I Ravalo no ao ambadiky ny korontana rehetra

1. ronaldo09 ( 21/11/2012 12:50)
1 Halatr'omby any atsimo dia izy noho ilay VALABE: navoakan'i Lylison ny marina
2 Fanafihana mitam-piadiana izy satria ireny basy very tamy 2002 ireny no mivoaka amizao : Manampahefana ambony no nilaza io ampahibemaso
3 Baomba nipoapoaka iarahamahalala fa tratra tao anaty findain'ireo mpanapoaka ny olona miantso avy any afrique du sud
4 Frais bus miakatra tsy asiana resaka fa mibaribary
5 Grevy etsy sy eroa da mbola izy avao
Mibaribary izany fa tsy izaho no manoso-potaka azy sanatria, tsy haiko na mbola hiteny i Hery eugène amireo fa iny manko zanany malalany izay sitrany tokoa dat'kotry!!!
novalian'i xhavier ny 06/12/2012 09:24
2. nilex ( 21/11/2012 13:18)
izany no atao hoe resaka mamono afo fa menatra amin'ny ataony ny hat fa aza dia mora ambakaina toy izany ry namana an.
ny momba ny halatr'omby dia izao no antony:
milahatra amin'ny fanondranana bois de rose ihany io,satria misy mpitondra ankehitriny afaka manondrana izay tiany ary tsy misy afaka manasazy fa izy indray ary no managadra izay be teniteny.Arak'izany dia rehefa navela ny fanondranana omby dia noforoniny Remenabila mba hifehezany samy irery ny tsena.Mbola manao ny ataony io olona io hatramin'izao fa tsy misy sahy manenjika satria kopaka hisasahana io ry namana.
Ny resaka basy moa dia nohon'ny fanjakana nifanaraka tamin'ny jiolahimboto tamin'ny fotoan'androny ka mivaly izy ankehitriny satria mba manao ny ataony koa izy ireny satria mpinamana amin'ny mpitondra ihany ka tsy matahotra ,misy mpiharo foana eo.Jereo tsara fa polisy sy miaramila ihany ireny ary tsy matahotra izany ireny satria samy mba maka ny anjarany e.
Mba mila alefa lavitra kely ny saina ry namana fa na dia fitondrana efa hita fa tsy mamely izao aza ka mbola harovana ihany.Ny ao anatiny ary efa mifanakihana fotsiny sy miady antrano.
3. hery ( 21/11/2012 13:41)
Zavatra telo no mety mitranga:

- Tsy mahita hioriranana intsony ry zalahy ireto dia mihinana am-bolony izay lazain'ny FAT na dia hita hoe maivana be aza ilay resaka.

- Tena jamba ka na dia fahanan'ny FAT resa-bomanga aza dia mbola ekena ihany

- Mafy loatra ny nanaovan-dRavalo azy (tamin'ny afera tsy tafavoaka sns) dia na dia hita fa fopla aza ny lazain'ny FAT nefa hita hoe mamely an-dRavalo dia ekena

satria raha olona nahita fianarana kely fotsiny dia mahita hoe tsy norma le izy :-)
4. hery ( 21/11/2012 13:42)
FA tsy an'ny HAT ve ny fanjakana e? Tsy vitan'ny HAT ve no mitondra dia Ravalo efa tsy avela miditra eto Madagasikara no mbola afka hanakorontana eto? lolll

Rehefa tsy hay ajanony.

Mety raha misy mangalatra koa ny vadin-dry zalahy dia lazainy fa Ravalo no nangalatra azy.
5. balita ( 21/11/2012 14:36)
mba sendra nijerijery ady hevitra teto ny tena dia hita mihintsy ny olona manan-tsaina sy ny mihinana ambolony fotsiny marina mihintsy ny voalazanao ry Hery .Ary raha mbola be ny olona tsy misaina sahala an-dry zalahy ireto dia mbola ho ela i madagascar vao ho afaka amin'ny fahantrana!!!
6. andrywui ( 21/11/2012 17:26)

