Liste des messages

Liste des messages, inserés par ronaldo09, par ordre de date
ronaldo09 ( 04/03/2014 06:17)
Kianin'ireo zanak'Idada i John Elite
Gaga mihitsy aho raha maheno etsy sy eroa fa tsy mety ny ataon'i John Elite satria miaraka amin'ny MAPAR hono , fa ny ataon'ireo depioté-ndRavalo ve tsy hitanireto olona ireto e!!!Nanaratsy sy nilaz... suite
ronaldo09 ( 25/01/2014 14:58)
TANDREMO SAO MAMADIKA PALITAO RY ZANAK'I DADA A§§
RAHA atao indray mijery dia roa na telo ihany no tena mpanohana ny fitondrana misy ankehitriny koa ianareo le miseho miditra sy faly reo taiza nareo tamin'ny ady mbola mafa koa izao vao hitady lalana... suite
répondu par andrywui le 16/02/2014 12:37
ronaldo09 ( 22/01/2014 15:11)
Mandeha hono ny fiainana na iza no eo:mampionon-tena ve zany???
Gaga aho naheno ny namana fatra-panohana an-dRavalo tao nilaza fa mandeha foana hono ny fiainany na iza na iza no eo fa ny Malagasy no mampalahelo!!!!!de mba manontany aho hoe :Koa raha mandeha ny fia... suite
répondu par ronaldo09 le 25/01/2014 14:55
ronaldo09 ( 16/01/2014 07:29)
Aiza ianao ry Hery web master a!!!
Aiza ianao ry 'ngahy lehibe fatra-mpanohana an-dravalo o!!Mivoaha rangahy maneho hevitra amizao faharesena anao izao sady We miss you!!... suite
répondu par hery le 22/01/2014 15:11
ronaldo09 ( 03/01/2014 06:48)
Ny Gasy(Hery) no tokony hitondra an'i Gasikara fa tsy metisy sinoa mifangaro frantsay(Jean louis)!!!
Madagasikara an'i Malagasy ary olona mizaka ny zom-pirenena malagasy avy amin'ny Raiamandreniny no atao hoe gasy fa tsy ty metisy rehetra ty de lazaina fa gasy!!!Fandresen'i Rajaonarimampianina dia fa... suite
répondu par ronaldo09 le 16/01/2014 07:16
ronaldo09 ( 27/12/2013 08:37)
HERY RAJAONARIMAMPIANINA NO FILOHA ARY RESY ROBINSON
Efa 85 isanjaton'ny vokatra zao no voaray ary efa tapitra koa ny vokatra teto amin'ny faritanin'Antananarivo zay nahazoan'ingahy Robinson vato betsaka! midika izany fa lasan'i Hery Rajaonarimampianina... suite
répondu par vahiny2004 le 04/01/2014 12:13
ronaldo09 ( 21/12/2013 12:53)
Fandresen'i HERY: Toa mangina daholo ny zanak'i dada ato? Mivoaha raha sahy!!!
Sina hoatry ny sifotra nalana loha ny zanak'i dada ato amy serasera, resy ,tena resy ary mbola resy i Robinson: Lazaina fa foza ny miaraka amin'i Andry , lazaina fa zakany Antananarivo !!!Hita izao f... suite
répondu par danbal le 30/12/2013 18:44
ronaldo09 ( 05/12/2013 06:22)
2m TOUR :ADY HEVITRA TAO AMIN'NY TVM: RAJAONARIMAMPIANINA 5- ROBINSON 0!!!!
Araka ny nanarahantsika azy tao amin'ny TVM dia resin'i HERY 5 sy 0 i ROBINSON tamin'iny dingana voalohany iny, tsy hoe manohana an'i Rajaonarimampianina aho ary olonkafa mihitsy no nofidiko tamin'ny ... suite
répondu par andrywui le 14/12/2013 18:06
ronaldo09 ( 09/11/2013 12:40)
Mazava izao ny hoe firy ny gasy tia an-dRavalo!!!21% fotsiny no tia azy
nivoaka iny ny vokatra tsy mbola ofisialy, nitarika i Robinson izay notohanan-Ravalomanana sy ny forongony tamin'ny 21% ataontsika hoe 22% sao halahelo eo i webmaster mpanohana mafatrapo an-dRavalo ... suite
ronaldo09 ( 31/10/2013 08:51)
Efa tapaka fa hitambatra ny Hery amy 2nd Tour mba hanome Hery vaovao!!
