Ny kely maso sy ny fivavahana

1. kitjo ( 31/01/2007 18:01)
t@ izaho vao ho aty dia natahotra oe aty ve hisy afatsy bodisma?

akory anefa ny hagagako

Aleo ny sary no hilaza azy...

2005: Benny Hinn taty,
ny City harvest Church no naka azy saingy tsy antonina intsony dia natao tao @ national Stadium

novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:16
2. kitjo ( 31/01/2007 18:03)
Azafady fa tokony notohizako ilay lohateny oe Fivavahana Kristiana...sao misy manakiana ndray

@7 no manomboka fa t@ maraina dia efa nilahatra nadritra ny roa andro ilay Conference

3. kitjo ( 31/01/2007 18:05)
chorale

4. dailynews ( 31/01/2007 18:08)
fa angaha efa tany singapore i benny hinn? ny calendrier-ko ato dia aprily 13-15 izy no mandalo any hmmm...
mahafinaritra be!!!:-*

5. dailynews ( 31/01/2007 18:09)
azafady fa tsy hitako ny hoe 2005. hihihi.
6. kitjo ( 31/01/2007 18:11)
7. kitjo ( 31/01/2007 18:13)
iieee...t@ 2005 io no nandehanako fa t@ herintaona aho tsy nahita
ny @ ty io daty lazainao io mihitsy..izaho mety efa tsy eto intsony....

Mba mahagaga ahy satria vitsy dia vitsy ary tsy misy mahalala izahay eto SIngapour sady tsy mpivavaka @ io Fiangonana io kanefa dia nivavahany manokana i Madagasikara nandritra ilay fotoana...

tena mahafinaritra ahy aloha izy io e...
8. dailynews ( 31/01/2007 18:22)
mahafinaritra ahy io mpanompon Atra io satria mitondra ny olona very be dia be eran izao tontolo izao ho ao amin ny Tompo Jesoa ary izay ny motto-ny.
ity taona ity dia "winning the lost at any cost"
Mampirisika ihany koa izy ny fiangonana eo antoerana hikarakara ny olona izay nanolotena mandritra ny crusade hikarakara ny fitomboany ara panahy.

Ary rehefa reraka iny aho ka mijery ny fandaharany dia miha mahery be indray. Satria fantatro fa mbola manao zavatra mahagaga ny Tompo ary mitady ahy isanandro.

olona manao fahagagana izy indrindra fa ny fanasitranana, izany anefa dia ataony ho an i Jesoa fa tsy ho azy velively sanatria.

kitjo> ie mandalo any izy ny avrily izao. tsy any insony ianao ve? fa hiverina any dago? manana calendrier-ny aho satria izaho anisan ny partenaire -ny ka nahazo izany.
sinon afaka mankao amin ny web ny dia hita ao ilay izy. http://www.bennyhinn.org/default.cfm





9. kitjo ( 31/01/2007 18:57)
merci dailynews..

Ie, h@ zao aloha dia hiverina hody tanteraka any Dago aho ato ho ato..manisa herinandro vitsy kely sisa...
Mbola tsy haiko izay mety ho fiovana "indray" fa ho hita eo ihany..

Ity fiangonana "City Harvest" ity no tena mpikarakara ny fahatongavan' ireny karazan' olona ireny eto...matanjaka be io fiangonana io...
http://www.chc.org.sg/english/main.cfm
10. xxx ( 31/01/2007 19:05)
Mahafinaritra ny fanehoan-kevitra eto, fa afaka mba amafisinareo ve hoe marina ny voalazan'ito website ito ::

http://www.deceptioninthechurch.com/hinnfalse.html

Misaotra e..



12. dailynews ( 31/01/2007 20:15)
hihihi...efa tsy mahagaga intsony ry xxx ny fanenjehana isankarazany, sady normal be izany ho an ny olona rehetra izay te hanaradia ny Tompo, raha tsy misy manenjika ny olona iray izya miara dia amin Atra no mampametraka fanontaniana hoe fa nahoana no tsy misy manenjika. tsy hitako izay havaly anao.
ny hany lazaiko anao dia mitory an i Jesoa irery ihany izy fa tsy mitory ny tenany ary ny fanahy hoan ny Jesoa sy ny fanahy ho any andanitra no himasoany.
ny fanasitranana izay ataony dia ho voninahitr i Jesao irery ihany fa tsy voninahitry ny fiangonana na voninahitry ny tenany. ary i jesoa aza nilaza hoe: hanao famantarana lehibe noho izaho aza izy ary anisan ny famantarana izay napetrak Atra taminy ny fanasitranana. manan fanomezampahasoavana ho entina manasitrana izy izay biblika be izany.