1 Halatr'omby any atsimo dia izy noho ilay VALABE: navoakan'i Lylison ny marina
2 Fanafihana mitam-piadiana izy satria ireny basy very tamy 2002 ireny no mivoaka amizao : Manampahefana ambony no nilaza io ampahibemaso
3 Baomba nipoapoaka iarahamahalala fa tratra tao anaty findain'ireo mpanapoaka ny olona miantso avy any afrique du sud
4 Frais bus miakatra tsy asiana resaka fa mibaribary
5 Grevy etsy sy eroa da mbola izy avao
Mibaribary izany fa tsy izaho no manoso-potaka azy sanatria, tsy haiko na mbola hiteny i Hery eugène amireo fa iny manko zanany malalany izay sitrany tokoa dat'kotry!!!


tena grave less zany ronaldo aa zendana de zendana marina tokoa ny olona mamaky anity zavamiafina avoakanlah less zava-doza zany le tonga de ny num n'i dada avy atsy afrique du sud zany less no kobo tao amn phon ndry panapoaka baomba ???
tsy mety zany genocide kotrehan'i dada zany kah !!
7. andrywui ( 21/11/2012 17:29)
balita kely ---)) tsisy mihinana ambolony mihitsy rahala fa porofo ihany no mitondra ny resaka ah refa nanao an'izao hadalana be mioapapana izao i dada teo amin fitondrany de tokony ny fihaikena sy fibabohana no ataony fa tsy vao maika midingiondrambo

TSY NY KITOZA LASANY NO MAMPALAELO AHY FA NY FIDINGIN'NY RAMBONY
8. balita ( 21/11/2012 17:55)

[quote=andrywui]
balita kely ---)) tsisy mihinana ambolony mihitsy rahala fa porofo ihany no mitondra ny resaka ah refa nanao an'izao hadalana be mioapapana izao i dada teo amin fitondrany de tokony ny fihaikena sy fibabohana no ataony fa tsy vao maika midingiondrambo

TSY NY KITOZA LASANY NO MAMPALAELO AHY FA NY FIDINGIN'NY RAMBONY
[Ka ny mahagaga anie dia ity izy sakanana tsy avela hihiditra eto dago akory e!! raha tena meloka marina izy dia tokony hampodiana mihintsy aza mba hanefany ny sazy tokony ataony.Izay no anaovako we mba ampiasao ihany ny saina fa aza dia mihinohino faona ,mora ny milaza lainga sy habobo rehefa tsy eo anatrehan'ilay hosoram-potaka.
9. andrywui ( 21/11/2012 18:06)
TSY NY KITOZA LASANY NO MAMPALAELO AHY FA NY FIDINGIN'NY RAMBONY

ny dikan'io de zao e tsy le des milliards lasan'i dada no mampalaelo na le olona matiny be debe azo hamindrana fo ihany izy !! fa le izy mbola be vava be sy mamporisika ny olona hikorotana no mampisendaotra ny olona nefa efa he ty adalana vitany
10. locl ( 22/11/2012 11:11)
Koa mba adingino koa ny rambonao raha manana adingina ry wui a!
11. andrywui ( 22/11/2012 22:57)

locl:

Koa mba adingino koa ny rambonao raha manana adingina ry wui a!


rambo ve ho tsara locl a ! mitovy iany na rambo na tandroka ka aleo tsy misy ,, inn no tinao ozizy boka sa ferena ?? de ozy lery oe aleoko tsy maninn tsy maninn ah !!
le fidingin'ny rambon'i dada manamaritena eran'izao ttlo zao oe tsy namono olona ah e zao ah e zao ah e no tena tsy laitra aminy
12. milamm ( 25/11/2012 15:44)
ela irery no resy lahatra @ lojikanla ry wui fa olona mandinika sy tsy azo tapenamaso na sofina ny rehetra misera eto, na ivazavaza na amorona lainga hafa njay aza lisany mbaminjy lilyson efa vita ketsa io ireto avy no raharaha atsy hop atsy itsarana ny fat @ tribonali iraisampirenena
- alatsinainy mainty nandoroana tananan'iarivo sy namonoana olona 550
- 07 feb 09 nitarihina sy nampirisihana olona hovonoina toy ny moka teny Ambotsirohitra
- ny raharaha ny remenabila noforonina nanaovana vonomoka ny Malagasy zaza amambehivavy @ RPG(lance-roquette) any atsimo nandoroana tanana 10 sy ny foko zafindravala iray manotolo nataony emmo-fat
Iza no naniraka sy nitarika ireo rehetra ireo? izay ngamba de ampy ahafantarana ny tompon'andraikitra miampy ireo porofo sy fitarainana arahana sonia marobe ataony olompirenena mandray ny andraikiny
13. andrywui ( 25/11/2012 18:44)

