Afa-po tamin'ny filoha hajaina Rajoelina ny vahoaka iray manontolo

1. ronaldo09 ( 28/06/2012 13:01)
Nianoka tanteraka tao anatin'ny fety ny vahoaka Malagasy ary hafaliana tsy omby tratra no nandraisan'ny vahoaka tao Mahamasina ny filoha raha iny izy niditra ny kianja iny nandritra ny fampisehoana nataon'i Rossy ao ny nitomany vokatry ny hafaliana ao mihitsy aza ny safotra vokatrizany hafaliana izany satria mendri-piderana ny zavatra nataon'ity filoha hendry irak'Andriamanitra ity.
tetsy akilan'izay olona 7 no tonga nanotrona an-dry Rakotoarivelo tany Antsirabe, nisy mihitsy aza ny horakoraka nataon'ny lona an'ity havan-DRavalo ity.
Betsaka ihany izay fomba natao handavoana ny filoha hajaina izay fa dia niala maina ny rehetra, Free FM, zanak'idada sns fa eeeeeeeeeeeeeeeee!!!!!
Dia hivonto fo ianareo tsy tia ny filohanay ireo fa azy izao ary any aminy ny fon'ny vahoaka
novalian'i andrywui ny 29/06/2012 23:14
2. cyril ( 28/06/2012 14:12)
Sady efa ho avy koa izao ny miaramila frantsay. Milay ilay double nationalité a, sa tsy izany ronaldo09?
3. milamm ( 28/06/2012 16:15)
zany a, mahatalanjona tko fa jerempotsiny ireo agegeny lehibeny malaso tetezamihitatra (misandoka, mangalatra, mamono mpiarabelona) atrany rio de janeiro ka atrany mahamasina
. kabary tany ivelany momba ny tontolo iainana lahatsoratra vakina antaratasy iarovana izany fa tsy nasiany lavanify resaka ny afera bolabola sy fifehezana ny fitrandrahana ankibony mirongatra sy ny varoboba harempirenena
. tsy joel mpisandoka / fahefana tsy ananan'ny filoha tetezamita aleo azava tsy voafidimbahoaka filohany tetezamihitatra tsy filoha fara-tampony tafika sy foloalindahy, zandary tsy izy mihitsy no tokony hisafo ny matso ny foloalindahy izay efa namafisiny fanambarany hcc 11/12/10 araky lalampanorenana (ireo ihany moa no nampiakatra azy teo 2009), napetany @ zorony vozon'ankanjony ny famantarana grand maitre de l'ordre national (ny filohampirenena voafidimbahoaka @ latsa-bato fifidianana ihany no mahazo misalotra io)
. dahalo tsy mihoatra ny arivo aza tsisy azo na 1 aza volambahoaka anakarama ireto tafika ampina ny matso nataony ary nanambatambazana azy reo hatrizay to tsy mitondra vokany @ fitadiavana sy fisamborana mbola sahy miteny ihany fa miaro tokoa ny fiarahamonina, de ho avy mersa frantsay fa tsara foanana @ zay ny zandary tafika foloalindahy atao toy zapone fa firinga dolidoly na koa ampahalalahana ny fividianana basy aleo ny olona hiaro ny tenany tsy mamely
4. dadabe ( 28/06/2012 16:52)
aleo indry haka pilasy sao hisy kombaka ato kleuleu.....popcorn ooo
5. dadabe ( 28/06/2012 16:55)
6. ronaldo09 ( 29/06/2012 07:25)
Hono ho'a: ho anareo mpilelaka ny fitombenan-dravalo ireo; tamin'izy nitondra ve nanana Limousine sy Hummer daholo ny vahoaka? Ka nony tonga ny filoha hajaina Andry Rajoelina nalainy ireo Hummer ireo? Nahantra sy hoatry zao foana ary nihoatra an'izao ny fiainan'ny Malagasy tamin'ny andron-dRavalo ary izay no antony nanonganana azy;
Mikasika ny dahalo any atsimo fa ny sofy sy ny masonareo ve tsy mahita sy tsy mandré fa efa any ny EMMO NAT, ary dahalon'iza moa ireo tsy an-dRavalo??? Ny Bolabola i Ravalo anie no tena nanao an'io fa tsy ny filoha Andry e!
Voafidy hono i Ravalo iza no nifidy azy? 2002: Tsy lany izy fa tsy nanaiky ny 2 em Tour, 2006 32% No mba azony fa nangalatra koa inona no lanim-bahoaka eo??Mba misaina ry vendrana aaaaa
7. andrywui ( 29/06/2012 23:14)
hahahaha ok less ronaldo aa ary elah elaela tsy hita ronaldo de tonga masika aa !! innn ny kozy any bainn aa

- mbola tsy takatry ny lohakelindry zalah reo ary ve less sa odiany fann oe tsy lany i ra8 fa nanodikodimbato sy nitalaho tam vahoaka mba hiakatra fitondrana de nanao barofo aa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0362