Primature : Manonofy atoandro ny 3 mouvances

1. ronaldo09 ( 19/10/2011 05:49)
Miady mafy ny 3 mouvances amin'ny toeran'ny praiminisitra ! nazava anefa ny resaka fa tsy izy ireo irery no afaka manolotra lisitra fa ny rehetra eny fa na ny UDR/C avy eo ny filoha hajaina Andry Rajoelina no tompon'ny teny farany !!! Raha ny lisitra natolotra dia ingahy manandafy no atolotr'izy ireo: Dia adala kosa ve ny filoha hajaina hanendry an'i Manadafy???Olona izay mpandoto rano no sady dinosaure!!! Dia i naika eliane ny manaraka :Tsy mipasy zany e!zao toedraharaha zao ve dia vehivavy no hitondra??? Azafady!!!
I Monja kosa dia manantena toerana sady efa manana lamin'asa hono:Ianao anie ka efa teo nefa nihitsoka ny toedraharaha!!!
Ao amin'ny Mouvance Zafy dia tena gidraka satria mety ho henatra raha manolotra olona ny Pr Zafy izay nilaza fa tsy mankasitraka ny fitondran'ny Filoha hajaina:Tsy mankasitraka ve ianao nefa manolotra olona ho tendrena ry profesora aaa!!
Mazava zany fa manonofy atoandro ny 3 mouvances raha izany ka dia atovy bye bye Mahazoarivo!!!!
novalian'i andrywui ny 24/10/2011 21:28
2. rijadolly ( 19/10/2011 14:52)
Tsy aiko na isika mpomba no tsy madio fo na ireo mpanao politika ireo, fa ny alako bika sy ny hoe tsy havanay na hatahorako hanimba ahy sy ny tsy mitovy fijery amiko, dia tokony tsy ho hisy intsony raha tena madio fo. Raha ty moa ka avy amin'ny ankolafy Ravalomanana no ataon'ny Andry Rajoelina 1er Ministre, azy ny olana? Tsy vao maika ary ve voatsara i Andry hoe tena madio fo tokoa. Dia mino ve isika fa ataon' Andry URD-C tokoa no eo na hoe ireo atoko manohana azy? Dia eto indray izany isika mianakavy ko... dia mandehana irery ihany e! tsara tsondrano amin'ty avona am-po, ny côte entina miatrika ady anie no tokony jerena fa tsy ny anio e!
3. bazylou ( 19/10/2011 21:42)
omeko indice ialahy isany. double nationalite io pm io.
4. andrywui ( 24/10/2011 21:28)
tsy te hanambany oul aho leretsy sady taolana ny nify ka mimeme fa de reo voatavo ireo ve no ampiadina filaharana amin'ny mpirifatra tsy ho voafaoka hatramin'ny alokany ireo pirina antitra kely efa vizaky ny taona ireo le .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0506