Zany hono e !
1. moi
(
07/04/2005 06:41)
Ndao mba hifampitantara honohono (superstition) fantany eto (na tsy an'ny malagasy aza), tsy mila hoe marina ilay izy na diso, fa dia fampahafantarana fotsiny. Fa mety ho tsara koa raha misy tantara kely manazava ny nahatonga ilay finoana.
Ohatra hanombohako azy :
- Mandaka rindrina hono mahafaty renibe
- Raha mahita goaika tokana manidina hono dia "un malheur"
....
Ohatra hanombohako azy :
- Mandaka rindrina hono mahafaty renibe
- Raha mahita goaika tokana manidina hono dia "un malheur"
....
novalian'i moi ny 26/05/2005 12:56
2. poupounesana
(
07/04/2005 08:25)
hoan'ny vazah hono raha mandeha eo ambny tohatra (echelle) d mitondra loza zany
3. mishou
(
07/04/2005 09:36)
tsy fanao an-trano hono na omena olona ny vonikazo fotsy sy ny pika ho an'ny vazaha fa voninkazom-paty ireny.
4. hery
(
07/04/2005 09:51)
(Any ambanivohitranay) Tsy azo atao hono ny mi-pipi anaty rano fa mampiady rano. Tsy azo tenitenenina any hoe efa misy ny faoseptika.
5. rurik
(
07/04/2005 10:25)
any amianay rehefa manary rano ariva dia mila miantso he rano O rano o fa sao dia mandena lolo hano.
6. rurik
(
07/04/2005 10:30)
dia misy koa hoe tsy mahazo misioka alina fa tsy haiko ny dikany na maninona na naninona
7. kelou
(
07/04/2005 13:03)
Fanafody hono ity
Rehefa marary nify hono de zao no fanafody,
ny ankihi-kely havia kakerina amin'ilay nify marary de ny ankihi-kely havanana atsofoka any ambany (lavaka ambany)de manisa folo avy eo ka raha mbola marary de afamadika fa tsy mety zany le tanana teo.
NB : za efa nanao fa vao nanisa dimy aho de sitrana le nify :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

8. pissoa
(
07/04/2005 13:14)
Tam-kely zay nanao vacances tany ambanivohitra de mangala-manga manta, de ozy cousines_nay oe ny tongotra avia ony no ampidirina voalohany rehefa miditra ny varavarana de tsy kobon'i Bebe!
kelou> =)) =)) =))
kelou> =)) =)) =))
10. jj82
(
07/04/2005 14:57)
kelou: ny anay indray asiana vato ao ambany lela de tsy bedy, de ndraindray tena mety :lol:
11. annie
(
07/04/2005 15:09)
nenay mou de bdb mihintsy no tsy azo hatao t@ mbola kely!
tsy mahazo mipetraka eo antokonana e!
tsy manao sakamalao ampaosy e!
tsy mazaho mandaka rindrina e!nefa nandaka fa mbola velona any aloha ny bebeako 2 e!
=)) =)) =)) =)) =)) =))
tsy mahazo mipetraka eo antokonana e!
tsy manao sakamalao ampaosy e!
tsy mazaho mandaka rindrina e!nefa nandaka fa mbola velona any aloha ny bebeako 2 e!
=)) =)) =)) =)) =)) =))
12. majakely
(
07/04/2005 15:32)
tsy mahazo mandoro zava- maitso fa mahafaty reny hono!nefa ny gasy no tena mpandoro ala ! :cry:
14. majakely
(
07/04/2005 16:08)
tsy fanao ny manolotra raozy mavo olona tiana fa fisarahana no dikany
17. mishou
(
07/04/2005 20:40)
artistika>tena norma kosa aloha ilay tsy fanao indray eo e, raha midina dia moramora kokoa, fa raha miakatra ka tsy manana aspirateur dia handray fandraofam-pako isaky ny zana-tohatra iray.
Tena lalin-tsaina ialahy e. Tapaka ny tsinaiko
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Tena lalin-tsaina ialahy e. Tapaka ny tsinaiko
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. dadabe
(
08/04/2005 04:51)
izany hono e,rehefa misy alika manao maloto(mikaka)de tazomina mafy ny ankihikelinao de tsy mahalatsaka hono le alika.
tsy azo ataao ny mifanolotra atody
tsy fanao ny mamono biby @andro alina(raha mamono dia tsy maintsy atono sady ariana any ivelany no miantso hoe :"iny tonotono manitra")
rehefa misotro toaka hono dia tsy maintsy mandraraka eny anjorotrano klou zay vao afaka misotro
tsy azo atao ny manondro fasana(fa rehefa manondro dia abiloka ny tanana)

19. andansonia
(
08/04/2005 07:08)
Tsy azo atao koa hono ny mandevina alakamisy.
Rehefa avy mandevina dia tsy miverina @ lalana nizorana ta@ voalohany
Rehefa avy mandevina dia tsy miverina @ lalana nizorana ta@ voalohany