Zany hono e !

141. sasa ( 02/05/2005 10:05)
dia tsy azon'ny vehivavy bevohoka atao kou hono ny manao sakamalao am-posy fa manjary manahaka ny pozin'ny sakamalao ny rantsan-tongotra sy ny rantsan-tanan'ilay zaza
142. dadabe ( 02/05/2005 12:00)
mifenty >fa inn njay le bozy le?? :evil:
143. mishou ( 02/05/2005 13:09)
mifenty> soa ihany aho fa tsy bevohoka intsony fa efa teraka soa aman-tsara

dadabe> mbola tsy mahalala bozy ihany nefa efa miandry papa hanao mariazy, mba mitsikolova ho'ah sa hamangy ahy any aminay sy mifenty de atoroko?

tsy mahazo misafo2 kibo hono reefa mihinan-kanina ka bevohoka fa manajry misy trace ilay zaza eo @ izay pertie nosafoina

dadabe> ampianaro tsara an'Y io vao atao mariazy nareo an :-D :-D :-D
144. yonikafopl ( 02/05/2005 19:18)
mishou ampianarina inn aky?
dadabe tsika mou efa mahay oooooooo
145. dadabe ( 03/05/2005 03:46)
ie (l) (l) :-* :-* :-* c ly ztm
146. mariotia ( 04/05/2005 10:45)
*Tsy azo atao hono ny mitondra henan'ondry @ fasana rehefa harivariva fa misy mangataka ny matoatoa
*Tsy azo atao hono ny mipipy @ fasana fa maha boka vody
*Tsy azo atao hono ny mijoro fanitsimpasana misokatra fa voan'ny andrompasana
Efa nandray anjara aho izay ry moi an .Mazotoa
147. sasa ( 04/05/2005 11:39)
dadabe io le resa-pasana fa tohizo am zay fa za kalou tena tsy mahay knou
148. Mifenty ( 04/05/2005 11:53)


le fanitsim-pasana io kou efa enoko kle.
Ny tena mahatonga azy tsy azo atao ono dia izao:

maimbo tsinn le fofona mivoaka ary ary tena concentré de produits chimiques mitsy ono. forte odeur amoniacale eh.

Ka ra vao sokafana le izy de mety torana enao fa tsy mahazaka anle izy.
149. dadabe ( 04/05/2005 16:23)
rey razany ooo,manao resaka tranonareo ireto vahoaka virtoaly
toxiques lesy no filaza azy a :roll:
150. Veloo ( 04/05/2005 19:59)
dadabe =)) =)) =))
151. mishou ( 04/05/2005 20:24)
tsy azo ampatoriana efitra mitokana hono ny zaza (any dago) fa angaronin'ny mpanosavy ny vavany de maty mitrange lela eo hono izy :-P :-P :-P :-P
152. dadabe ( 05/05/2005 09:50)
hmm tanjemo zany ho anareo gasy efa mananjanaka virtoaly reo a
153. sasa ( 06/05/2005 05:56)
resa-pamosavy indray ity ry reto an avia daholy aloha manatitra rakitra kou
mishou aty am planeta virtoaly kou ve mba misy mpamosavy
154. yonikafopl ( 06/05/2005 19:04)
tena aleo torahana voanjobory sy tapaporohana fa rehefa torahana anreo honoo ny mpamosavy dia tsy mahetsika
155. dadabe ( 07/05/2005 08:13)
satria hono izy mihosotra menaka
156. sasa ( 09/05/2005 08:06)
iza indray le mihosotra menaka ry dadabe ?
yonika, mahaiza mitoraka ary le voanjobory manko kely loatra ka sao dia tsy maha-tody lavitra
157. mishou ( 09/05/2005 22:40)
bedada> ny zanakay misy extraterrestre miandry azy de mitsoaa daholo ry zalahy mpamosavy fa tsy taitra élà :-D :-D :-D
158. dadabe ( 10/05/2005 20:47)
siora ary eeee ponk kely klou madama mifenty a :wink: ;-) ;-)
159. moi ( 26/05/2005 12:56)
Momba ny vola koa misy finoana hafahafa izany :
- Tamin'ny mbola kely izahay dia misy an'izany hoe asiana vônina mahabibo ny porte-monnaie dia tsy tapaka vola foana !
- Misy koa olona tsy mba mamoaka vola amin'ny alina, fa asaina miandry maraina ianao raha manam-bola aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1059