ho anareo lehilahy indray ary!

1. kitjo ( 30/01/2007 03:18)
nanontany i jhoul tatsy ambadika tatsy hoe

Ahoana ianareo vehivavy raha mivadika lehilahy tampoka?

dia averina aminareo ny fanontaniana....
2. jhouhlambout ( 30/01/2007 09:53)
Dia andramako daholo izay azo andramana rehetra... Manandrana akanjo aloha... indrindra fa ny sous-vêtements... hihihi, avy eo manadrana maquillage. Dia mandany andro mikarakara tena ao @ douche ela be ao. Dia rehefa eny an-dalana mi-charme be... etc... :-D:@
3. vegas ( 30/01/2007 12:52)
tonga de makany amin'ny piscine de miditra vestiaire ambevavy.
4. fasaly ( 30/01/2007 13:22)
:-D:-D:-D:-Dtsy ratsy kosa izany ry vegas....
5. maditra ( 30/01/2007 13:39)
Tsy te hieritreritra an'izany aho, lol
Fa ny fantatro fotsiny dia lasa lesbienne zah raha miova vehvavy tampoka, hehe
6. kitjo ( 30/01/2007 17:41)
hahahaha
ny an vegas no mety indrindra
ny an maditra effets speciaux hahahah
7. Zina ( 30/01/2007 19:20)
jhouhlambout [ Valio ] 30-01-2007 10:53:08
Lohateny : Re : ho anareo lehilahy indray ary!
Dia andramako daholo izay azo andramana rehetra... Manandrana akanjo aloha... indrindra fa ny sous-vêtements... hihihi, avy eo manadrana maquillage. Dia mandany andro mikarakara tena ao @ douche ela be ao. Dia rehefa eny an-dalana mi-charme be... etc

tandremo ary lasa zavatra hafa an hihihihih
8. simplex ( 30/01/2007 19:27)
kitjo:
Ahoana ianareo vehivavy raha mivadika lehilahy tampoka?

dia averina aminareo ny fanontaniana....

valiny: mamono tena :roll::°)8)8)
9. fasaly ( 30/01/2007 19:33)
8O8O8O8O8O:{:{:{
10. sitlo ( 30/01/2007 22:19)
Ngamba aho ao amin'ny douche foana mandra-piova indray. Tsy mila makany amin'ny vestiaire-na sipa izany akory.
11. cutie ( 30/01/2007 22:20)
: maditra [ Valio ] 30-01-2007 14:39:52
Lohateny : Re : ho anareo lehilahy indray ary!
Tsy te hieritreritra an'izany aho, lol
Fa ny fantatro fotsiny dia lasa lesbienne zah raha miova vehvavy tampoka, hehe

:-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 23/02/2007 18:33)
ny zavatra handramako aloha mety ho bedebe
fa tena mitovy tanteraka @ vegasy hoe tonga de mamonjy vestiaire (hehe)
.. fa ny zavatra tsy andramana ko bedebe.. ohare hoe manalava hoho.. waxin.. manala volomaso,
13. chakkakkely ( 23/02/2007 19:15)
sitlo:

Ngamba aho ao amin'ny douche foana mandra-piova indray. Tsy mila makany amin'ny vestiaire-na sipa izany akory.



dia mijery fitaratra foana ve ? lol lol lol lol 8-)8-)8-)8-)8-)
14. wooda ( 23/02/2007 20:37)
kitjo:

nanontany i jhoul tatsy ambadika tatsy hoe

Ahoana ianareo vehivavy raha mivadika lehilahy tampoka?

dia averina aminareo ny fanontaniana....



Tsy vitako (surtout @le miteraka fa tena danz be loatra):(
15. rivorijasoa ( 24/02/2007 02:15)
Dia mety ho lasa virja ve amin'izany?
16. wooda ( 24/02/2007 02:25)
rivorijasoa:

Dia mety ho lasa virja ve amin'izany?



:-D:-D:-D tena tsy hitako indray iny marina!
17. bibiango ( 03/03/2007 23:37)
Raha lasa vevavy za????:

NY TIAKO:
-le aterina sy alain'ny kôfy
-le misy manao oe:pssst!!(= manja )
-Le hajaina
-Lava volo be

NY HALAKO:
-cycle mensuel(règle)
-le miteraka
18. naughtyboy ( 07/03/2007 19:13)
zao no zv miseho refa samy mifoha maraina avy matory iny;
ny vhv lasa lhl de bogosy foana otrany andeha atory iny refa mifoha
ny lhl lasa vhv de miharatsy endrika refa afaka ny make-up refa mifoha
asa kalo ny hevitrao sasany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943