fa inona no tena mampatahotra ny TIM aminy TGV?

1. akama2006 ( 06/12/2007 12:05)
toa tsapa sy hita aminy hetsika rehetra fa atao izay aharatsy endrika sy hanasoketana ilay TGV;raha ady hevitra aminy resaka programa moa ka maninona fa tsy misy afatsy fanaratsiana sy fandotoana rano lava izao,ohatrany zazakely lava tsy misy fivoarana nefa efa loajafy aza angamba ny sasany manao izany!
le honohono moa dia tsy misy farany maninona raha mba asiana "source" hoe avy aiza e!rehefa tsy misy dia tsy miteny satria fanaratsiana sy porofo ny mbola maha biby fiaina ilay mpanao honohono izay,ivelany fotsiny no mba miampita ranomasina fa le fisainana dia gasy mpanaratsy sy mpamosavy malemy ,toetra efa tsy fidiny fanao sy tohizan'ireo tsy afaka mba maka "recul", mampitaha any antoerana mbola lovaina sy ho entina miampita ranomasina ihany!izay koa angamba no tsy mampandroso antsika malagasy mbola biby fiaina sy fisainana ka mbola tsara mijanona aminy vanimpotoana sahaza antsika 19 em siekla,fa tsy izao 21 e izao!


2. mamsoo ( 06/12/2007 12:34)
Tsia. Tsy matahotra an`i Andry akory ny Tim fa "Tsy mi-sous-estime" fotsiny. Ny mahery tsy maody tsy ela velona. Zaza vao mianamandeha anie i Andry Politiquement parlant e. Ny scratch no tena manavanana azy.Dia mba mampiasa vola fa tsy mbola manomana taranaka e. En faite, @ samedi jerena izay mahavory olona betsaka dia @ alarobia maraina samy mahafantatra hoe iza ilay maire de Tana dia iza ilay merde Tana. mankalaza e.
3. salmo1 ( 06/12/2007 12:37)
akama2006:
fa inona no tena mampatahotra ny TIM aminy TGV?

Zay lany ho ao Capital no antokisana ho lany amin'ny fifidianana filoam-pirenena manaraka.

;-)
4. akama2006 ( 06/12/2007 12:46)
salmo>io aloha mazava hoe izay no tena heviny fa le tahotra amint TGV mihoatra noho ny hafa no tena mampiomehy,raha tsy hoe isan'olona angaha !aiza ve ka resaka V de la victoire avy ka hita henjehina!ridicule e!

mamso>raha misy merde aloha dia ravalo anagamba no tena filohany satria tsy mene mivadika toa bibilava,sady tsy misy kitapon'eritreritra,hoy ny ohabolana hoe:ny hendry mody voky fa ny adala misesika ihany!
5. Ragadona ( 06/12/2007 13:35)
Tsy hisy maire de Tanà ho lany filoham-pirenena ntsony aloha aorian-dRavalo e, na hisy fa efa ho tantara be, tsy noho ny inona io fa resaka confiance noho ny ataon dRavalo am zao
6. ari.malala ( 06/12/2007 13:53)
fa ts azoko mitns zany we in mints no ts aritrle mamsoo io amze ts fananan'i andrytgv zanaka e! fiananao nga zany?
7. lapino ( 06/12/2007 15:12)
ivelany fotsiny no mba miampita ranomasina fa le fisainana dia gasy mpanaratsy sy mpamosavy malemy ,

Tsy azoko ilay hoe "ivelany miampita ranomasina" :^)

