fihaonana dago

81. fijo ( 07/02/2007 23:22)
ka efa hoe virja ko
82. mbaliana ( 08/02/2007 11:11)
fijo > ntsoo nampalahelo fa tsy nahay nanararaotra nilaozana natory fotsiny...
watafon aiza ianao e? tsy nety nikipy angaha le maso e
83. fijo ( 08/02/2007 23:06)
ka ilaina ny torimaso ka
84. mbaliana ( 09/02/2007 23:15)
bonne nuit aza e
85. fijo ( 09/02/2007 23:17)
ndao amin'izay ary hatory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074