Veloma any amy devoly Robinson a!!!Mampamangy koa dada e!!!!Efa tapaka izao fa hitambatra ny hery amy 2nd Tour (hajo,roland,edgard,vital,...) dia vita kabary e!!! io no atao hoe angaredona tsy hiveren... suite
répondu par zama91 le 20/11/2013 09:08
ronaldo09 ( 26/10/2013 07:13)
Io ndray le Gasy sasany fa te hiverina amin'ny naloany
Ny malagsy ihany no mahay izany miverina amin'ny naloany izany!Eny e, tsy ny Malagasy rehetra tokoa no namerina an-dRatsiraka tamin'ny 1996 ary tsy ny Malagasy tsivakivolo ihany koa no misarisary mifi... suite
répondu par charoumeni le 01/02/2014 12:12
ronaldo09 ( 21/11/2012 12:50)
I Ravalo no ao ambadiky ny korontana rehetra
1 Halatr'omby any atsimo dia izy noho ilay VALABE: navoakan'i Lylison ny marina 2 Fanafihana mitam-piadiana izy satria ireny basy very tamy 2002 ireny no mivoaka amizao : Manampahefana ambony no nilaz... suite
répondu par xhavier le 06/12/2012 09:24
ronaldo09 ( 21/11/2012 12:24)
Tena miondana ravalo i Hery Eugene ato amin'ny serasera
Tsy misy maharatsy ny fananana firehankevitra fa ny an'i Hery efa trop, hotry ireny mpanao gazety ao amin'ny "tia tanindrazana" sy "Basy vava" ireny mihitsy izy ato. Ary tena adve-ny mihitsy i Andrywu... suite
ronaldo09 ( 31/08/2012 11:42)
Ny antony tsy ahafan-dravalo hilatsaka
Nandihy tsy afa-tavony raha izay no ilazana ny filoha teo aloha Ravalomanana raha naheno fa ho dinihina ny fodiany ato anatin'ny roa volana, tsy te hahalala zavatra hafa koa iny rangahy iny fa izy ... suite
répondu par hadji le 11/09/2012 15:29
ronaldo09 ( 02/07/2012 11:51)
Tsy mahantra zany ny vahoaka entin'ny Filoha hajaina Andry Rajoelina
Hono ho'a: ho anareo mpilelaka ny fitombenan-dravalo ireo; tamin'izy nitondra ve nanana Limousine sy Hummer daholo ny vahoaka? Ka nony tonga ny filoha hajaina Andry Rajoelina nalainy ireo Hummer ireo?... suite
répondu par cyril le 06/07/2012 22:37
ronaldo09 ( 28/06/2012 13:01)
Afa-po tamin'ny filoha hajaina Rajoelina ny vahoaka iray manontolo
Nianoka tanteraka tao anatin'ny fety ny vahoaka Malagasy ary hafaliana tsy omby tratra no nandraisan'ny vahoaka tao Mahamasina ny filoha raha iny izy niditra ny kianja iny nandritra ny fampisehoana n... suite
répondu par andrywui le 29/06/2012 23:14
ronaldo09 ( 23/11/2011 08:16)
Miharitra ny mpanohana an-dRavalo: Tsis kil tsony!!!
Tena vita hatreo ny amin-dravalo: tsisy tsony kil ao aminy,i Raharinaivo efa tonga saina ka lasa aty aminay,rasomotra koa toy izany, nanaraka moramora i Vy Vato;Raharisaina,Andriamandavy,Yves Aimé,... suite
répondu par nilex le 25/11/2011 05:57
ronaldo09 ( 19/10/2011 05:49)
Primature : Manonofy atoandro ny 3 mouvances
Miady mafy ny 3 mouvances amin'ny toeran'ny praiminisitra ! nazava anefa ny resaka fa tsy izy ireo irery no afaka manolotra lisitra fa ny rehetra eny fa na ny UDR/C avy eo ny filoha hajaina Andry R... suite
répondu par andrywui le 24/10/2011 21:28
ronaldo09 ( 30/09/2011 06:00)
Telo tapittrisa no vahoaka tonga nitsena ny filoha hajaina omaly!!!
Vahoaka sesehena hatrany Ivato ka hatreny Antaninarenina sy iny Ambohimanarina rehetra iny no nitsena ny filoha hajaina omaly!!!Araka ny vaovao navoakan'ny CNN sy ny TF1 izay nandefa mivantana ny fa... suite
répondu par xhavier le 10/10/2011 13:56
ronaldo09 ( 27/09/2011 07:23)
Gina avokoa ireo mpanaratsy ! Mitenena e!!!!
Toy ny vara - datsaka ny fandrenesan’ ireo mpanao politika tsy maty voalavo an - kibo mpiray petsapetsa amin’ ireo fahavalon’ ny tolom - bahoaka sy ireo mpanao ampihimamba nifandimby tamin’ ny... suite
répondu par xhavier le 03/10/2011 14:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046