fihaonana dago

1. kitjo ( 21/12/2006 07:59)
sali sali aby
za moa zany tsy d maharaka resaka lotra indraindray..

Hono wa, misy fety fihaonana ve any an'anona an'anona any any dago @ty faran'ny taona ity?

za manko 12andro monja no any dago miala rahampitso ka mba hanararaotra raha misy ee....

manaova fety sambatra aby e....
novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:17
2. fijo ( 21/12/2006 22:19)
be zesta fa handea eeeeeeeeeee,
manaova fety soa ihany na izany aza.
3. mbaliana ( 21/12/2006 22:30)
dain kosa ty fijo e... zany kosa ange no mba ilaina an'ity loha hevitra ity e.. sao mba misy tampotampoka any .. tsara amndroso dia tsara miverina e dia manaova fety sambatra daholo 0
4. diamondra27 ( 21/12/2006 23:04)
kitjo : efa tany sa mbola ho any
de ahoana le sary io @ le bozaka mada
5. kitjo ( 22/12/2006 05:22)
diam> an3 t@volana mai-aout aho tany dago foana teo k!
volana jolay io @sary io....
fa rahariva aho miainga indray :)
manaova fety sambatra aby tsika eeee....dia samy ho tratry ny taona vaovao

ho hita eo ihany ny fihaonanay refa mahita andry ravatorano sy ry sasa any Dago fa teo moa fahoriana no nifankahitana dia tsy nisy pro mitsy!!!

fijo> mialona njay an! hehehe..ndao eee
ao fa tonjako voandalana..ihihi
6. fijo ( 22/12/2006 06:03)
ie ,le ravitoto ao anaty boaty iny fa tena milay be iny.
7. mbaliana ( 22/12/2006 11:55)
dia ahona za zany tsy mahazo? nahoana i fijo rery no itondrana? aza miangatra njy
8. ikaretsaka ( 27/12/2006 04:47)
eo de miady an-kanina ny voandalan'i kitjo ho an'i fijo aby...
ka i fijo hafa ko
9. mbaliana ( 27/12/2006 16:50)
ikaretsaka .. tena hitako mihitsy e :oops:
10. watafon ( 28/12/2006 06:30)
kitjo : tonga soa e ! mino aho fa efa aty kosa zay an !
mbaliana sy fijo d miady foana na aty na ary an ! :-D:-D:-D:-D:-D
11. mbaliana ( 28/12/2006 21:10)
watafon :-D:-D:-D
12. watafon ( 29/12/2006 06:04)
k hita fa zany mitsy kou, :-D:-D:-D
mbaliana: ary ndry ngah tsy mba hoavy e ?
13. mbaliana ( 03/01/2007 18:36)
watafon za ange tsy miady amin'i fijo fa mba mangataka voandalana e..
Tys ho avy any dago ve' aleo aloha tsy hiteny fa sao tsy raikitra tampoka eo ka .. mbola tsy hiahihaiko mihitsy .. fa mety tsy tafa aloha a :(:(
14. sasa ( 04/01/2007 06:27)
Bonané doly e
kisssssss mbaliana
15. mbaliana ( 04/01/2007 17:14)
bonne année koa kia njy ry sasa dia kisssssss mamy be
16. sasa ( 05/01/2007 07:51)
za nalahelo be fa tsy nifanena tam kitjo, taraiky loatra vao azo le numéro phone tsssss:(:(:(
17. mbaliana ( 05/01/2007 13:24)
snif daholo koa nareo ato zany an :{:{
18. watafon ( 06/01/2007 19:13)
:):):) za tsy snif k !
sasa : aoka akia zay fa manjary mamindra le snif an !
19. kitjo ( 06/01/2007 20:33)
sali
tratry ny taona dol

sasa> za ko ary akia ts hitako zay natao fa niezaka ihany ravatorano fa tery ko ny fotoana e...

@fevrier njay za mverina any d amzay ataontsika milay be e...le num-ndry aza tsy azoko akory
20. mbaliana ( 07/01/2007 09:20)
watafon fa inn ianao zany kakkakakakka be??=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0223