Zany hono e !
41. iartistika
(
10/04/2005 10:40)
rôfa afaka ny nify tam mbôla kely de asiana saribô de atsipy any an-tafotrano sady miteny hoe iny nify ratsy soloy nify tsara
43. mishou
(
10/04/2005 14:39)
rehefa voan'ny takodi-mena hono ny maso dia mifoha maraina be dia mamangy tranon'akoho miteny we manao ahoana dol nareo ato de sitrana hono ilay takodi-mena
44. sonwin
(
10/04/2005 15:07)
rehefa te hahita an'i mishou hono dia midira eto amin'ny serasera :lol:
45. dadabe
(
10/04/2005 16:10)
kiiii sady mishou anie lety manja e(lava volo,sady lava ranjanana no ....) :wink:
46. saotra
(
10/04/2005 21:49)
ra ikakazany voromahilala hono de lasa misy sanjila be. indrindra fa ra @ loha
47. saotra
(
10/04/2005 21:58)
ra ikakazany voromahilala hono de lasa misy sanjila be. indrindra fa ra @ loha
48. moi
(
11/04/2005 07:18)
Voatavo maniry eny an-tsaha koa hono tsy azo tondroina fa lasa maha lo ilay voatavo !
Sopapa : Amin'ireny fanambadiana ireny koa misy karazan-javatra dia mba tantarao e !
Sopapa : Amin'ireny fanambadiana ireny koa misy karazan-javatra dia mba tantarao e !
49. mishou
(
11/04/2005 15:30)
sonwin>dadabe>hihihihihi, sady merci :-*
saotra> fa tsy we raha hikakazan'ny voromailala de tsy mila mividy caca pigeon intsony fa lasa mpivarotra indray :-D :-D :-D :-D :-D
saotra> fa tsy we raha hikakazan'ny voromailala de tsy mila mividy caca pigeon intsony fa lasa mpivarotra indray :-D :-D :-D :-D :-D
50. iartistika
(
11/04/2005 15:37)
tsy mahazo hampihaonina hono ny mpivady vao alohan'ny mariazy...(mety mirevy any am sisisny farany angamba :-D )
51. mishou
(
11/04/2005 15:55)
iaritistika> mety ho bevohoka avant mariage ka
rehefa mangata-bady hono dia asiana ny vola rehetra misy ny vodiondry ohatra we, iraimbilanja, vetsikorobo, ariary ..... maizina
rehefa mangata-bady hono dia asiana ny vola rehetra misy ny vodiondry ohatra we, iraimbilanja, vetsikorobo, ariary ..... maizina
52. iartistika
(
11/04/2005 16:19)
ny vodiondry hono taloha dia tena vonin'ondry ara-bakiteny mihitsy no natolotra...
53. saotra
(
11/04/2005 17:06)
mishou> mety zay ko angamba hihihihiih
iartistika> nareo de mahita ambara nama hihihiih
iartistika> nareo de mahita ambara nama hihihiih
54. sonwin
(
11/04/2005 18:13)
raha manao firaisana ara-nofo eo ambony fandriana na mpivady(izany hoe tsy fandriananao) hono dia misaraka iny mpivady iny aoriana kely
57. mishou
(
12/04/2005 09:16)
saotra>hihihihi =)) =)) =)) =))
raha mpisipa hono no mamangy toerana mana-tantara dia misaraka fa aza entina any mihitsy ny ol kasainareo ho anona atsy ho atsy (fa za aloha mieritreritra fa tsy voatery izany angamba fa voa mafy be lery miantoka fidirana sy gouter isaky ny karazana toerana mana-tantara io, azoko antoka mihitst fa kofy reraka @ resaka galanterie no namorona an'io)

58. dadabe
(
12/04/2005 09:23)
fa zao klou e,amin;ny mariazy de tsy azo tsy mety hono raha toa ka hitan'ilay lehilahy ilay vehivavy rehefa izy le manomana ny akanjo sy miakanjo alohan'ny mariazy ,izany hoe @ilay daty hanaovana ny mariazy mihitsy.
sonwin>nametraka indray ngah frera le ??? :?: :roll:
sonwin>nametraka indray ngah frera le ??? :?: :roll:
59. sonwin
(
12/04/2005 15:02)
honohono nge ilay kozy eto ry zalahy e :lol:
Ny miteli-kafatra hono mahabe-kibo, ny mihaino resaka maha-ranga sofina.
Ny sp hono mahamandimandina hodi-tava e=> tsara ho an'ny vehivavy
Ny miteli-kafatra hono mahabe-kibo, ny mihaino resaka maha-ranga sofina.
Ny sp hono mahamandimandina hodi-tava e=> tsara ho an'ny vehivavy
60. dadabe
(
12/04/2005 15:17)
sonwin>sao demba tokony hoe"ny miteli-kafatra......ny sipa mampienjan-kozatra =))=))=))=))=))