TANDREMO SAO MAMADIKA PALITAO RY ZANAK'I DADA A§§

1. ronaldo09 ( 25/01/2014 14:58)
RAHA atao indray mijery dia roa na telo ihany no tena mpanohana ny fitondrana misy ankehitriny koa ianareo le miseho miditra sy faly reo taiza nareo tamin'ny ady mbola mafa koa izao vao hitady lalana hanatona anay ety Ambohitsorohitra? Efa feno ny ety e!! Tsy mila havako raha misy patsa zahay!! Sa tsy zany ry Andrywui???
novalian'i andrywui ny 16/02/2014 12:37
2. hery ( 25/01/2014 19:11)
Tsy izaho aloha izany.
Manomboka mahazo tombony angaha ianareo dia hi-saosy irery? loll. Izay ange ilay ao Dago e, izay hahazoana tombony personel ihany fa tsy ho an'ny Firenena.
Izaho aloha tsy nahazo tombony tamin'ny fitondrana rehetra teo aloha fa izay hitako tsara dia notohanako.
Tadidiko tsra ny nanombohan'i ronaldo09 teto. Mpomba an'iza? :-)
3. ronaldo09 ( 27/01/2014 07:21)
Tsy nahazo tobony nefa nanohana mahafatra-po andRavalo le???
Raha tia tanindrazana anie ianao de tokony ho tany Dago fa tsy aty antanin'olona e? Sa tsy mahavelona ny aty antanindrazana?Zahay ary miaina lavitra noho ireo tsy mety mody a!!
4. ronaldo09 ( 27/01/2014 07:22)
Tsy nahazo tobony nefa nanohana mahafatra-po andRavalo le???
Raha tia tanindrazana anie ianao de tokony ho tany Dago fa tsy aty antanin'olona e? Sa tsy mahavelona ny aty antanindrazana?Zahay ary miaina lavitra noho ireo tsy mety mody a!!
5. andrywui ( 27/01/2014 09:42)
amnizao alou de hita fa efa nivadika pataloha daholo ry zalah mpiondana e
Ny adala ihany ozy hery zay sisa no tsy miova .
6. rabaradaka ( 16/02/2014 11:56)
efa ho lasa HVM daholo zao na ny mouvance Ravalo na ny MAPAR eny fa na i Rvalo en personne aza
7. andrywui ( 16/02/2014 12:37)

rabaradaka:

efa ho lasa HVM daholo zao na ny mouvance Ravalo na ny MAPAR eny fa na i Rvalo en personne aza


Hery serasera sisa andrasana hiova ho hendry de feno ny ekipa !! Aza miala amn maro ee
Akanga maro tsy vakin'amboa ,,, sa ve de hitsingolok'atory otran ramanavy e
Sa hatory andro mikimpy otran vorondolo ee huhuhuh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.156