Zany hono e !

21. mandrindra ( 08/04/2005 10:57)
tsy azo atao ny mielo antrano
tsy azo atao ny mametraka poketra amin'ny tany
22. pissoa ( 08/04/2005 11:54)
Mifosafosa ony maha-lava nify! :°)
de mangaringarika ony maha-be tola-maso
8-) (fa aiza aloha izany tola-maso)
23. gashy ( 08/04/2005 12:43)
tsy atao hono ny mijery fitaratra amin'ny alina fa mampiova rajako
24. dadabe ( 08/04/2005 13:41)
:-D :-D :-D
tsy azo atao ny manao akanjo mena rehefa mandalo eny anaty rova(manjakamiadana)
25. iartistika ( 08/04/2005 16:36)
de tsy azo atao koa hono ny mihira eo am-pihinanan-kanina fa ilaozam-bady! hihihhi,aoka zay ny vazo!
26. sonwin ( 08/04/2005 17:20)
tsy azo atao hono ny manara-maso fitombenam-behivavy fa mampivoaka voamaso
27. mishou ( 08/04/2005 19:50)
sonwin> =)) =)) =)) =)) =))
28. pissoa ( 08/04/2005 20:05)
sonwin> =)) =)) =))
Tsy azo ato ny mipipi ampandriana refa lebe fa memezann'oll
29. rurik ( 08/04/2005 22:17)
tsy azo hatao ny mamoaka sira rehefa maty masoandro,fanjaitra.
30. rurik ( 08/04/2005 22:19)
tsy azo hatao ny mamoaka fako rehefa maty masoandro.
31. rurik ( 08/04/2005 22:21)
tsy azo hatao ny mitondra sakamalao raha miampita sambo.ajaniko fa sao tsy misy hatao @manaraka
32. dadabe ( 09/04/2005 05:39)
tsy azo atao ny milalao afo @alina fa mampamany ampandriana(ho an'ny zaza a)
dia tsy azo atao kounkou hono ny mitondra fiara tsy misy kodiarana :roll:
33. kelou ( 09/04/2005 07:47)
tsy azo atao hono ny mitsako alohan'ny vazana nefa rehefa mihinana voanjo de atsipy fotsiny any de ny vazana zany no mitsako aloha :miam: :miam: :miam: =D
34. dadabe ( 09/04/2005 09:31)
de tsy azo atao ihany koa ny mifoka sigara anaty rano hihih
35. iartistika ( 09/04/2005 12:25)
tsy azo atao hono ny mapapaka fitenenana,fa manapak'aina
36. pissoa ( 09/04/2005 12:44)
dadabe> :-D :-D :-D
Ny mahatonga ny olona tsakoahana (Ooops, tsy haiko ny manoratra an'le izy) ony nangalatra fanjaitra.
37. iartistika ( 09/04/2005 17:45)
mandingana afo kely foana hono rehefa avy mandevina(mandroaka lolo)...
38. saotra ( 10/04/2005 05:15)
ra manofy hon ka le nofinao tinao ho tanteraka d tsy tenitenenina @ olona.

refa mipipi atonkonany hono de tsy maintsy rorana le pipi d avy eo totofana @ fasika @ tongotra ah sady miteny hoe " tsy amaniko io fa amaniny mpamosavy", fa tsy haiko ny antony anaovana zany klo e.

39. iartistika ( 10/04/2005 10:03)
rehefa tratran'ny takodi-mena hono ny maso de misakafo any an-gaboné(mikaly be mahintsiny...)
40. dadabe ( 10/04/2005 10:30)
iartistika =))=))=))=)) elah ty less ttsssssss
saotra>nefa nefa ve elah no nanao azy de lazaina fa hoe amanin'ny mpamosavy hahahahahaha laisany less tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0496