Mitady namana ao Genève

1. moi ( 24/04/2007 05:50)
Manahoana ianareo ao Genève ?
Mba mitady namana, na tsy malagasy aza, monina ao aho fa handalo kely an'izany tanàna tsy mbola hitako izany.
Mba mila sopapa isan-karazany ny tenanay fa tena ho gasy vao ho tonga !
Afaka mitondra entana avy amin'ny fianakavianareo eto Tanà aho rehefa handeha.
Ka sao mba misy soa azo hifanaovana e !
novalian'i moi ny 25/04/2007 14:29
2. Fiffi ( 24/04/2007 06:45)
tongasoa "moi" fa tsy zah fa "toi" io an ! :) de mazotoa mi-forum ! :)
3. majakely ( 24/04/2007 10:28)
za aty suisse fa tsy any geneve fa neuchatel ...
4. moi ( 24/04/2007 11:58)
Ka iza no taloha, geneve sa neuchatel ?
Raha miresaka fomba fiainana any ianao dia efa misy sopapa izay ka ! raha asiana fampitahana ireo toerana roa ireo dia manome fahalalàna fanampiny ho anay.
Ohatra koa izao ilaiko ny hoe raha mba tonga any geneve aho, inona no mba tsy maintsy hitako sy alehako ?
Raha ho any Paris mantsy ohatra ka tsy nankany amin'ny Tr Eiffel dia ohatry ny tsy tany...
5. johnnyandri ( 25/04/2007 08:10)
Bonne reve Toi raha hoany Geneve:-D:-D:lol:
6. moi ( 25/04/2007 14:29)
Bonne reve ahoana johnnyandri a ! mampanonofy fotsiny ve any ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3327