hofana trano tananarivo ville,sao bediny jesosy

1. akama2006 ( 11/09/2007 09:50)
miarahaba ny rehetra!

mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douche, misy jiro sy rano (mafana),misy garage na parking sy mpiandry tanana!!

misaotra betsaka aminy valinteny na approximatif aza ny hofany tsy olana fa mba omeo fourchette de prix!!:*:*:*
novalian'i tsaramaso ny 11/09/2007 12:48
2. simplex ( 11/09/2007 09:55)

ie
bedin'i jesosy ity fa afindrao any @ eritreritra mandalo/ toe-karena... :@:@

valiny: tsy haiko :)
3. mbaliana ( 11/09/2007 10:02)
anga tsy misy cuillière de prix? :^):^):^)
4. bozyboleta ( 11/09/2007 10:38)
Mila asa fampaherezana le mpametraka lohahevitra :-D:-D:-D
5. ikaretsaka ( 11/09/2007 12:09)
gravy koa ity..
ohatran'ny hoe any am-piangonana no mitabataba hoe "misy string ve ato":°)
6. tsaramaso ( 11/09/2007 12:48)
akama2006:
mba omeo fourchette de prix!!:*:*:*


http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46e5776e1001b !!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8317