Telo tapittrisa no vahoaka tonga nitsena ny filoha hajaina omaly!!!
1. ronaldo09
(
30/09/2011 06:00)
Vahoaka sesehena hatrany Ivato ka hatreny Antaninarenina sy iny Ambohimanarina rehetra iny no nitsena ny filoha hajaina omaly!!!Araka ny vaovao navoakan'ny CNN sy ny TF1 izay nandefa mivantana ny fahatongavan'ny filoha hajaina moa dia tombanana ho teo ho eo amin'ny 3 tapitrisa mahey kely teo no nitsena ny filoha hajaina Andry Nirina!!!
Hafaliana, ranomaso, ary tao mitsy aza no torana noho ny hafaliana teo ampahitana ity filoha malaza erantany noho ny fahendrena sy ny fahaiza-mitantana ity!!!
kepoka ny Zanak'idada !!!Vita hatreo ny nofy ratsy hoy ny filoha hajaina ;azo ny fantoavana na dia teo aza ny fanaratsiana nataon'ny sasany!!!
NyAmerikana moa na dia tsy miteny aza dia hita fa mankasitraka sy resy lahatra tanteraka fa hanohana ny HAT!!!
Dia inona indray n,o ho tenenina ry tsy maty voalavo ankibo isany !!! Nandresy zahay ka arabao fa izay le FAIR PLAY!!!hehehehe!!!!!

novalian'i xhavier ny 10/10/2011 13:56
2. Theophile
(
30/09/2011 13:45)
ronaldo09:

---------------------
Raha mandresy ianareo ry Ronaldo09 dia mitondra inona ho an'ny firenena Malagasy izay?
afaka ve ny fahantrana mianjady @ vahoaka Malagasy?
Voavaha ve ny olana nateraky ny krizy nohon'ny fanonganam-panjakana nataonareo?
Rahoviana no ho tanteraka ireny fampanatenana poak'aty nataonareo ireny toy ny hoe tsy hahantra intsony ny vahoaka Malagasy raha vao izahay no eo @ fitondrana, sns... Nareo eo @ fitondrana aloha izao no hitanay fa miadana e!!!
3. ravatorano
(
30/09/2011 15:06)
nandresy bresil less zandry an d faly miarahaba anareo zany e efa telo tapitrisa be zao kle tsy omby kianja tsony fa mila Maracana maro be an hihihih
5. xhavier
(
03/10/2011 14:01)
Tena mahay manisa ve nareo sa ahoana e ny mponina eto tana anie no eo amin'ny 3 tapitrisa eo e! tsy nisy olona intsony zany tany antrano, araka ny voalaza de hoe t@ 06h15 vao heno fa hoa vy ny filoha ary tamin'ny fito ora de efa nisy olona tonga teny notaomina tamin'ny bus mintsy miaraka tamin'ny banderole efa vita milay be de voalaza fa voalaza fa vao nomanina io maraina io hono ireny de hoy ny sasany mba henjana kosa zany imprimerie zany, rehefa lasa ny filoha tonga tany antranony de tonga amin'izay ny olana satria nitaraina ireo olona sasany fa tsy nahazo ny indemnité fa nisy nanodona hono ny anjarany any andafy ianao ry ronaldo de tsy mahita ny marina fa mahantra loatra ny gasy ka mivaro-tena zay 25000 fmg ve no handehako any zany no zava-misy aty ry ronaldo, ary tsy mbola nandresy zany nareo tena tsy fantatrareo ny marina ary aza minomino foana fa izay no nahavoa ny zanak'i dada hatramin'izao ary ianreo tsy ampy fitahin'ny mpanao politika tsy marina ny 75% voalazan'i filoha teny Ivato ireny, manaiky ny CI fa voasonia ny feuille de route fa mbola miandry ny fampiharana azy ry zareo ary no tena henjana de mazotoa manaraka e!
6. andrywui
(
04/10/2011 15:09)
vita e vita less ry ronaldo ny fandrsena aaa miondrika ny zanak'i ndrema , zanak' alika !! inona ko mo no azo atao eo ry zanak'i dada fa de ny ranomaso no aptrapatrao de mahaiza mionona eee
toneo ny fo fa lalana iraisana io kah tombondalana nenareo sy ry dada eee
mahaiza mionona !! ity misy ropatsa kely hihuhuhihuhuhuhii de mba atao solombodiakoho fa nandresy ny lamasinina eee neritreretina hivarina ankady kay vao maika niakatra andanitra !!! tsisy fanantenana tsony eee sisa azon'ny mpiondana atao angaha zao de ny rahombava kely sy ny ramatahora fanaony eto de mila ady sy mila vannn amin'ny bandy mpirifatra eto sisa !! ...
mahaiza mionona ee fafao ny ranomaso ,aoka zay ny sentosento , aokizay ny ranomaso , aokizay ny latsa sy eso fa maneke amzay ny fitondrana sy lalampiainana de mba adinoy zay efa lasanko razana !! ity hira iray efa mahazatra ho fampiononana ry reto aaa

