Bazylou,ronaldo et Cie: Fangatahana!
1. kitjo
(
11/02/2007 09:25)
Mba mangataka anareo aho,mety mila ezaka kely, fa mba tsy iafio kely e!
mba milaza zavatra "positif" kely ao @ tanAna nataon' ny Fitondrana raha mba mahita ianareo...na dia keeeeeeeely fts aza! Efa hitanay daholo manko izay ny ratsy
Misaotra e!
mba milaza zavatra "positif" kely ao @ tanAna nataon' ny Fitondrana raha mba mahita ianareo...na dia keeeeeeeely fts aza! Efa hitanay daholo manko izay ny ratsy
Misaotra e!
novalian'i ronaldo09 ny 27/02/2007 07:12
4. xxx
(
11/02/2007 17:35)
ka zay tiny ihany io ko
anjaraanao indray no milaza izay positif hitanao, fa efa nilaza ny negatif izy
anjaraanao indray no milaza izay positif hitanao, fa efa nilaza ny negatif izy
6. xxx
(
11/02/2007 17:53)
Robert:
Kit scolaire, mba handresena ny habadoana....
Ka ny kibo noana.Ny sekoly any am 15km.Kilasy niveau 3 na 4 mpampianatra 1. Pozitifa bilitaka kely fotsiny zany.
7. xxx
(
11/02/2007 17:55)
Mangoro-karena azy dia mba gasy ihany no manandevo ny madinika fa tsy vazah na karana.
8. Robert
(
11/02/2007 19:48)
xxx>marina io lazainao io, any ambany vohitra tokoa de mpampianatra 2 na 3 ao @ EPP nefa misy kilasy 5, ary mandeha tongotra lavitra ny ankizy.
Tsy ampy ilay kit scolaire, manaiky za. Fa mba mitombo ny isany ankizy mba ninjanona an-tsekoly hono ny taloha io kit scolaire io, satria mba nahatsiaro teny ny Ray aman-dreny fa mba nanampy azy ny fanjakana. De nanao izay tratra koa izy ireo, de mba miazaka ny isaky ankizy mianatra...
Ilay fampianarana hatao fito taona aza no tena loza, satria ny mpampianatra aza efa tsy ampy...

9. bazylou
(
11/02/2007 22:37)
kit scolaire hono , fa angaha tsy nianatra mihitsy ny zaza gasy raha tsy nisy an'io???? tambatambazana kely dia omena tablier sinoa kely dia anaovana izao lalana ravan'ny orana rehtra izao dia faly daholo ny olona ao tikoland!! fa inona angaha ny ao an-tsain dry zareo???
10. zandikely
(
12/02/2007 00:43)
Kitjo:
Ahoana kosa ary ry zareo no terena tsy maintsy hilaza an'izany.
1- Ny olona malalaka maneho ny heviny, tsy tokony hifaneritery e!
2- Tsara kokoa milaza zavatra tsy mety mba hisy fiovana ho mety.
Ahoana kosa ary ry zareo no terena tsy maintsy hilaza an'izany.
1- Ny olona malalaka maneho ny heviny, tsy tokony hifaneritery e!
2- Tsara kokoa milaza zavatra tsy mety mba hisy fiovana ho mety.
11. kitjo
(
12/02/2007 09:39)
zandikely> aiza ho aiza amin' izao lay hoe "terena" 8O
tsy nandiso ilay filazana ny tsy mety aho k!
namaky foana aza h @ zay fa mba te hiova rivotra kly fts ee
mahazo milaza koa ianao raha mahita :)
tsy nandiso ilay filazana ny tsy mety aho k!
namaky foana aza h @ zay fa mba te hiova rivotra kly fts ee
mahazo milaza koa ianao raha mahita :)
12. jefra
(
12/02/2007 13:32)
Ny nanonganany an'i Deba tam 2002. Io no hitako tena zavatra positifa vitany. (Na dia tsy izy irery aza fa niaraka tam dry lay tsy tononiko. Zaho anisan'ny mba nitehaka. Izy no andry nitarika sy nianteherana).
Ny ankoatr'izay, raha jerena ny vola azo sy ny asa vita, tsy misongadina ny vokatra. Raha nanana zo hanome naoty aho dia ho nasiako hoe "Tokony hahavita tsara kokoa".
Nantenaiko ho mamba voky i lery. Hay moa ny biby no tsy tsy mandrapaka intsony rehefa voky. Ny olombelona, dia izay maha olona azy izay.

13. Robert
(
12/02/2007 18:45)
Bazyl>Tena tsy mianatra ny zaza Malagasy,
Satria firy % ny Malagasy no tsy mahay mamaky teny sy manoratra?
Mba omeo hevitra hoe ry ise hiandiana @'io habadona mahazo ny ankizy sy ny Malagasy eny Ambany vohitra...
Satria firy % ny Malagasy no tsy mahay mamaky teny sy manoratra?
Mba omeo hevitra hoe ry ise hiandiana @'io habadona mahazo ny ankizy sy ny Malagasy eny Ambany vohitra...
16. ratonga
(
15/02/2007 00:40)
le jamba ary zao ao Neuilly to mivandravandra bé 8O8O8Omihinana zay azo tany @ tanana
17. ronaldo09
(
15/02/2007 09:58)
Fangatahana miharo havendranana ity!Dia mba lazao koa ary ny ratsy vitany fa aza faly ny manohana fotsiny eo!Nareo sy ry fiffi dia tena tsssss!!!!!!Ny mpanohana mba hany hajaiko sy mazava firesaka eto aloha dia i fijo irery ihany ny sisan'izay dia miteny fahatany fotsiny!!
18. ratonga
(
15/02/2007 10:33)
Bazylou,ronaldo et Cie nareo indrindra no tena miteniteny foana eto ràh ny fahitako azy alou, manohitra bé fahatany sy manao kritika stérila fotsiny, tongava aty dago dé ho hitareo ny fandrosoana misy sy azo tsapaitanana, tsy mahagaga ra himehezan'ny olona fotriny sisa ny tsikeranareo fa tsy mifanandrify ny zava misy tsinona!
19. Fiffi
(
15/02/2007 11:26)
ronaldo09:fa inona aza no nataoko an'i ronaldo no ataonao an'zao zah ? :roll::roll:
Nareo sy ry fiffi dia tena tsssss!!!!!!
20. ronaldo09
(
15/02/2007 11:33)
fiffi:Tiako loatra ianao e!
Ratonga:ny famille-ko rehetra ange ry le-anona ity ka any Dago e ary milaza daholo fa tsy misy fandrosoana any fa ny filentehana!!!Ary na aty aza ny tenanay dia tsy mitsahatra ny manara-baovao!!!
Ratonga:ny famille-ko rehetra ange ry le-anona ity ka any Dago e ary milaza daholo fa tsy misy fandrosoana any fa ny filentehana!!!Ary na aty aza ny tenanay dia tsy mitsahatra ny manara-baovao!!!