fa inona no tena mampatahotra ny TIM aminy TGV?

21. patrick2002 ( 08/12/2007 14:02)
namana2008:

matoa ny TIM mataotra ani TGV d SATRI PANOHITRA NO AO AMBADIKY TGV. matoa TGV nilatsaka ben'ny tanana tampotampoka teo d satri voailikilika tam le panneau bdb reny.VENGEANCE fotsiny no mahatonga ani tgv ho eo ka zany v d mba azo ianteherana??? sady amzay d ze mbo nataon'i ra8 iany mbo averina. le tsy misaraka tam lalao mitsy durant propagandy. tssssssssssss. tsy azo ianteherana oa io fa mba mailo.


F'angaha moa i Ravalomanana tsy vengeance no nahatonga azy nanao politika ,leo ny gidragidra nataony ministre AREMA azy satria sponsor ny antoko AVI ,leo ny vola hampandehanana ny antoko AVI ka dia naleony nanao azy manokana .

22. namana2008 ( 10/12/2007 05:50)
marina zany. d aiza ary isika amzao e. satri ra8 no lanintsika??? mandroso sa ahoana??? d zay ndrindra le tiko tenenina oe SATRI NIATSAMPY TANY AM OL TSY FANTATRA SIKA D ZAO NO IAFARANY. d eo vo samy mitabataba eo. d tsy fay tamininy v d ande ifidy ani TGV olona tsy fantatra encore une fois d may volo-tratra indray avy eo vo ikoropaka doly ndray???? za kalo tam fifidianana ben'ny tanana tam andron-dravalo reny da tsy mba nifidy anazy zany a. fa nony itako kosa oe nisy fiovana nentiny nandritra ny 2ans d resy lahatra za ka za tsy mba ifidy olona tsy fantatra zany mitsy ra tsy mapiseo ny asany izy. aiza mo no hanan'i TGV vola B amty fifidianana ty nefa vo tsy ela akory izy zay no lany vola nanokafana tam VIVA ka???!!! na d ngetroka sahala am inona aza izy???? sa vola kely d mahasokatra tele sy radio indray maka???....
23. pitchou ( 10/12/2007 12:14)
namana2008> aza ny hakelin'ny parasy no jerena fa ny fipitipitiny! matoa TGV nenjehina hatrizay, fa tsy vao izao izy mirotsaka ho maire izao, d mandroso be ny asany! ny mety hahasamihafa ny vola lanin'ny kandida TIM sy ny TGV fotsiny d ny iray ny volany no ampiasainy, ary ny iray tsy ny azy.
izaho koa tsy mitovy hevitra aminao we izay efa teo ihany no tokony ho eo! fa raha izany tsy aleo miverina @ fanjakan'andriana? tsy aleo ve mitondra rivo-baovao? sady efa leo ange ny olona e! ka sahy izay vaovao tonga eo ka hanao ny fomba fanaon'ny teo aloha!
ny tsy arotro fotsiny na iza na iza tonga eo dia we AIZA NY MANGARAHARA! vola be tsy toko tsy forohana no nampiasaina teto nefa toa tsy d mifandanja loatra ny zava-bita! mba azo ampafantarina ny olona v ny nampiasana ny vola, atao @ antsipirihany, fa tsy atao we 2 miliara hon ny nanaovana ny stationnement ambodivona (kay kay kay), na hisy tsaho we 250 millions hon ny WC poublic kely iray (kay kay kay. Rehefa mazava izay, mety mba hionona ihany ny tena
24. tsiafoi1 ( 10/12/2007 15:00)
Ny ahy aloa zany ny mampivanaka ahy de le fahamaivanan'Antananarivo e! Ka aiza moa no tsy ho voa-fainte ny Zafy t@'ny kely foana t@'ny 1991- Maso tia vao loatra no sady vendrana, nefa mba miseho ho lalin-tsaina ery. Niafenan'i Zafy tao ambadiky ny hery velona fotsiny de tonga de babo, nefa avy teo naveriny mora foana tany @'ny deba sy ny équipe-ny ny baolina.

Tonga indray ity ny éléction de mi-camoufle derrièren'i Andry TGV (rizalahy mpanohitra saribakolin'i La Frantsa(ka toa ambodia mitafy odin-janak'ondry) de babo ndray Antananarivo, miseho maranitra sy liam-piavoarana hum!