7. Theophile
(
04/10/2011 20:21)
andrywui:
vita e vita less ry ronaldo ny fandrsena aaa miondrika ny zanak'i ndrema , zanak' alika !! inona ko mo no azo atao eo ry zanak'i dada fa de ny ranomaso no aptrapatrao de mahaiza mionona eee
efa nahazo olona betsaka zany nareo ry ronaldo09 sy ny namany fa manaova fifidianana ary efa matoky tena ny handresy nareo dia ataovy fifidianana madio ary mahazo mandray anjara ny rehetra, aza sakanana zay te hilatsaka ho fidiana.
repoblika fahafiry moa no misyantsika zao? efa 30 volana nareo no teo amin'ny fitondrana mbola tsy sahy manao fifidianana foana nefa mizesta ery oe manaraka anareo daholo ny olona rehetra.
8. xhavier
(
05/10/2011 06:08)
Vita ahoana e? Ratsiraka anie tsy revin'ny olona fa 25 taona teo ihany fa rehefa niala kosa tena sahirana e! ary i Zafy revin'ny olona ihany fa 3 taona de lasa ary i Ravalo be ny tia azy ary be koa ny tsy tia azy 7 taona de vita de tour-n'I Andry indray zao vao telo taona taona de efa zavatra maro no hita fa tsy mety any ka naleo nividy olona 25000 Fmg mba hitsena azy (bus 33 miaraka amin'ny olona 100 isaky ny fiara = 3 tapitrisa hoy ny RFI) de faly ery ry vendrana isany, noho ny tonga ny ampitso tonga hitaky ny volany hatramin'izao mbola tsy azo ny anjara volany zany ry zandry no misy tena marina, zao indray malaza be ny hoe madoa 20 million Ar sa Fmg vao tafiditra CT de ahoana indray zany, ny delestage ny JIRAMA ato tena mahamay tsy manambola hividianana GO sy Fuel intsony ny JIRAMA ary faritra maro eto Dago (ireny any amin'ny fivondronana ireny) de amin'ny 3 ora hariva vao mirehitra ny jiro ary amin'ny 10 ora alina de maty de asa re zay ho tohiny e!
Theophile:
andrywui:
vita e vita less ry ronaldo ny fandrsena aaa miondrika ny zanak'i ndrema , zanak' alika !! inona ko mo no azo atao eo ry zanak'i dada fa de ny ranomaso no aptrapatrao de mahaiza mionona eee
efa nahazo olona betsaka zany nareo ry ronaldo09 sy ny namany fa manaova fifidianana ary efa matoky tena ny handresy nareo dia ataovy fifidianana madio ary mahazo mandray anjara ny rehetra, aza sakanana zay te hilatsaka ho fidiana.
repoblika fahafiry moa no misyantsika zao? efa 30 volana nareo no teo amin'ny fitondrana mbola tsy sahy manao fifidianana foana nefa mizesta ery oe manaraka anareo daholo ny olona rehetra.
9. ronaldo09
(
10/10/2011 06:19)
AY de nokaramaina hoatrinona zany reny olona teny amin'ny 13 mai Antapitrisany ireny???? 25000 Fmg koa???Maninona no tsy nety niseho telé ireo vavolombelona hoe nahazo vola vao tonga teny??? Nareo ho'a aza manao vavan'ny maty andrano fa mahamenatra e!!!
10. xhavier
(
10/10/2011 13:56)
zahay ry ronaldo tsy mamorona fa nahita ary naheno ny fitarainan'ireo olona voafitaka na manao ahoana aloha de ireo olona ireo de mankasitraka an'iANdry Rajoelina fa saingy voafitaka ny teny amin'ny 13 mai tamin'ny 2009 de vitsy ireo nokaramaina fa ny akamaroany de mitady ny fiainana tsaratsara kokoa toy izany anie ry Ravalo tamin'ny 2002 e feno io 13 Mai fa niongana ihany satria tsy araka ny nieritreretan'ny olona azy ny nitranga de mitovy amin'izany ny amin'izao fotoana izao antsoy ny olona raha feno io 13 Mai io ho hitantsika eo mba fantatrao ve firy % ny resultat azon'ny eny tamin'ny referendum teo de firy marina no olona nifidy fa matoa ny fanjakana amin'izao tsy sahy manao fifidianana de efa mahatsapa fa efa mihavitsy ireo olona mpananraka azy be loatra ny lainga be loatra ireo halatra ary ny tena mahadiso azy ireo de izao raha te ho tafita amin'ny fifidianana de tokony tsy natao lavabe io tetezamita io milaza aminao aho fa ny miaramila sisa no miaraka aminy ary rehefa manisa olona de aza ny toy ireny no atao reference fa voafitaka aza miandry ny SADEC fa tonga de ataovy ny fifidianana de ho hita eo tsy maintsy amaiky ny olona rehetra zay valiny eo