Zany hono e !
121. moi
(
27/04/2005 12:32)
Cortège funèbre ireny hono tsy azo dépassé-na ?
Ohatry ny maika ho any amin'ny fahafatesana hono !!
Ohatry ny maika ho any amin'ny fahafatesana hono !!
123. yonikafopl
(
28/04/2005 07:22)
izay mibitsibitsika hono lava nisy de ze manome tsifoifoy miteraka bibilava
125. Mifenty
(
28/04/2005 18:00)
de refa tsy te ho voa adin'ny prof ony any ampenarana dia asiana sarina fasana sy lakroa kely eo amin'ny tanana.
zany koa hono eh
___
ny hery tsy mahaleo ny fanahy
128. mishou
(
29/04/2005 17:16)
yonikafopl> de lava be ve ny nifinjy zao sa efa niteraka bibilava injy?
Tsy fanao hono ny manolotra mosoara olona raha manao fanomezana, de raha vehivavy hono no manao fanomezana ny sipany de tsy fanao manolotra cravate fa mamatotra azy hono no dikan'izany (kay klé, matahotra ho voafatotra koa ry zalahy de hoe tsy fanao eeeee) :{ :{ :{ :{ :^) :^) :^)

129. dadabe
(
30/04/2005 05:09)
hozongozondoha ity marina !!!!tsy ho tapaka eo io ny farany
mishou>i yonika tsy lava nify zany fa milay be ny nifiny,na ny molony koa aza milay be sady mamy be :wink: efa nonoko virtoaly :wink:
mifenty >inn njay lety ity zest anelah "hery tsy mahaleo ny fanahy ity a"?

130. Mifenty
(
30/04/2005 09:24)
soa ihany aho fa tsy nahazo kiravaty virtoaly sy tsy mbola nanolotra mosoara virtoaly kle.
>>dadbe mlay be aona ny molotr'i yonika le. Miaraka am le onoono etsy ambony v io?
le oe "ny hery tsy mahaleo nyfanahy " ndray lesy de mba signature ah.
139. moi
(
02/05/2005 07:12)
Mombamomba ny vehivavy mitondra vohoka koa misy honohono be ihany.
Ity anankiray :
Tsy fanao ho an'ny vehivavy mitondra vohoka ny manao fehikibo fa lasa mifamatotra hono ny tadim-poatr'ilay zaza.
Efa nisy nanamarina izany ny saro-piterahana iray izay.
Ity anankiray :
Tsy fanao ho an'ny vehivavy mitondra vohoka ny manao fehikibo fa lasa mifamatotra hono ny tadim-poatr'ilay zaza.
Efa nisy nanamarina izany ny saro-piterahana iray izay.
140. Mifenty
(
02/05/2005 07:40)
de tsy mahazo mandingana famaky koa hono ny vehivavy, bevohika indrindra indrindra.
Fa famaky hono mantsy no naha tataka an'ikala bozy, koa sao ho tataka iany koa aveo ny lohan'ny zaza; hono.
___
ny hery tsy mahaleo ny fanahy