SOKAFY NY MASO SY NY SAINA, fa tsy mora sodokan'ny Publicité sy ny bogosité e!
25. patrick2002 ( 10/12/2007 15:11)
Ny ahy nama aleo manova rehefa misy olona masahy manao critique constructive ,izany hoe manakiana izy ary manome vaha-olana ,izany ihany no mitondra any @ fandosoana .
Miteny aminao izaho fa ohatrinona ny vola-miditra @ commune Antananarivo @ haba-tsena fotsiny reny mpivarotra @ sisin-dalana rehetra reny angalana 500 Fmg efa 6 ans passée izay nefa raha aty ambodin'isotry ianao no poritra te hanao ny besoin nao aty trano-pokonolona vao misy WC public ,izany fotsiny dia efa hita fa mbola misy ny gaboraraka ao antananarivo ao .
t@ 2002 dia nogadraina ny president pokotany ny Ambodin'isotry fa laniny ny vola 10 000 000 Fmg par mois hofana parking ,heritrereto fa hofana parking fotsiny ahazoany fokontany 10 000 000 par mois ataontsika hoe 2 500 000 fmg karamany gardien manana 7 500 000 fmg izany benefice ataovy io hoe fois 12 dia ohatrinona isan-taona ny vola miditra ,tsy ahavitana bassin public ve na douche public , na WC public izany .
Izay no hataoko hoe aleo manova raha misy olona vaovao vonona ny hanova ,izany hahavita ny tsaratsara kokoa noho ny teo aloha,sady ny hazo boboka tsy mipetraka @ toerany ela izany fa mijanona ho boboka foana ,jereo fotsiny i Zafy Albert tsy nahavita ny vitany Ratsiraka izy vao 3 taona fotsiny dia empeché zao Ratsiraka sy ny namany mitady hiverina eo fa ,tsy maharototra ny vahoaka satria i Ravalomanana nahavita noho i Ratsiraka.
26. tsiafoi1 ( 10/12/2007 15:39)
patrick2002:
jereo fotsiny i Zafy Albert tsy nahavita ny vitany Ratsiraka izy vao 3 taona fotsiny dia empeché zao Ratsiraka sy ny namany mitady hiverina eo fa ,tsy maharototra ny vahoaka satria i Ravalomanana nahavita noho i Ratsiraka


Empêchement Zafy : Jeu fotsiny reny t@'ny 1991 reny, Zafy anie saribakolin'i deba sy La Frantsa e! fa ny baolina tsy maintsy naveriny tany @'i Deba.

Resaka avo lenta io patrick a! Fa zao fotsiny ihany, raha omenao an'i Andry Antananarivo (zay mbola saribakolin'ny mpanohitra = ekipan'i deba) de potsiro reto voamasoko roa ireto, fa miverina @'i Ekipan'i deba ny fitondrana, ary ampelantanan'i La Frantsa indirectement isika. De alaivo sary an-tsaina fa Madagasikara ho lasa toa an'i Afrika.

Sao De heverinao fa maivana aza reny manam-boninahitra frantsay be dia be nalefa taty ireny, de mody manao sarin'ady sns... Satria Ra8 miaraka @'ny z'Amerika, ary nahasahy nanantsimbadika ny tantara (porofon'izany ny fanomezana ny fiarovana ny sisin-tany ho an'drizareo Amerikanina).

Hiakatra tsy ho ela ny petrole, ny handrombaka mivantana aloa de ho sarotra, fa aleo ny mpitondra no travaillé-na ho équipe;

koa antsika no misafidy :
Hifidy TGV de i La Frantsa, sa hamikitra an'i Tim de ho lasa z'Amerika. ANAO NY SAFIDY
27. patrick2002 ( 10/12/2007 18:01)
tsy izaho no hitantarainao an'i amerika 5H en voiture izaho dia tonga ao New-york mahita anireo ghetto any amerika ,sao dia ataonao tsara daholo araky ny eritreretanao azy aza ny aty ,ny azy koa mba ny zava-bita no harentiny @ clip sy film hollywood jerenao io.:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0804