ary ra maty hono ra8 dia ahona!mety hitomany be lehery!

21. akama2006 ( 02/12/2006 12:26)
kitjo>.....azonao tsara aloha ve le postko sao faly hampiavana sy hanome hanatra ianao?:^):^);

fijo> lany anie tsy olana e!izy aza ho lany koa!:-*:-*,fa izahay koa tsy hipetrapotsiny dia hamela azy hanao izay tiany atao!izay no difference angamba satria teo aloha ny avi teo anatiny izoa kosa mino aho fa tsy hiditra ao antiny izy!
22. besoiiin ( 02/12/2006 21:32)
akama2006:

teo aloha ny avi teo anatiny izoa kosa mino aho fa tsy hiditra ao antiny izy!


AVI tao anatiny nandritra ny 5 taona d nanova blouson herinandro vitsivitsy lasa izay, :D:D:D avy eo niogaoga sy nanenjika an'ilay andriamanitrakeliny fahiny :D:D:D, film efa nandé io, miandry hirika we hisy 2em tr d mody hanohana anra8 kely de hiadivarotra seza indray, diso calcul nefa fa tena 1er tr de vita, d logik b fa tsy ho tafiditra ao anatiny intsony satria ilay train ho japina efa lasandavitra....

23. akama2006 ( 02/12/2006 22:06)
mbola tsy maty angaha ialahy ry sous homme?:}:}:}
24. kitjo ( 03/12/2006 07:29)
akama2006> tsy koi ra znay fa inona moa ny tombotsoako hampihavana...

iadivo fts dol aza ny olona rah zay no tena mahafaly ny fon'ise e!

azoko tsara ny resaka ary tsy hidirako ny fankahalanao an'i hery, safidinao zay..

ny nolazaiko fts oe le fomba fiteny no tsy mety le hoe "lehery"

zay fts io!

tohizo ny lalanao aza e..le miady io..:lol:
25. besoiiin ( 03/12/2006 08:00)
akama2006:

mbola tsy maty angaha ialahy ry sous homme?:}:}:}


irianko faty vao ela velona ry akim a:-D:-D:-D


26. akama2006 ( 03/12/2006 09:11)
bes....oin de torche c..ul> maniry anla ho velona be mba ho faty haingana ka!:-P:-P:-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0547