ela irery no resy lahatra @ lojikanla ry mlamm s'y locl n'y fa olona mandinika sy tsy azo tapenamaso na sofina ny rehetra misera eto, na ivazavaza na amorona lainga hafa njay aza lisany mbaminjy Mamy rakotoarivelo efa vita ketsa io ireto avy no raharaha atsy hop atsy itsarana ny fat @ tribonali iraisampirenena
- alatsinainy mainty nandoroana tananan'iarivo sy namonoana olona 550
- 07 feb 09 NITIFIRANA N'Y TGV olona hovonoina toy ny moka teny Ambotsirohitra
- ny raharaha ny remenabila noforonina nanaovana VONOMOKA TAMN NANAOVANA ANLE VALABE MAUDIT
Iza no naniraka sy nitarika ireo rehetra ireo? izay ngamba de ampy ahafantarana ny tompon'andraikitra miampy ireo porofo sy fitarainana arahana sonia marobe ataony olompirenena mandray ny andraikiny

[/quote]
14. andrywui ( 26/11/2012 07:28)
tena mahagaga le politika fa refa misy mapetipety andry lerony le afera de hatramn dahalo mpamono olona sy mpitetika olona ,mpangalatr'omby zao aza de sahindry zalah harovana !! mahagaga mitsy kah
Tena misy n'y olontsy manjary
15. balita ( 26/11/2012 16:18)
Hangina aho ka tsy hiteny intsony !!!.Sarotra ny miresaka amin'ity hatao hoe wuii,asa na fohy fisainana na minihy tsy mahalala toa ny argumentn'olona ihany no haveriny
16. balita ( 26/11/2012 16:19)
Hangina aho ka tsy hiteny intsony !!!.Sarotra ny miresaka amin'ity hatao hoe wuii,asa na fohy fisainana na minihy tsy mahalala toa ny argumentn'olona ihany no haveriny
17. amfhaja ( 06/12/2012 05:06)
hahahaha, ra8 a ra8 any afrika atsimo izy, de ataoranLisany, t@ fiaonany TGV sy Filoha Ravalomanana de ozy TGV oe: atsahatra ny fanenjehana anao ara-pitsarana ra tsy milatsaka ho fidiana enao" hahahhaha, matahotra takaka fa fantany fa tsy ho lany izy ra ra8 ny adva
De mahita tenenina foana ve less lisany
efa 4 taona tsy misy zavatra hita de mbola mahita tenenina foana, sa zany le oe "resaka manarapenitra", sa "resa-mora" hahahhaha
18. xhavier ( 06/12/2012 09:24)
ny manohana be fahatany tsy izy toy izany koa ny manohitra be fahatany aza manao affirmation gratuite fa manala baraka ny tenanao zany manaova fanadihadina tsara vao miteny misy tranga javatra maro ao anatin. io dahalo io ary ny mpanao politika any atsimo de saika ao anatin io daholo ary mifankahay tsara meme des officiers . ny reska greves indray de tsy fahaizana mandray andraikitra ny mpitondra io tsy misy hoe tetezamita na ny teo aloha ianao nipromettre tamin ny olona zao rehetra kanefa aiza na ravalo no ao ambadika na iza ianao no eo raiso ny andraikitrao de zay zany anie no nampiongan dravoalo sy ratsiraka sao hadinonareo ary averiko indray aza de manohana be fahatany fa izay daholo no nahavoa ny teo aloha sady maita tena ianao no mamitaka ny mpitondra fa lazao zay mety ary mba teneno koa zay tsy mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3873