Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste des messages, inserés par kitjo, par ordre de date
kitjo
(
26/10/2007 12:03)
mandraisa anjara ho Fampandrosoana
Salama daholo,
Misy solosaina marobe tonga ao @ Ministeran' ny Fampianarana amin' izao, mbola misy ho avy aza.
Ny tanjona dia ny handrakotra ireny toeram-pampianarana ireny ny solosaina mba aha...
suite
répondu par zamanoro le 03/11/2007 16:18
kitjo
(
18/02/2007 07:48)
Epic Movie
Aona fijerinareo an' iny? zay efa nahita
za nihevritra oe ohatra an' ny Scary movie mihitsy...
somary mankaleo kely ihany lay izy satria tena le Narnia mihitsy naveriny...sinona lay lehilahy manao...
suite
répondu par hery le 18/02/2007 09:22
kitjo
(
11/02/2007 09:25)
Bazylou,ronaldo et Cie: Fangatahana!
Mba mangataka anareo aho,mety mila ezaka kely, fa mba tsy iafio kely e!
mba milaza zavatra "positif" kely ao @ tanAna nataon' ny Fitondrana raha mba mahita ianareo...na dia keeeeeeeely fts aza! Efa...
suite
répondu par ronaldo09 le 27/02/2007 07:12
kitjo
(
09/02/2007 16:02)
no comment!
Mbola lavitra kanefa tsy azo hodian-tsy hita...
efa mi-decolle izy zany...
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=5115...
suite
répondu par jefra le 12/02/2007 10:10
kitjo
(
07/02/2007 01:41)
Ho an' ny mpanao tennis ao Dago
En attendant sa finale du double reportée à cause de la pluie nous saluons cette bonne initiative ce samedi de Natacha Randriantefy qui sait joindre l'utile à l'agréable de la compétition.
...
suite
répondu par kitjo le 09/02/2007 16:35
kitjo
(
02/02/2007 01:27)
crepe
za mba mena resety-na crepe ooo...
melsi dol dol...
suite
répondu par booboo le 13/02/2007 13:34
kitjo
(
31/01/2007 18:01)
Ny kely maso sy ny fivavahana
t@ izaho vao ho aty dia natahotra oe aty ve hisy afatsy bodisma?
akory anefa ny hagagako
Aleo ny sary no hilaza azy...
2005: Benny Hinn taty,
ny City harvest Church no naka azy saingy tsy a...
suite
répondu par niryna le 09/02/2007 07:16
kitjo
(
31/01/2007 12:55)
tsara ho fantatra @ fandovana!
Sali dol
Hono wa, hafiriana aorian'ny fahafatesana no fe-potoana tsy maintsy hanaovana famindrana anarana @mpandova?
- fiarakodia
- trano
- tany sns
Dia inona daholo koa ny tsara ho fantatra ...
suite
répondu par camilla15 le 13/03/2015 00:29
kitjo
(
30/01/2007 03:18)
ho anareo lehilahy indray ary!
nanontany i jhoul tatsy ambadika tatsy hoe
Ahoana ianareo vehivavy raha mivadika lehilahy tampoka?
dia averina aminareo ny fanontaniana.......
suite
répondu par naughtyboy le 07/03/2007 19:13
kitjo
(
20/01/2007 14:34)
Chelsea-Liverpool
1ere mi-temps zay no vita
efa 2-0 mitarik i Liverpool
manindry tanteraka i Liverpool...kivy mitsy za @ le Chelsea fa tena tsy hanao mihitsy...oh bol an-tanimbary......
suite
répondu par naughtyboy le 22/01/2007 13:27
kitjo
(
15/01/2007 09:42)
tena biby!
dia tena biby mihitsy angamba itony fa tsy olona tsony....
tokony tsy avela maina mazao tony fa apetraka eo @ 13mai samy manisy daholo zay mandalo...
tsy mahazaka an le :@:@:@ ngamba
http://w...
suite
répondu par ari.malala le 16/01/2007 06:09
kitjo
(
15/01/2007 08:09)
Ramanavy!
[img]http://img221.imageshack.us/img221/8506/070108batsuckerbv1.jpg[/img]
vao hita tany Dago hono io...kanefa io ange izao mety hitan'ny olona isan' andro fa tsy misy mahalala e!
za aloha efa nihi...
suite
répondu par melody le 25/02/2007 13:48
kitjo
(
26/12/2006 14:20)
maty Radama Antoine
zay mba vaovao avy aty Dago
mampalahelo
...
suite
répondu par kitjo le 07/01/2007 17:04
kitjo
(
21/12/2006 08:14)
Voaroaka ny Venta Club Nosy Be
gaga aho nahita an'ity
http://madagascar-tribune.com, ao @ Economie raha sendra tsy tonga dia misokatra ilay pejy
kanefa io no "resort" ao Madagasikara high class indrindra angamba h@ izao...
k...
suite
répondu par jefra le 22/12/2006 13:29
kitjo
(
21/12/2006 07:59)
fihaonana dago
sali sali aby
za moa zany tsy d maharaka resaka lotra indraindray..
Hono wa, misy fety fihaonana ve any an'anona an'anona any any dago @ty faran'ny taona ity?
za manko 12andro monja no any dag...
suite
répondu par fijo le 09/02/2007 23:17
kitjo
(
20/12/2006 08:39)
@23 izao ny proclamation!!!!
Mety hahatratra bal popilera a zany..
hahahahha
:-D:-D
da fety be da fety be!!!!...
suite
répondu par BloodTitan le 23/12/2006 14:18
kitjo
(
16/12/2006 17:32)
1formatika.com
Angamba mba tsara tohanana itony site itony..
efa nataon'i bazylou tato ihany any @ hevitra hafa ilay izy fa averina ihany satria tsara ilay ezaka...
http://www.1formatika.com...
suite
répondu par bazylou le 17/12/2006 15:03
kitjo
(
16/12/2006 05:32)
Ministeran'ny vola:nanjavona ny $
160millions ariary nanjavona
Ny Fanjakana no mitory an!
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=3798...
suite
répondu par Fiffi le 20/12/2006 08:47
kitjo
(
14/12/2006 19:08)
Miala any ...miala any e...valin-kafatra!
Tonga ny vary e!
Ho an'ny an Atsimo an!
ndao amzay isika sy tezitra andeha hizara any atsimo hanampy andry zareo....
http://196.192.46.132/index.php/view/news/item/493
[img]http://img284.i...
suite
répondu par fijo le 20/12/2006 22:10
kitjo
(
14/12/2006 15:42)
Mitapaka ve? hihihih
La circoncision, une arme dans la lutte contre le sida en Afrique (expert)
AFP 14.12.06 | 16h01
Les pays d'Afrique australe, région du monde la plus touchée par le sida, ont été invités jeu...
suite
répondu par fijo le 25/01/2007 23:06