Tsy haiko raha za no tsy mahazo resaka, fa ohatra ny maheno zany aho amin'izany hoe : araka ny fisainan'ny echantillon-na malagasy eto, izay representatif-n'ny population, dia "cage à merd*" ilay madagasikara, ary isika gasy no "merd*" :cry::cry::cry: :evil:
8. akama2006 ( 06/12/2007 16:12)
lapino> ny tiako lazaina amin'io dia hoe:misy olona manoratra aminy site tahaka ity misy antsika ity izay mipetraka aty ampitany ranomasina efa ampolotaonany maro,efa laojafy,efa mba mahita ny atao hoe fijery malalaka sy feno fanazavana hatraminy kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra,nefa dia mbola misaina ohatra ny olona tsy mahalala izany falalahana izany;tahaka ny hoe mbola mipetraka any Antsohihy,na Ampasikibo any aminy toerana tsy misy jiro,rano,internet,gazety,radio maro,etc.....,izany hoe tsy mahita afa tsy ny atolotra sy izay re araka ny lovantsofina sy ny honohono!azonao ilay maha tsy mitovy azy?matoa miampita ranomasina dia miaina aminy toerana hafa izany ,misy ny mizatra miaina ,maka ny tsara, fanilihana ny ratsy eo aminy ilay fiaraha-monina vaovao.Araky ny fisiany fivoarana ara teknolojika mivelatra misy iznay sy ny fihemorany mpiavy(malagasy) ivelany ranomasina,dia tokony manana fijery mivelatra kokoa izy!porofo ohatra ny fahatongavan-tsainy "andafy" ny toedraraha misy ka na inona ataony firondrana tsy misy taitra aminy "gesticulation" ataony ny olona mipetraka aty ivelany;mazava ho azy fa salan'isa no jerena eto fa tsy hoe ny isany olona manatrika aminy toerana tery ka lazaina fa vahoaka be !io tsy ny mpitondra irery no mizaka azy fa na ny opposition aza dia voadaka toa izay koa!midika io fa matotra ara politika sy tsy miankina mivantana aminy fitondrana ny olona aty ivelany ka manana fijery azo atao hoe "objective"!misy foana ny bloc solide ny tsirairay avy fa tsy "representatif" ny "diaspora".Raha tsy mino iznay ianareo dia andramo anie ny manao fihetsehana toa ny taminy 2002 ho fanohanana ny fitondrana e,na miaraka ny ambasady io na tsy miankina dia ho hitanao izany hoe HS,tsy credible!ambonin'izay mihevitra foana ny TIM fa ny "credit" any taminy 2002 dia noho ny fitiavany olona azy,diso izay satria ny blocage anti-économika no naharomotra ny olona fa tsy ny tim sy ra 8 loatra akory,vokany tsy afaka hilaza ny TIM france sy tim allemagne sy suisse ,amin'izao fa mbola crédible aty ampita ny ranomasina!izaho dia sahy hifanamby ny amin'izay,olona mpitaty rakena no milaza fa mbola mamy hoditra ny TIM aty ampita ny ranomasina,asa manantena pote angamba na ny sahala amin'izay!
9. akama2006 ( 06/12/2007 16:16)
lapino> tsy haiko aloha le hoe "merde" tianao resahina fa raha ny filoha no atao hoe voalohany aminy malagasy dia ,"merde" avokoa iznay ny gasy!satria izy tenany dia manao zavatra "merdique" :arrow::arrow::arrow::^)!
10. salmo1 ( 06/12/2007 16:24)
akama2006:
lapino> tsy haiko aloha le hoe "merde" tianao resahina fa raha ny filoha no atao hoe voalohany aminy malagasy dia ,"merde" avokoa iznay ny gasy!satria izy tenany dia manao zavatra "merdique"

:-D
Una mierda zany isika kou, Kaka = Malgache.

;-)
11. akama2006 ( 06/12/2007 16:35)
salmo1> :lol:ie ka izay ilay democratie koa nga afa bela fa rehefa kaka ny mitondra dia kaka koa izay ho entina mandra mpialany aloha!:-o
12. tendry77 ( 06/12/2007 19:53)
-Fa maninona no misy ministre mirotsaka manao propagandy;ny propagandy ve tsy dokambarotra eh!samy mandoka ny tenany de samy milaza ny fandaharapotoanany,fa toa lasa mifanaratsy zany ry lerony,:sa ny 3dec2006 indray no navadika
-Ny TIM matahotra an'i TGV:misy rah donc ao(....°)
13. fijo ( 06/12/2007 22:44)
ilaina ny tahotra,fa tsy tokony hanaratsiana olona izany.
14. patrick2002 ( 07/12/2007 01:54)
efa may volo-tratra ny TIM ,tsotra ny antony ,fa mbola nanantena ihany ho mamy hoditra ao tana mandrakizay .
Dia ho hitantsika eo ny fahamasinana nodradradradraina ,efa hita aloha izy t@ fifidianana deputé farany teo fa nangalatra ny TIM tany ambanivohitra sy anindratany ,dia ho hita eo indray ny ao Tana ,ao akaiky ambasady sy representant ny RFI ,sy BBC ,raha tsy hoe horoahana indray angamba izay mpanao gazety manelingelina . wait and see
15. ravatorano ( 07/12/2007 05:11)
za kou alou mahita fa mataotra ry zalah matoa fivoriana lava eny iavoloha eny ary raha ny voalazn'ny gazety omaly izay hoe ny mpiasann'y commune mihitsy no novoriana sns fa tsy tadidiko ilay izy dia asa fotsiny
tsy nampoizin dry zareo ankilany hoe hisy olona marobe hanaraka an'ilay tgv mantsy e tsy tao antsaindry zareo fa lery anie ka mahavoa an'io resaka pub io e ka mora taminy ny nampiasa ny radio-ny sy ny viva-ny hisintonana ny olona ary indrindra ireo artista maro zay nitonona mihitsy fa hanohana azy.Aza hadino fa iny koa dia efa antony izay mahasarika ny tanora satrai ao ilay heo za mirevy tovojhay,lola,melky,sns dia aleoko mifidy tgv ranagah d izay fa tsisy resaka hoe iny ny programan'asany izay hifidianako ilay ho ben'ny tanana ! ! ! !
amin'ny 13 dec tsika mahare izy e
ny eny andoharanofotsy aloha dia voan'ny tim malalaka be satria ireo mpifaninana aminy aza tsy mahavita manao propany akoriny kouh !:wink:
16. eprom ( 07/12/2007 06:08)
akama2006:

