Horoscope ao amin\'ny gazety

1. moi ( 08/11/2004 13:03)
Olona ambony iray tsy mino ny horoscope no nitantara fa manana namana tompona gazety mivoaka isan\'andro, ary dia nanontany hoe nahoana no rebirebenao amin\'io horoscope io ny olona ?
Dia namaly hono ilay tompona gazety hoe :
Asiako horoscope ny gazetiko, satria raha esoriko io, dia be dia be ny mpamaky no tsy hividy azy intsony ;
Manarak\'izay hoy izy, dia asiako horoscope foana ny gazetiko satria tsy handaniako vola akory izy io, satria horoscope tamin\'ny gazety nivoaka an-taonany no averiko ao indray.

Izay ihany no tiako mba tantaraina.
novalian'i xxx ny 26/11/2004 23:54
2. ramoul ( 08/11/2004 13:07)
Zany kosa ve tsy fandrebirebena vahoaka fotsiny? ko tsy asaina vakiny rery any ny horoscop\'ny :evil:
3. six ( 08/11/2004 13:23)
soa ihany za fa ts d mila oroskopy
4. maditra ( 08/11/2004 13:57)
Ka mba marina kosa anie ny an\' ny tompon\'ny gazety e! Ny olona no tia horoscope dia asiana horoscope ao amin\' ny gazety. Peu importe io na antitra na foromporonina fotsiny na mba nodinihin\' ny mpahay azy.
Amiko aloha ny horoscope dia fandaniana andro fotsiny no hamakiako azy fa zaho tsy hiaina an\'iny mihitsy.
5. fijo ( 08/11/2004 23:39)
ny mpamaky no vendrana fa tsy ny mahay mitady vola.
6. fatsoraly ( 09/11/2004 00:42)
ireny anie ry moi gazety mivoaka isan\'andro dia inoan\'ny olona fa hoe maharaka toetr\'andro e! Ny tsy fantany dia hoe misy ny mahalaza ny tena fiandohana sy fihafarana (Alpha sy Omega).
7. fijo ( 09/11/2004 21:46)
fa iza hono??
8. kitjo ( 13/11/2004 14:18)
Ny mampiomehy ange mareny dia mis olona hoe na tsy misy in in aza @ fiainany d ezahiny hiseho ilay zavatra voalazan horoscope e

misy ndray raha zavatra artsy dia mivarahontsana sy tapaka lalandra nefa tsisy akory aveo
9. fijo ( 16/11/2004 00:18)
ka io tonga amin\'ilay akama ko izay hoe rehefa tsara letia dia hinoy fa raha ratsy aza hinoana an.
10. titakely ( 19/11/2004 15:22)
ny horoscope fandaniana andro fotsiny e asakasak\'izay mino an\'io
11. kinaoly ( 20/11/2004 10:48)
kitjo> za kou nahita anzany, manaiky influencer-nze zavatsa hitany ao le ol njainjay,
12. fijo ( 22/11/2004 21:42)
ka saina malemy ko
13. xxx ( 26/11/2004 23:54)
Ny mahagaga ahy tamin\'ny mbola tanora fanahy dia izao : isaky ny mamaky horoscope aho dia ohatran\'ny mahita tsy fahombiazana foana amin\'ny tontolon\'ny andro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5018