Mitapaka ve? hihihih
21. Zina
(
20/12/2006 19:39)
Melody a io anie cas general e.... bien sur rehefa mahay manadio ireny lahy vahiny ireny dia tsy misy fa jereo fotsiny ireto olona mahantra na kamo velona izay no hilaza-ndry zareo oe prevention....misy facteur mampy accelerer ny Sida ny tsy mitapaka. amiko aloha dia logika ilay lazain-ndry zareo e....
22. melody
(
21/12/2006 00:45)
raha izany no izy ry Zina dia tsy aleo hanontaniana aloha ilay bandy raha mitapaka na tsia, izay vao miaraka?:-D:-D:-D
23. watafon
(
21/12/2006 05:12)
melody : tsy anontaniana fa jerena mihitsy aloha sao mandainga k ! =))=))=))
bakobako: aiza kosa e !
bakobako: aiza kosa e !
24. melody
(
21/12/2006 17:55)
watafon: tsy hitako indray iny klé, tena tsy ratsy indray ka, m'ci o!=))=))=))=))=))
