fihaonana dago
68. mbaliana
(
30/01/2007 20:52)
tsy misy mahadiso mihitsy .. ny tezitra aza mbola ekena maika fa ny mi-charme :-D:-D:-D
71. mbaliana
(
31/01/2007 20:27)
fijo> fa anga voaketoka ianao e? mijafajafa anie raha voaketoka zany e
74. mbaliana
(
01/02/2007 11:55)
fijo> taiza ary tamin'ny oviana e? dia manahirana ahona ary za ty?
watafon> aza mitsoatsoaka eo fa ianao ihany no nahatonga an'izao :-D:-D:^):^)
watafon> aza mitsoatsoaka eo fa ianao ihany no nahatonga an'izao :-D:-D:^):^)
76. watafon
(
02/02/2007 15:46)
mbaliana : hummm ! hazavao ny tian'ny mpanoratra holazaina fa tsy azoko ! :-D:-D:-D
77. mbaliana
(
02/02/2007 21:52)
watafon> ianao ihany no mahatonga an'izao fifandirana izao :-D:-D
fijo> tsy tadidy marina angamba fa efa betsaka ihany zay nataoko zay nandritra ny fiainako manontolo
fijo> tsy tadidy marina angamba fa efa betsaka ihany zay nataoko zay nandritra ny fiainako manontolo
80. mbaliana
(
04/02/2007 22:28)
fijo> zany e, ianao anga natory fotsiny hatramin'izay nahatongavanao teto an-tany zay?
watafon> misy inn kay?
watafon> misy inn kay?
