Zany hono e !
64. saotra
(
13/04/2005 22:09)
dadabe> mba marina ve zany dikateninareo zany?????
kelou> fanga tsy hoe ny mitelina coco? :) :) :D
Mihinana vodiako hono maha banga.
kelou> fanga tsy hoe ny mitelina coco? :) :) :D
Mihinana vodiako hono maha banga.
65. dadabe
(
14/04/2005 07:48)
saotra> :wink: hay mou teny anglisy io
ary nahoana aho no tsy banga nefa zah mihinana vodiakoho foana.
sao de mba ny mihinana vo...olona no maha banga le???? :?: :?: :roll: :roll:
ary nahoana aho no tsy banga nefa zah mihinana vodiakoho foana.
sao de mba ny mihinana vo...olona no maha banga le???? :?: :?: :roll: :roll:
66. mishou
(
14/04/2005 08:59)
bitsibitsika hono mahalava nify (fa iza angah no mbola tsy nibitsibitsika t@ fiainana fa tiako hometarina kely ny nifiny)
67. rurik
(
14/04/2005 11:37)
mishou izaho aloha mbola tsy nibitsibitsika fa mikikika be aho rehefa miteny e!.tsy mety koa hono ny misanasana vava @vavarivotra fa mahakibotaina;
69. milagroivo
(
14/04/2005 19:04)
dadabe:
milagroivo>lift up no dikany @teny gasy hono
Tu appuyes sur le bouton lesy a dia midina ny ascenseur
70. moi
(
15/04/2005 07:43)
Tsy fanao hono ny manasa ny akanjo mariazy fa ampirimina amin'iny lotony iny.
Akanjo mariazin-dravehivavy no resahina, fa ny antony tsy haiko an !
Akanjo mariazin-dravehivavy no resahina, fa ny antony tsy haiko an !
71. ari.malala
(
15/04/2005 08:54)
Ny misioka @ alina hono miatso angatra de ny manondro fasana hono maha boka, ny mandaka alika hono maha be lohalika, fa tsy haiko na marina na tsia fa raha sendra mahadona alika (accident) @ tômôbil hono de mivadika iny tômôbil iny.
72. mishou
(
15/04/2005 11:13)
ze manome biz'oroka an'ah hono de sambatra be, tonga any am-paradisan-tany. Andramo ange e eeeee :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =))
74. loum
(
18/04/2005 17:55)
Ty azo atao mihitsy hono ny misioka sady mitsakotsako,
somary andramo ange eo am_pitoerana eo ihany nareo e, de ahoana
somary andramo ange eo am_pitoerana eo ihany nareo e, de ahoana
75. iartistika
(
18/04/2005 18:26)
tsy mihinana elatr'akoho hono ny vehivavy,fa mampanidina :-D :-D nareo mpakany am Kfc reo hihihih
76. yonikafopl
(
18/04/2005 23:54)
=)) manapa tsinay nareo ka
ny zandry hono raha manambady alohan'ny zoky dia manome saronankarona, tsy haiko we fa maninn, fa we tsy mahazo vady hono le zoky raha tsy mahazo saronan-karona.
raha vao lava mohoatra ny halavan'ny rainy na ny reniny hono ny zanaka dia mividy satroka ho azy ireo.

79. mamzelkely
(
19/04/2005 13:01)
tam zay mbola kely de ozizi mamanay raha manatelina voan-javt ono "voapaiso,voanagoavy..." de maniry ao ankibo =)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ =)) =))