Bazylou,ronaldo et Cie: Fangatahana!
22. ratonga
(
15/02/2007 12:41)
ronaldo: ianao ngé zany miheno feo dakolosy tokana é!
matetika ny fianakams eto dago bé fitarainana fôna @ zanany any ampita mba azahoany fanampiana, ka rà miteny ry zareo we milamina tsara ny eto @tanana mety tsy mandéfa sôsy tsony i Do-kély:-D:-D:-D, izay no ilazaiko anao wé tongava mitry mahita dé avy eo mitsara:wink:

23. fijo
(
16/02/2007 22:40)
le manohitra anie wa zavatra ilaina e.ary tena firenena mitambotsitra ny firenena tsy misy mpanohitra.
za manokana izao,dia nanohana ravalo iny mandat voalohany iny,satria tsy ampy hitsarana olona ny 5 taona.fa izao kosa aho,dia tena hiery ny tena hezaka sy ny asa atao,fa tsy kabary sy fampanantenana fotsiny.

24. Fiffi
(
17/02/2007 18:09)
fijo:zany ange hoa eh !
le manohitra anie wa zavatra ilaina e.ary tena firenena mitambotsitra ny firenena tsy misy mpanohitra.
26. ratonga
(
21/02/2007 13:25)
ronaldo09:
Ilaina ny fanoherana !!!Hay ve tsapanareo ihany izy ity e!
ilaina ny fanoherana fa tsy ilaina ny miteniteny faona
28. Fiffi
(
22/02/2007 13:07)
ronaldo09:heu....fa nahoana kosa no tsy ho tsapanay zany ? :roll:
Ilaina ny fanoherana !!!Hay ve tsapanareo ihany izy ity e!
30. ronaldo09
(
27/02/2007 07:12)
Nga eto misy mirediredy e?Ny mpanohana no mirediredy sy manohana tsy ampy hevitra fa izahay dia ao amin'le OUI ny fanoherana!