crepe

1. kitjo ( 02/02/2007 01:27)
za mba mena resety-na crepe ooo...
melsi dol dol
novalian'i booboo ny 13/02/2007 13:34
2. LazaDaddy ( 02/02/2007 01:45)
Tsy mahay kanefa manan-kevitra =)) Tsy mila mamboatra fa mividy @ ireo "pancake house" be dia be ireo
3. diamondra27 ( 02/02/2007 02:48)
vao eo mihintsy koa akia za nieritreritra an'io an!

androany manko le fanaovana azy hono e!(@ frantsay 'zany fa ho an'ny mazoto homana dia na andavanando aza dia hanina foana rehefa masaka e!)

Ity aza tadidio e!
4.3.2.1

4 vera na ronono
3 atody
2 kafarinina
1 sira kely za raha misy

dia afangaro akia ireo
dia endasina @izay a!

de mazotoa homana ô!


azo atao sucrée na salée ny crêpe de fonosy ao anatiny ao fotsiny izay tianao ampiarahina aminy

exemple fotsiny ity an:

crêpe: jambon, na asiana oeuf sur plat koa
raha sucrée de asiana tartine nutella na confiture

bee di be fa santionany fotsiny ireo e!
4. LazaDaddy ( 02/02/2007 03:41)
fa ho an'ny mazoto homana dia na andavanando aza dia hanina foana rehefa masaka e!
asiana ice cream kely io tena hmmmm.... dia mody asiana tavela eo @ molotra fa tsimaintsy misy azon'ny fakam-panahy te hamafa ny molotrao ny "sasany" =))
5. kitjo ( 02/02/2007 13:03)
Laza> hahaha...tsy ratsy le hevitra fa hafa iany le ambiance manao ato antrano

sady le pancake aty reny ange tsy tena mitovy @ le crepe e..matevina lotra sady tsy mety atao plain fa ts maintsy misy red bean, green tea, voanjo, coco sns ao anatiny

fa ra sendra ry zareo manao azy iny d mangataka oe ataovy tsisy in in fa tena oh mofo gasy an..miam miam...
6. kitjo ( 02/02/2007 13:05)
Diam>
k zay mihitsy akia fa ny ankizy nanap programa hoe ho aty aminay dol androany hariva (efa dol mo zareo izao)

d hoe fety ..tsy haiko oe fety inona...fombanay rahateo ny manao fetifety kely isaky ny weekend

dia hoe fotoana fihinana crepe hono...d tsy fantatro mihitsy hoe satria nahoana fa dia hanao fts aho izany fa zara koa az amba misy idee fa isan' andro manko raharaha le fitadiavana oe inona ndray no atao sakafo...

merci akia an..
d mazto ko njy...
7. pissoa ( 02/02/2007 15:28)
diams:
4 vera na ronono
3 atody
2 kafarinina
1 sira kely za raha misy

kafarinina 2 inn io :roll:
8. diamondra27 ( 02/02/2007 17:35)
vera daholo akia ireo a!

lafarinina akia io fa diso frapy za ry pissoa a!
9. tywa68 ( 02/02/2007 19:14)
Vita vô ?
Ndeha koa hanamboatra sao tratra eto hoe aiza ny krepy ?

pissoa : tsy 1 vera ny sira an !:-D

bon app ê !:wink:
10. pissoa ( 02/02/2007 19:29)
tywa : k'efa oe vera daholo ony ouzy diams kou :oops::-D

diams : thx! :-*:-D
11. tywa68 ( 02/02/2007 19:32)
tonga d tsory hoe kamo hanamboatra fa aza manao sabotazy ê =))=))
12. booboo ( 02/02/2007 19:33)
kay, sira 1 vera ! na de amourézy ôtra inona kosa aza terrible zany kah :-D:-D:-D:-D
13. tywa68 ( 02/02/2007 19:37)
booboo ampio voasary makirana koa ka !:-D:-D
14. booboo ( 02/02/2007 19:39)
:-D:-D:-D koa raha tsy manaizana ry Tywa kouh :-D:-D:-D
15. pissoa ( 02/02/2007 19:44)
tywa : aiza zany sabotazy zany :roll: mahita lotra njy zany :-D:-D:-D

kay, sira 1 vera ! na de amourézy ôtra inona kosa aza terrible zany kah

booboo : mety vôtoraka be am'crepy njay raha manao amourezy otr'zany :-D:-D:-D
16. booboo ( 02/02/2007 19:58)
:-D:-D:-D aza mba amourézy ihany ny lesona tsoahina avy @ zany :-D:-D:-D
17. tywa68 ( 02/02/2007 19:59)
booboo : lay hodiny ê (manitra tsra izy @izay na hodimboasary)

efa mba nahavita 5 aho io ê ! ohlalala : mbola lavitra lay tanjona ê !:lol:

18. diamondra27 ( 02/02/2007 20:03)
booboo:

:-D:-D:-D koa raha tsy manaizana ry Tywa kouh :-D:-D:-D



:-D:-D:-D
nareo koa mampimé doly

efa we sira zara raha misy = 1 tsongo

za vao avy nahandro sy nihinana mihintsy 'zao
19. diamondra27 ( 02/02/2007 20:08)
tywa: hihihi:-D:-D:-D
mila hazavaina @ antsipirihany doly le izy e!

solona kombava sa kombova le hodina voasary makirana fa tsy iny citron be 1 iny no atao anaty krepy mifangaro

azo asiana ze tiana rehetra io e!
sucre vanille, fleur d'oranger etc... ze parfum tianareo e!

f'angah adinonareo le izy fa we krepy salé ange e! = asiana sira 1 vera =))=))=))=))
20. diamondra27 ( 02/02/2007 20:11)
ny an'ny sasany aza mbola asiana labiera ny fangarony e!Iny tsy haiko ny dozy fa mety ho 75cl NGAMBA:oops::oops::D


tywa: ny ahy efa lany ny krepy fa mazotoa e!:-P

mahavita o @ 12 eo naraeo @io akia a!

:miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.14