy ê !
15. akama2006
(
29/11/2006 12:51)
xxx>tsy hitako izay tsy fanajana izany ,sao heverinao fa anjely aza io rangahy io na mesia?
tsy niteny mihinsty aho hoe matesa le8 fa hoy aho hoe raha maty hono sa sty mety maty izy fa surhumaine?
izay coté ridicule izay sy tezitra ambony izay no nanaovako io post io manokana ho any web master kanjo moa iano koa iznay an\'isany!
tsy mahita ve xxx hoe tsy rationnel fa taitaitra?

16. xxx
(
29/11/2006 18:38)
ny mahagaga anareo panohatra andravalo oa de manao hevijaza daholo e, na manao hevitra botolo, sady tsisy fifanajana mihitsy, mba mieritrereta fa olondehibe daholo isika miresaka eto e!!
17. kitjo
(
29/11/2006 20:01)
mba akamako iany ve ry akama dia miteny anzany?
neveriko oe "lery" ko le izy fa diso frapy..hay "..." tsy sahiko soratana akory fa tena tsy fanajana kosa e..
aza mba manao anzany lesy fa mbola eduque ihany ve d hifanao anzany raha ny hevitra no tsy itovizana
raha tena tsy revenareo mitsy i hery dia aza mankato fts d samy maka ho azy raha mampisy olana fa tsy mety kosa zao ry akama an..hono an :-*
rehefa tena tsy tinareo ko zahay fa manohana an ra8 tsy maninona koa fa aza valiana fts ny resakay e!
tsika ve efa mpindrana gratos ny efitrano fandraisam-bahinin'i hery dia sady tsy hanaja koa? raha any an-tranonao v zany tsy efa voadaka sa?

18. akama2006
(
30/11/2006 08:39)
kitjo> iza aloha iznay resahinao izany mba asio anarana ra kitjo fa tsy hay intsony na le akama2006 na akama iza ity resahinareo a!:lol::lol:!