fihaonana dago

21. watafon ( 07/01/2007 13:39)
mbaliana: tsiky ihany d ampy k tsy mila mikakakaka zany !=))=))=))
22. kitjo ( 07/01/2007 16:56)
kakakaka party sa kakakaka evanjelika..hihih
23. sasa ( 08/01/2007 04:38)
kitjo ny num-ko akia tsy mbola miova mbola iny foana koa, d miandry anjy am Fevrier izany e!
mbalina sy watafon za mbola snif foana nefa :(
24. mbaliana ( 08/01/2007 11:39)
sasa ntsooo iny mosara e...:lol::lol:
25. watafon ( 08/01/2007 19:36)
kitjo: mety doly k : party evanjelika zao no tsara ! hihihihi!
sasa: hatramin'izao v ? aiza kosa e !:) amzay moa e!
mbaliana : mosara efa périmé iny fa ity omena azy e! :-D
26. mbaliana ( 08/01/2007 20:12)
watafon anjay kosa :oops::oops:mosoara en tissus ange e.. voa avy nosasana sy nopasohina
27. sasa ( 09/01/2007 06:35)
watafon aiza ny lotus fa iny mintsy zao no mahafaka anle ranomasoko :-D
mbaliana hi hihi tiako izany mosoara anjy izany fa aiza aty:-D
28. watafon ( 09/01/2007 20:11)
sasa: za zao tsy manana fa adinoko ny nitondra lesy ! :-D zay fa efa tsy snif intsony elah e!
mbaliana ::-* eny ary fa tsara b le mosoarandry e!
29. mbaliana ( 10/01/2007 12:12)
sasa> njy tsy snif ntsony fa nofafanjy tamin'ny tanana akanjo.. hihihihhi
wata> tsy snif koa omena mosara? sa voan'ny sery?
30. watafon ( 10/01/2007 20:18)
mbaliana :atao haingom-paosy ftsn k ! :-D:-D:-D
31. mbaliana ( 10/01/2007 20:23)
wata... fa ahona .. hatramin'ny paosy no mihaingo? anga mi kostar foana nareo zany?
32. ari.malala ( 11/01/2007 07:43)
mbaliana, mikostara aky d tenis no anaovana miaraka aminy a! hihihi
33. mbaliana ( 11/01/2007 19:58)
ari.malala dia tsy hanana gout kosa ve akia i wata...no dia hanao an'izany... ny azy aza paosy mihaingo maika fa ny tongony...raha tsy hoe atao fanainiana hananihany an'ilay tompon'ny fety zay aleha anga :-D:-D:-D
34. watafon ( 11/01/2007 20:09)
mbaliana , ari.malala : raha mba hitanareo tokoa moa ny poziko mande miasa aty d ho tapaka ny tsinainareo mba marina e !=))=))=))
35. mbaliana ( 12/01/2007 19:06)
fa ahona e? malabary miaraka amin'ny kiraro verni ve sa kostar tsy mikararo?
avoahy eto hoe andinihiana azy miadana e :lol::lol:
36. fijo ( 13/01/2007 05:54)
mbaliana wa aza miady amiko fa ndry koa mbola hoaniko ny hiafarany
37. mbaliana ( 13/01/2007 20:34)
fijo> odryy hay ve kanibal ianao e? tsy matahotra ahy e... ataovy rangah e atao a :@:@
38. watafon ( 14/01/2007 13:24)
mbaliana : tsy izany k ! hafa mihitsy ! :-D:-D:-D rohizo fa mety hohitanjy ihany !
fijo : kanibal an !:-D:-D:-D:-D
39. mbaliana ( 14/01/2007 22:11)
watafon> afa-po fa teneno amin'izay :P:P
40. watafon ( 16/01/2007 15:43)
mbaliana: zay v d afapo sahady e! andraso fa andefasako sary mitsy ndry an ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081