@23 izao ny proclamation!!!!

1. kitjo ( 20/12/2006 08:39)
Mety hahatratra bal popilera a zany..
hahahahha
:-D:-D
da fety be da fety be!!!!
2. Fiffi ( 20/12/2006 08:54)
hummmm.....
3. hery ( 20/12/2006 09:21)
kitjo> itondray an'le t-shirt ravalo version 2006 :D
4. ronaldo09 ( 20/12/2006 09:44)
Nge koa ty hery !!!:roll::roll::roll:
5. jefra ( 20/12/2006 10:33)
Asa raha nahita loharano hafa i kitjo fa ny vinavinan'ny La Gazette fotsiny hoe efa mandeha ny invitation ary hatao eny am MAE no hitako.

Manamarika koa moa ilay gazety fa raha ny lalam-panorenana no jerena dia "manana 20 andro" hametrahana fitarainana izay te hanao izany. Tokony ho afaka hametraka fitarainana hatr@ 23 Dec misasak'alina izany hoy izy ireo.

Raha mitombina io fanamarihana io dia somary mahagaga ahy ihany ilay daty.
6. kitjo ( 20/12/2006 10:57)
hery> asiana kaskety sy ragla? hahaha

jefra> tsy gazety no nangalako an'io fa hatrany am-potony ka asa!!!
7. jefra ( 20/12/2006 11:14)
Ny ifotony no mitondra sy manapaka ka dia fety mitohy izany manomboka 23 :D:D
8. Annie75 ( 20/12/2006 12:20)
fety be zany ny any Dago kou
9. tezitra ( 20/12/2006 12:54)
ny adala tsy mahalala afa tsy fety, non tsisy fety, et je conteste, je peste, satria:

1)4 deces ambovombe androy (les 1er victime de kere), . tsy maty tsotra ireo fa maty nohon'ny situation d'urgence. sahala t@ Tsunami,situation d'urgence tany indonesie, tsy nisy ny fety t@ 2004

2)et les 30 % very zo nifidy, donc fifidianana invalide
3)Malahelova, y'a une fracture nationale (citoyenne), 4 faritany tsy nifidy andravalo ary be ny very zo, 2 faritany nifidy azy hono.novakiandravalo 2 ny firenena; comment reconcilier ces 2 morceaux, iza no sahy hifaly @ io fahavakisana roa io, surtout à caracter ethnik, du jamais vu , ça m'enrage

riposte ici et maintenant
10. Fiffi ( 20/12/2006 12:58)
tezitra:
ça m'enrage
riposte ici et maintenant
de hampiova inona nefa zany eh ? tsy safidintsika zany fa ny safin'ny mpitsara hoe havoaka @ le 23 ka na ho tezitra enao na tsia ....le 23 ! 23 hiany ....ka inona no azo hatao eh ? lany izy de zay!


11. kitjo ( 20/12/2006 14:39)
tezitezitra fahatany!!!!

Novakian-dRavalo roa @ ahoana?
izy ngah no niteny an'ireo faritany 4 ireo hoe aza mifidy ahy???

Ny any aza tsy miteny an'izany hoe mivaky ka ianao ndray no milaza an'iznay eto...

Tsisy fety satria matin'ny kere ilay olona, dia inona izany no ataon'i tezitra manoloana an'ireo???
12. fijo ( 20/12/2006 21:39)
tezitra an,ka ronaldo aza eto milaza fa tsy misy kere any atsimo.elahy milaza fa efa misy ny maty.mifanaraha tsara aloha ianareo roalhy,fa ny vahoaka hifety
13. bazylou ( 21/12/2006 03:18)
ay maninona no eny amin'ny mae?? sa tonga dia hoe ity aho dia tairo ny saosy ???
14. fijo ( 21/12/2006 05:30)
ka aiza no tianareo????tsy ny toerana no olana sy mafonja,fa ny vokany.
15. kitjo ( 21/12/2006 05:39)
zany ko ve d atao probleme le bazy an...ndorky ko eee!
16. fijo ( 21/12/2006 05:53)
kitjo an,lery io anie mety hanontany andreniny koa hoe fa nahoana kay aho no nasianareo e?
17. kitjo ( 21/12/2006 07:10)
hihi..rehefa tsy mahazo valiny mahafa-po ato ve?
18. fijo ( 21/12/2006 22:47)
ie;ngaha io mety faly izany fa mitady izay tsy misy foana
19. BloodTitan ( 23/12/2006 14:18)
Oka zay le resabe eeeeeeeeeeeeee!!! fety ndray zao atrehina!!! Fetin i ra Zezo !!!

Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4127