Mitapaka ve? hihihih

1. kitjo ( 14/12/2006 15:42)
La circoncision, une arme dans la lutte contre le sida en Afrique (expert)
AFP 14.12.06 | 16h01

Les pays d'Afrique australe, région du monde la plus touchée par le sida, ont été invités jeudi à envisager sérieusement la circoncision des hommes comme l'un des moyens d'enrayer la propagation de la pandémie.

"C'est évident (...) la circoncision masculine réduit la transmission du VIH", a déclaré le chirurgien zambien Kasonde Bowa au dernier jour du 3e forum annuel des responsables de la lutte contre le sida des 14 pays de la Communauté de développement d'Afrique australe (SADC).

"La SADC doit prendre une décision et adopter une position de leadership sur le sujet. La pandémie du VIH s'est aggravée dans la région et la circoncision masculine peut faire la différence", a-t-il ajouté devant les participants de cette réunion organisée à Blantyre, la capitale du Malawi.

Cet expert a rappelé que la circoncision était largement acceptée en Afrique australe où elle fait partie des traditions de certaines ethnies, comme les Xhosa d'Afrique du Sud par exemple.

M. Bowa a ajouté qu'il y avait même une "demande croissante en faveur de la circoncision" dans des pays qui ne la pratiquent pas.

Qualifiant la circoncision d'intervention de santé publique, il a précisé qu'il s'agit d'une "opération de faible coût qui coûte seulement 15 USD alors que les traitements pour le sida coûte 480 USD par personne et par an et représente une dépense perpétuelle".

La SADC regroupe l'Afrique du Sud, l'Angola, le Botswana, la République démocratique du Congo (RDC), le Lesotho, Madagascar, le Malawi, Maurice, le Mozambique, la Namibie, le Swaziland, la Tanzanie, la Zambie et le Zimbabwe.
novalian'i fijo ny 25/01/2007 23:06
2. Rasiligaoma ( 14/12/2006 16:31)
C'est évident (...) la circoncision masculine réduit la transmission du VIH", a déclaré le chirurgien zambien Kasonde Bowa au dernier jour du 3e forum annuel des responsables de la lutte contre le sida des 14 pays de la Communauté de développement d'Afrique australe (SADC).


Tsy azoko hoe fa ahoana
3. simplex ( 14/12/2006 17:15)
Tapaho aloha fa refa avy eo hita eo ihany e :°):-D:-D
4. kitjo ( 14/12/2006 19:02)
hihihihiihhihiih
ry zareo manam-pahaizana no milaza an'izany kooo
izay ametrahako azy eto fts satria za tsy mahay...ihihih
5. Rasiligaoma ( 14/12/2006 19:15)
ka tsy azoko mihitsy hoe inona ny ifandraisan'ilay "fitapahana" sy ny sida
6. andry08 ( 14/12/2006 21:04)
Efa nahaino an'io aho!
7. ikaretsaka ( 15/12/2006 05:26)
de inona tokoa ny hifandraisan'ilay izy fa za koa tsy de mahazo loatra ilay mampa "evident" azy
8. Bakobako2 ( 15/12/2006 18:11)
madio ny mitapaka e! ary hafa ihany ko ny mitapaka , laisany zany bandy dôly de tsy kôpy n'innn n'inn mintsy , ka le zizi antitra mbola mifono iny mitahiry loto , nefa ny virus inn ny tiany fa tsy ny lloto :x
9. Zina ( 15/12/2006 20:09)
oy i rasiligoma.
Tsy azoko hoe fa ahoana

dia bako2 namaly azy..
Bakobako2 [ Valio ] 15-12-2006 19:11:37
Lohateny : Re : Mitapaka ve? hihihih
madio ny mitapaka e! ary hafa ihany ko ny mitapaka , laisany zany bandy dôly de tsy kôpy n'innn n'inn mintsy , ka le zizi antitra mbola mifono iny mitahiry loto , nefa ny virus inn ny tiany fa tsy ny lloto


ao anatin'iny oditra iny no misy ny loto sy ny batery rehetra, miangona ao doly..
10. ikaretsaka ( 15/12/2006 20:35)
ooooh ok....
ny virus sida kao izany voatahiry ao
fa raha fitaovana contamine koa ilay nampiasaina t@ ilay "nitapahana" dia voa ihany na izay aza an
11. kitjo ( 16/12/2006 07:20)
zany ndray resaka hafa e..

na rasoir aza mamindra...

fa le resaka mitapaka..io lazain' i bakobako sy Zina io izany no izy.
Tsy hoe efa misy virus SIDA akory ao..fa mety hoe mora ny idirana sy iparitahan'ilay virus ho an'izay tsy mitapaka!
12. ikaretsaka ( 17/12/2006 00:04)
brrrrrr
mailomailo ihany rehefa manambady ireny vazaha tsy mitapaka ireny ry madama isany an:-/
13. watafon ( 18/12/2006 06:16)
tsy d hitako loatra aloha ny maha evident an'ilay izy fa ny fieritreretako azy angamba d oe: sarotra kokoa ny manadio an'ilay tsy mitapaka.
Efa fantantsika rehetra kosa angamba ny fomba fifindran'ny VIH e! k amin'ilay izy tsy mitapaka d mety mitahiry elaela kokoa ireo VIH ilay hoditra tsy tapaka iny ! sa ?
14. melody ( 18/12/2006 13:33)
fombantsika malagasy ange ilay mitapaka e, ny vahiny no misy tsy mitapaka, ka inona no blem amin'izany raha tsy hoe manana sipa vahiny anga a:)
watafon: aiza koa no sarotsarotra ny manadio an'ilay izy rahaa tsy mitapaka? Tsy mahatoky an'izany za, fa rehefa madio ilay lhl dia hainy fona ny manadio an'iny, fa afa indray ange ilay lhl voretra e! dia hisy sipa hiaraka amina lhly voretra ve any?:lol::lol:
15. watafon ( 19/12/2006 06:57)
melody: k iza no mahita kou !:-D:-D:-D
k tsy pb antsika gasy anie io ny tena marina e !
16. melody ( 19/12/2006 13:07)
watafon: tsy hoe mi-kontradikta anao zà akory an:) fa enao lhly mahay sy mahita any fandehan-javatra any, sa ahona?:wink::-D:-D
17. watafon ( 19/12/2006 14:35)
marina zany k !
18. melody ( 19/12/2006 18:41)
mafinaritra ange ity watafon ity indraindray e! mendrika ho anao mihintsy ilay mister 2007:wink:
19. Bakobako2 ( 19/12/2006 18:54)
Ko reny lhl tsy mitapaka reny angé refa dangitra aza tô mbola tadiavina ao anatiny ao le zavatra ampiasaina iny ko lasa ny saiko hoe le maimaika mandro iny v reny hanana fotoana hitadiavavana ny ao anatiny ao refa le malazo iny fa de ao daôly ny virus reeetra manao fety .
20. melody ( 20/12/2006 16:38)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1538