efa folo taona aho izay no nahafantatra ny ministerany ary afaka milaza aminao aho fa fanahy avy @ Atra no ao aminy fa tsy fanahy avy amin ny devoly. nanampy betsaka ahy t@ fanarahan ny Tompo izy. tsy mino aho hoe fanahy tsy avy amin Atra no miasa amin olona tahaka izany fa tsy maintsy mivoaka eny foan any voany rehefa ela ny ela. ny voany hoy ny Tompo no hahafantarana ny hazo.
fantaro fona ny olona rehetra izay mitory ary marina ny anao. efa mba nofantariko ny fanahy izay mitory ary jereo hatrany ny soratra masina raha mifanaraka amin ny soratra masina ny zavatra izay lazainy na tsia.
satria tadidio fa ny kristiana tao beria na dia i paoly aza no nitory dia nijery hatrany izy ireo na marina izany na tsy marina.

13. LazaDaddy ( 31/01/2007 22:18)
kitjo> toa sary tao anatin'ny Expo Hall 8 misy ny City Harvest toy ny mahazatra ihany ireo. Efa ao @ Expo foana ny City Harvest hatr@ ela fa tsy hoe rehefa misy vahiny ihany vao mankao :)

Dailynews> Hoy i Paoly: "whoever preaches to you any other gospel than that you have received from us, let him be cursed!".

--->"Na iza na iza mitory filazantsara hafa ankoatr'izay noraisinareo taminay, dia aoka izy ho voaozona!" (Daddy translation)
14. xxx ( 31/01/2007 22:23)
And I know, that I know, that I know, we are about to see the greatest manifestations of God's presence ever! A prophetess named Ruth Heflin sent me a word recently and told me to get ready, to see, physical manifestations of Christ on the platforms in our crusades, that people will have visions of the Lord in the meetings. Those things have happened in the past, I know. In a Thialagua (spelling?) meeting one time in Africa, the Lord appeared to a - to the whole crowd! It is about to begin happening, I know it too! Expect it, to happen also, in your own home!"
- Benny Hinn, May 2nd, 2000

Tsy hoe manenjika sy faly hanenjika fotsiny fa tena tsy mazava amiko mihintsy ny zavatra ambarany? Lazainy fa efa tena tonga tety ambon'ny tany Jesosy. ary tsy indray mandeha izy no niteny io fa maro mintsy. Vakio tsara ange ito e:

http://www.deceptioninthechurch.com/hinnfalse.html

kanefa ny hitako fa marina kokoa dia ito:

"ny olona hilaza aminareo hoe: Indro; ery! Na: Indro, ety! Nefa aza mandeha hianareo, na manaraka azy. Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak'olona amin'ny androny" lioka 17.

Amiko rehefa tonga Jesosy dia hahita azy daholo ny olona rehetra izay mbola eto an-tany, fa tsy ny sasany ihany akory.

"Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena." Apokalypsy 1:7

Asa aloha fa dia mazotoa ianareo izany.
15. LazaDaddy ( 31/01/2007 22:24)
Dailynews> @ ilay rohy (link) nomen'i xxx io i Benny Hinn miaiky fa misy tsy mifanaraka @ Soratra Masina ny fampianarany 8O

Mba fotory tsara ry xxx dia adikao teny gasy eto azafady raha azo atao
16. Zina ( 31/01/2007 23:03)
Amiko rehefa tonga Jesosy dia hahita azy daholo ny olona rehetra izay mbola eto an-tany, fa tsy ny sasany ihany akory.

"Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena." Apokalypsy 1:7


marina izany..
zao ry reto a rehefa tsy mifanaraka @ baiboly dia mpaminany sandoka daholo tandremo tsara
Ny faharamarinana dia tsy tantin-dra- olombelona mihaino azy sy manaiky azy...
17. dailynews ( 31/01/2007 23:30)
LD> tsy hitako izay lazaina anao fa efa noresahintsika ity.

fantatro izay hinoako ary Jesoa irery izany. ary na iza na iza no mitory zavatra tsy mifanaraka ami ny baibloly dia tsyt hanaraka azy aho na iza izy na iza. tsy hoe izaho no mafy be, fa kosa mino aho fa ny fanahy masina izay ato amiko manampy amin ny fanaovana diecernement na fanahy. na avy amin Atra ny fanahy iray na avy amin ny devoly.


18. cutie ( 31/01/2007 23:58)
iza moa zany Benny Hinn zany :roll:
19. prime ( 01/02/2007 10:34)
cutie> io @ sary io izany koa... evanjelistra izany izy raha zohina ny resaky ny namana rehetra hatramin'izao?...
20. cutie ( 02/02/2007 01:11)
ok:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745