maty Radama Antoine

1. kitjo ( 26/12/2006 14:20)
zay mba vaovao avy aty Dago
mampalahelo
novalian'i kitjo ny 07/01/2007 17:04
2. sambatra ( 26/12/2006 15:24)
Mivavaka ho an'ny fanahiny ary enga anie ba ho betsaka ny artista mana-talenta toa azy.
3. lemenakely ( 26/12/2006 15:29)
kitjo:

zay mba vaovao avy aty Dago
mampalahelo




ny vadin'izy iny no tena tadidiko tsara tarehy kely !!!
4. xxx ( 26/12/2006 16:07)
Mampalahelo izany, mirary fiononana ho an'ny fianakaviana

Ie, ilay vadiny koa tadidiko tsara, namako tao @ FTM, asa raha mbola ao , sady lasa tsy tadidiko intsony ny anarany fa i "Madame Antoine " no lasa fiantsoko azy (efa 10 ans lasa izany)
5. dongadonga ( 26/12/2006 18:04)
tena marina ve fa maty izy ,hoatra ny tsy mampino :snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
6. ikaretsaka ( 26/12/2006 18:19)
eeeeee... maty vare kala raha iny yyyyyyyyy eeeeeeee
mampalahelo izany e...

James Brown koa hono maty aty aminay...
Nihena 1 ny sex machine
7. simplex ( 26/12/2006 19:42)
lemena:
ary ny zanany lesy mba ahoana ? :P8)
tsy mahazo mime fa fahoriana an 8)

mpihira moa izy io sa mpanao tonokalo malaza?
8. simplex ( 26/12/2006 19:44)
adino ny tena essentiel:

mirary fiononana feno hoan'ilay vadiny sy ilay zanany. Very olomanga tokoa ny firenena. :cry:
soa ihany fa mbola misy ny zanany, hanoy ny asany 8)8)
9. ikaretsaka ( 26/12/2006 19:48)
io izany ilay hoe .. rehefa maty i...... mbola velona ny zanany....
araka ny hiran'i Bekoto
10. Zina ( 26/12/2006 22:03)
Iza ry reto zany tsy manana sariny ve nareo e?
11. caprio ( 26/12/2006 22:50)
Ary tena mba mitovy fijery daholo zany sika fa ilay vadiny tena manjakely mintsy dia avy eo taty ahoriana hoatran,ny lasa natavy ilay vadiny t@ilay clip farany hitako dia zay ny @iny fa mirary fiononana feno ho an'ny fianankaviny manontolo
12. kitjo ( 06/01/2007 18:12)
caprio> d tsy manjakely tsony ve refa matavy? lol

Zina> izy ilay mihira io hira soratan' Ikaretsaka io
"ao vare kala raha iny eee...."

betsileo raha tsy diso aho..fa saingy tsy manana sary...
13. caprio ( 07/01/2007 09:40)
kitjo:tsy we ratsy refa matavy fa raha tena matavy be ndray dia tsy dia tsara e
14. kitjo ( 07/01/2007 17:04)
eny aza e!
marina izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2883