tena biby!

1. kitjo ( 15/01/2007 09:42)
dia tena biby mihitsy angamba itony fa tsy olona tsony....

tokony tsy avela maina mazao tony fa apetraka eo @ 13mai samy manisy daholo zay mandalo...

tsy mahazaka an le :@:@:@ ngamba

http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=4447
2. miarina ( 15/01/2007 11:23)
Dia ahoana ihany le resaka nadanlo teto aza ..
Pour ou contra le peine de mort ?
3. lapino ( 15/01/2007 12:40)
Io raha vao fitsaram-bahoaka no ampiharina amin'izany vonoan'olona izany, dia faty foana no iafarany. Mpangarom-paosy aza doran-dry zalahy velona hono ko!

Raha apetraka eo @ 13 mai izany olona izany, azo antoka fa hisy hitondra antsy koa eo. Izany hoe mitovy amin'ny peine de mort ihany izany.
4. kelly13 ( 15/01/2007 13:08)
vokatrin'ny fijerena film violent ngamba zao, d vokatrin'ny fisotroana toaka sy :@ kou d mihevitra azy ho tena mazana b sy tsy ho voanjavatra. ny RAD no mampalahelo :(
5. lapino ( 15/01/2007 13:18)
Tsy ny film kosa aloha e. Samy mba mijery film misy herisetra daholo ny bandy kely hatramin'izay. Karazam-bozaka tsy zaka angamba.
6. Fiffi ( 15/01/2007 14:39)
ny zavatra hita kosa aloha de nanomboka nisy ireny film violent ireny de tena nitombo sy niakatra ny violence eh ! fa tena mba grave indray zao zavatra miseho zao an !
7. kitjo ( 15/01/2007 16:12)
za ko aloha d mieritreritra oe vokatry ny fijerena film be lotra izao no nampiana an le :@

mampalahelo mitsy!
8. Fiffi ( 15/01/2007 16:52)
jereo fotsiny aza ireny ankizy manao zesta ohatran'ry "Van Damme" ireny na koa ry "Chuck Norris" ireny ! tsy lazaina intsony ireny film feno ankizy mamono olona (nisy aza tena marina) ireny ! ka aiza moa no tsy hanaraka hanao an'zao adalana rehetra zao ny olona (sasany) ?
9. ari.malala ( 16/01/2007 06:09)
Ny kilalaon'ny ankizy amin'izao koa anie tsy amin'izaoianye, fa talohaloha hatramin'izao dia reny basy sy antsy ireny, ny dessins animés tsy lazaina intsony, hany ka rehefa lehibe dia mahavita zavadoza tsy azon'ny saina eritreretina toy izao! mampalaelo mintsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6501