mbola betsaka hono no tsy vita hoy sylla!lollllllllllllllll
1. akama2006
(
28/11/2006 20:29)
oharany mahare zazakely miady bonbon mahare any sylla miresaka ,aiza moa ny olona ho entina no ho lehibe aratsaina fa dia manao zaza saina miandry tolorana sy homena bonbon tsy ho hita!
any mada dia arabakiteny mihintsy ilay fiteny taminy androny caesara tany roma hoe:ampilalaovu ny mponina dia hilamina ny fanjakana!
tsy misy zavtra "constructive" fa dia resaka fampanatenana foana!mba efa napetrakareo mpanohana zay ve hoe aminy fomba ahona no ho entimanana hanaovana ilay asa be lazaina fa sty vita nefa ny 5 taona lasa aza nahazahona vola be natao sans "filet"!
8O8O8O8O!mahakivy ka!mbola hoe ela hoy i kaina!

novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:47
3. akama2006
(
28/11/2006 21:50)
simplex> manao politika tsar mihinsty ny tena fa ny politika malagasy dia politika tsy misy anarana!tsy ambony tsy ambany toa lohalika alika!ka na mifampisolelaka na mifanaratsy fa ny fotokevitra sty misy,ary ny manontany ireo izay ho entina dia tsy misy!
tsy"representative" ny politika malagasy fa kitrano antrano!hoy aho!8)8)8)8)8)
tsy"representative" ny politika malagasy fa kitrano antrano!hoy aho!8)8)8)8)8)
4. fijo
(
28/11/2006 23:29)
misy ekeko io farany io.
saingy tsy any aloha isika izao fa fifidianana izay ho filoha.
saingy tsy any aloha isika izao fa fifidianana izay ho filoha.
5. piso45
(
29/11/2006 08:20)
Ianao anie any ivelany dia tsy mahita ny zava-bita eto Dago e!!Ity ny site-n 'ny Gouvernement fa mbola ambangovangony fotsiny ireo:www.madagascar.gov.mg.Dia mazotoa mamaky e!!!
6. akama2006
(
29/11/2006 13:10)
piso45> mahita ny zavatra vita aho fa tsy claseko ho zavabita ireny amiko!ary tsy tokony hitompoany gvt mitondra ho zavabitany!
kitjo> slut!fa ny mifidy ho vita fa ilay tranga ao aoriana koa ange mila tsinjovina e!
kitjo> slut!fa ny mifidy ho vita fa ilay tranga ao aoriana koa ange mila tsinjovina e!
7. bazylou
(
29/11/2006 23:28)
ny ahy aloha ny zava bita dia pma ihany aloha izao i madagasikara e!! ny trosa miavosa !!
8. HESHA
(
01/12/2006 14:18)
ka ra talou ny trosa fotsiny fa tena tsy nisy mihitsy ilay vita, ankehitriny na tsy ampy aza mba efa misy jerena, iza no tsara hoy ianao ??????
ny kitrano antrano tsy maintsy misy na aiza na aiza fa tsy hoe eto amintsika ihany, asa ianao ve raha mahita lalana ampiasana ny fianakavianao manampahaizana de haka olon-kafa any ivelany ??????
ny kitrano antrano tsy maintsy misy na aiza na aiza fa tsy hoe eto amintsika ihany, asa ianao ve raha mahita lalana ampiasana ny fianakavianao manampahaizana de haka olon-kafa any ivelany ??????
9. fijo
(
01/12/2006 23:47)
misy atraiza ataraiza io ambadika io e,fa ny fiovana efa ita aloha no tiako hitoy