Ity izao no kilalao malaza

1. moi ( 13/10/2006 15:02)
Inona ary izany ?

1. Avelao hiditra izy ary aza samborina
2. Avelao hiditra malalaka izy
3. Aza avela hiditra mihitsy izy

Amin'ny alatsinainy hariva, na talata maraina izao dia omeko eto ny valiny.

Manaiky an'izay mahay aho e !
novalian'i kitjo ny 24/10/2006 13:55
2. lapino ( 13/10/2006 16:13)
Tsy ratsy saina an ?! :wink:
3. lost ( 13/10/2006 17:50)
zà mahay i pierrot :lol:=))
4. vale ( 13/10/2006 22:13)
pierrot .....iza? hihihihi
5. cutie ( 13/10/2006 22:26)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 13-10-2006 18:13:04
Lohateny : Re : Ity izao no kilalao malaza
Tsy ratsy saina an ?!

:-D
6. jentilisa ( 14/10/2006 06:41)
arakaraky ny andro io ka! sao dia misy ra mandriaka aloha? dia amin'izay tsy mahazo miditra mihitsy!
7. kala ( 14/10/2006 15:03)
:roll::roll::roll::roll:
8. lost ( 14/10/2006 16:57)
hmmmm!! ratsy saina i jentilisa !efa we i pierrot rajaonarivelo wa fa nareo ko:@
9. kala ( 15/10/2006 08:41)
:-D:-D:-D
10. moi ( 16/10/2006 05:16)
Tsy Pierrot ilay valiny !
Mba "toute ressemblence" fotsiny izany
Tsy ratsy saina kosa fa lalao madio io ka !
11. zoklbfkfk ( 16/10/2006 07:00)
tsy haiko :oops:
12. nolalaina ( 16/10/2006 21:12)
8O :roll:
13. moi ( 17/10/2006 14:11)
sopapa kely :
Karazan-dalao mampidi-bola be an'ny mpikarakara izy ity !
14. moi ( 23/10/2006 05:37)
Afa-po aho ka omeko ny valiny :

Ohatra lalao SMS ihany io !
efa nataoko matavy ihany ireo isa 1, 2, 3 fa tsy misy nahamarika !
Ny lalao SMS mantsy dia mametraka safidy ohatr'ireo !
Na misafidy 1 ianao, na 2, na 3 ...
Mampidi-bola be ny toa io raha misy manao amin'izao andro akaiky fifidianana izao a ! Sa ahoana hoy nareo ?
15. kitjo ( 23/10/2006 06:51)
valiny
1- pierrot
sa
2- justin pazzapa...lol
16. nolalaina ( 23/10/2006 08:11)
:roll: :roll: tsy azoko!! sa za no tena vnenjina?? :-/
17. antsotokana ( 23/10/2006 13:11)
tsy ratsy fa saingy "moi" (toi) fetsy ratsy:-D:-D
18. moi ( 24/10/2006 13:01)
Dia mba ahoana tokoa no fomba fanaovana ity lalao SMS ity e, mba ho mpikarakara ? Tena hitako bizina mety ange izy ity e ! Tsy mifanaraka amin'ny Orange sy Celtel fotsiny ve ...
Raha ry zareo ao amin'ny televiziona izao mety hisy hanao azy ity amin'izao fifidianana izao hahazoam-bola ; misy aza ny lalao SMS efa fantatra ny valiny fa ianao hilalao no andrasana ... Mba dinidiniho ry namana a !
19. xxx ( 24/10/2006 13:44)
moi:

Inona ary izany ?

1. Avelao hiditra izy ary aza samborina
2. Avelao hiditra malalaka izy
3. Aza avela hiditra mihitsy izy

Amin'ny alatsinainy hariva, na talata maraina izao dia omeko eto ny valiny.

Manaiky an'izay mahay aho e !



au clair de la lune
mon ami PIERROT
prêtes-moi ta plume
pour écrire un mot

toa nahay daholo k'ity

Lalao politika ilay izy

20. kitjo ( 24/10/2006 13:55)
moi> zay mitsy!

nampalahelo mitsy Justa t@ pazzapa teo fa nataondry zalah fangalam-bola fts d nomminer-na foana

ny ol tany Antalaha hono misy mandany credit 3,5millions rehefa misokatra ny ligne
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.282