Zany hono e !
103. dadabe
(
24/04/2005 07:27)
mishou :(
mifenty >ary iza lety le mankahala antsika mitsam ao ambadika ao a? :twisted:
mifenty >ary iza lety le mankahala antsika mitsam ao ambadika ao a? :twisted:
106. Mifenty
(
24/04/2005 17:05)
o lty radada ah,
jereo ny baibolinao ah "raha mangina ianareo dia ny vato no hiantsoantso " ah.
sady x=6 anie lty le mankahala ao eh. hihi
107. iartistika
(
24/04/2005 18:39)
ny gasy koa hono tsy mbô mivalan-drano (mipipi) irery zany mihitsy! Fa io tokoa hoa tena marina eh:ny bandy indrindra2,vao misy iray mandeha mamany de iny koa fa manaraka daholo ny sasany :-D :-D
110. Mifenty
(
25/04/2005 09:55)
de zao koa hono eh,
tsy azo atao koa hono ny miakanjo mena refa avy ny orana ary koa mikotroka ny andro.
aleo averina le sizé kle.
111. dadabe
(
25/04/2005 13:40)
de tsy azo atao ny misioka amin'ny alina eny antokotany fa miatso angatra hono
113. iartistika
(
25/04/2005 18:08)
tsy maintsy asiana vatan'akondro hono reny fasana vaovao ireny fa manjary maka olona bedébé!!!
115. dadabe
(
26/04/2005 03:20)
de rehefa avu mandevina koa hono dia tsy azo atao ny miherika any amin'ilay fasana fa mahafaty
116. Mifenty
(
26/04/2005 11:58)
de tsy azo atao koa hono ny mijery ny fasana miondrika (ao ambany fe io) fa manjary manantona anao daholo ny fofon'ireo maty tao.
de tsy azo atao koa hono ny mandrora refa tsy mahatanty fofom-paty fa manjary manaraka anao le izy aveo.
117. dadabe
(
26/04/2005 14:39)
hhhmmmm le izy anie hono hono ry zalahy nefa zah ohatran'ny matahotra zany be raha mandika an'ireo e :(
118. iartistika
(
26/04/2005 18:04)
rehefa mikapa voalohany ny zazamenavava,de handraman'ny rainy kely hono aloha vao sasana! tena marina io,ary tany dago no nahitako an'zany!!Mazotoa daholo oh.....
120. Mifenty
(
27/04/2005 07:29)
tena efa naheno an'io koa aho ry iartistika ah.
tsy azo atao koa hono lty ny manao mati-kambo ho be lava-body ka mitelina vônina zavokà ah.
