Zany hono e !

81. dadabe ( 19/04/2005 14:45)
sady misy nofony
82. mishou ( 19/04/2005 16:43)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
aleo aloha za himémé be vao hitady honohono.

dadabe> misaotra @ le biz'oroka

sitraka ho enti-matory hono de valiana raha mahatsiaro e (tsy haiko aloha io na tena izy na tsia fa mitelin-kafatra hono mahabe kibo e) :P :P :P :P :P :P
83. sonwin ( 19/04/2005 17:49)
izay tsy mikipy hono tsy asiany e (satroka io)
84. pissoa ( 19/04/2005 18:36)
sonwin > Nga le izy ts'oe "Ze tsy mkipy ts'omeko bombo"
:roll:
xxx sy dadabe > =)) =))

Rehefa kapohana amin'ny sotrobe ony ny andrina de miova rajako (fa tsy haiko hoe kapoana in-piry vao miova)
85. saotra ( 19/04/2005 18:45)
dadabe> de zany no mahatonga reny olona banga reny satria nihinana vo.. olona??!!
Tsy azo atao ko hono ny misanasana vava @ rivotra fa mampandefa rivotra.
86. sonwin ( 20/04/2005 09:15)
tsy azo atao hono ny mihinana am-bolony rehefa mandray hevitra e
87. Dezy ( 20/04/2005 09:33)
tsy azo atao hono ny mitanin-drivotra tsy mi-gim fa mampandrezatra
88. kelou ( 20/04/2005 11:56)
mi-gim oouuuhhh oouuuhhh aouf aouf aouf :lol:
89. dadabe ( 20/04/2005 12:27)
de tsy azo atao hono ny mifosa olo maventy (dadabe) :wink:
90. rurik ( 20/04/2005 15:39)
dadabe izao vao voavaliko ilay mikikika be YYYYYYYYYYYY :-D tsy azo hatao hono ny :-@ :-@ :-@ :-@ fa mahalava nify e
91. moi ( 21/04/2005 07:19)
Rehefa mi-servir boisson, ka mpitovo no nahazo ilay kaokany farany iny, dia hanambady amin'ny faran'ny taona hono izy !
92. dadabe ( 21/04/2005 07:26)
de somary araraka ilay goutte de mitanisana alphabet dia rehefa tapitra le goutte milatsaka ,ka mijanona eo @le litera de mianttomboka @iny ny anaran'ny vadinao hono .
ohatra ny ahy zao :tapitra le goutte teo @ "m" donc miatomboka @"{m"}zany ny anaran'ny vadiko ohatsany hoeeeee "mishou"ohatsa :wink: (l) :-*
93. mishou ( 21/04/2005 10:44)
dadabe> efa fantatro mihitsy we za no hiafaran'io resaka io, tairo ary koa rahoviana ny mariage ntsika?????? :* :* =(( =(( =(( tsy andriko ery ny andeha ho any chine klé, hiteny sinoa
94. rurik ( 21/04/2005 19:42)
mishou a !ilazao ihany aho hitarika voaly e! 8) 8)
95. dadabe ( 22/04/2005 06:26)
mishou>le lohateny anie hoe "izany hono?'
"de matahotsa be zah hoe aza hitako ka honohono daholo le njy ho aty chine :cry: :cry: :cry: :cry:
but I just wanna tell you some thing (l) + (l) + :-* =[(mishou+dadabe)-adiady*50%-2xgidragidra]
96. sasa ( 22/04/2005 11:13)
dia ahoana koa le hoe tsy azo atao ny mijery fitaratra amin'ny alina fa maha-ratsy tarehy sy ny hoe tsy mahazo mielo an-trano fa manjary tsy misy vola miditra, nefa toa tsy niova ny tarehiko no sady manam-bola foana izahay tsy azoko mintsy
97. dadabe ( 22/04/2005 16:21)
ka efa hoe hono kou :lol: :lol:
mishou>zay vao hitako kay ve fo mitresaka fa tsy fo feno io atolotrao ahy io e :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
98. Mifenty ( 22/04/2005 16:32)


malatsaka doly kle

ty kou mba misy e


arakaraky ny haben'ny molotry ny vehivavy hono ny

haben'i bozi.

:-D :-D :-D
99. dadabe ( 22/04/2005 16:35)
MARINA IO
100. mishou ( 22/04/2005 17:56)
mifenty> ngedaba ary sa kely ny boziko androany o!
Na de virtoaly daholo aza o
Raha vao tsy mahay de sarahako fa andeha ho any @ sonwin aho fa eo ianao sy dadabe de i babata indray no papa virtoalin'ny mariazinareo de i xxx na iartistika ny an'ah sy sonwin an :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2454