lapino> tsy haiko aloha le hoe "merde" tianao resahina fa raha ny filoha no atao hoe voalohany aminy malagasy dia ,"merde" avokoa iznay ny gasy!satria izy tenany dia manao zavatra "merdique" :arrow::arrow::arrow::^)!

Kay le!
Io filoha io de lanin'ny malagasy, izany hoe t@ mpifaninana rehetra de io no azoazon'ny malagasy indrindra. Izany akory tsy midika fa 100% tsara no ataony eo fa misy de misy tokoa ny tsy mety. Fa izany azafady aza ilazana ny malagasy ho "merde".


17. namana2008 ( 07/12/2007 06:49)
matoa ny TIM mataotra ani TGV d SATRI PANOHITRA NO AO AMBADIKY TGV. matoa TGV nilatsaka ben'ny tanana tampotampoka teo d satri voailikilika tam le panneau bdb reny.VENGEANCE fotsiny no mahatonga ani tgv ho eo ka zany v d mba azo ianteherana??? sady amzay d ze mbo nataon'i ra8 iany mbo averina. le tsy misaraka tam lalao mitsy durant propagandy. tssssssssssss. tsy azo ianteherana oa io fa mba mailo.
18. ravatorano ( 07/12/2007 10:28)
za klouh tsy mifidy etro tana ville ry namana2008 ka tsy itako izay ianteherana amin iza na iza
fa izao lery kosa toa mahavita propany anazy irery kle fa resa be fotsiny ilay hoe misy olona ao ambadiny ! asa raha hitaao ilay diika ankiray fa nilaza lery fa herimpony samirery nbo anaovany io propany io dia izy koa manana imprimerie ka afaka manao tsara ny enti miatrika ilay propany afa tsy ny viva ampiasaina lava io lasa pub propany mantsy zao ny fandaharana ao
ka lery toa tsy hiantehatra amitsika izany fa tandremo sao lany tampoka ao io fa isy fimemezana angambany kle !
19. namana2008 ( 07/12/2007 10:58)
eny e. eo ary atao oe mande seul lery e. tsy asina ady hevitra ange zany e. fa zao aleo oa i hery iany satri lery mba ita mivaingana ny asan'ny tanany nge e. io tgv io tsy fatatra ze apokany eo ka so d hanenina. fa za tena franchement a fa na AREMA aza i hery ka nahavita asa mafinaritra otrizao d izy fona no nofidiko satri ny asa vita no ifampitsarana eto fa tsy ny habogosotéany!!!
20. akama2006 ( 07/12/2007 21:30)
mba azonao lazaina kely fotsiny ve ny antony hilazanao fa nahavita zavtra betsaka ity cnadidat ny Tim ity!

amiko misy zavtra roa lehibe tokony ahatonga fampieritreretana antsika ,indrindra moa ianareo miaraka aminy Tim,dia izao:

ny fitondrana tanana,vohitra,faritra,firenena ve midika fitantanana manomboka sy miankina voalohany indrindrindra aminy enti-manana sy fitaovana misy eo ampelan-tanana sa fiandrasana fanomezana sy fanampiana ivelany faritra iadidina?

faharoa:

ny "maire" ve na filoha na lehibeny fokontany,tokony ho tompony tenany sa miankina aminy fikambanana,antoko,firehana,fihaviana?

misaotra izay hamaly mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2066