no comment!
1. kitjo
(
09/02/2007 16:02)
Mbola lavitra kanefa tsy azo hodian-tsy hita...
efa mi-decolle izy zany...
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=5115
efa mi-decolle izy zany...
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=5115
novalian'i jefra ny 12/02/2007 10:10
2. Fiffi
(
09/02/2007 16:12)
hummm......mbola fitombohany zao ...efa hita ary azo tsapahin-tanana koa ange ny fivoharana sy ny fanatsarana natao eh !
3. lapino
(
09/02/2007 16:50)
misy comment ilay no comment :b
Fiffi, efa mba fanombohany aza, mba miakatra kely fa tsy mitotongana ohatra ny hatramin'izay.
Fiffi, efa mba fanombohany aza, mba miakatra kely fa tsy mitotongana ohatra ny hatramin'izay.
5. simplex
(
09/02/2007 18:52)
tsara fa tsy ampy,
zany hoe realiste kokoa le izy mihoatra @ le dvpt rapide et durable :°):D
tsara tohizana mafimafy kokoa ny ezaka :)
zany hoe realiste kokoa le izy mihoatra @ le dvpt rapide et durable :°):D
tsara tohizana mafimafy kokoa ny ezaka :)
8. fijo
(
09/02/2007 21:58)
ha ha ha ,vao namaky an'io aho androany,avy dia haiko fa tsimaintsy misy hamoaka azy ato.io tokoa eny.
fa minoa ahy nareo,fa hoavy eo indray ry bazy and Co hialaza fa izao ve dia ireharehana.hi hihii
fa minoa ahy nareo,fa hoavy eo indray ry bazy and Co hialaza fa izao ve dia ireharehana.hi hihii
10. kitjo
(
10/02/2007 06:53)
fijo> ka aiza ka ny negatif foana kosa v no jerena e..
mba jereo ange ny hevitra ato ra ts mankaleo mitsy ny ataondry bazy et Cie e.....hita kianina dol zao zvt detail kely retra zao
mba jereo ange ny hevitra ato ra ts mankaleo mitsy ny ataondry bazy et Cie e.....hita kianina dol zao zvt detail kely retra zao
11. Fiffi
(
10/02/2007 07:40)
fijo , kitjo: zany ange hoa eh ! tsy mba misy zavatra positiva mihintsy ny fahitan'ry zareo azy.....
13. jefra
(
11/02/2007 18:11)
Teo isika nitazona ny rambony. Izao efa mba foto-drambony fa divony, rehefa nahazo fanampiana milliara dolara maromaro, nofafaina ny trosa, manana mpitari-tolona kalaza lahy... Tsy hitako izay tokony hitehafana marina. Sarotra be ny nanao ratsiratsy kokoa, mba marina raha tsy tsaratsara kokoa no nantenaiko.
Fa izaho angamba izany no be fanantenana loatra :wink:
Fa izaho angamba izany no be fanantenana loatra :wink:
15. jefra
(
12/02/2007 10:10)
Zay ange no mbola tsy itehefako e :lol::lol:
Amiko ny afa-po amin'izay andrasana no mitehaka, tsy manao comment ntsony.
Dia mbola manantena, radidy aza niaretana teo firy taona maty, maika fa ny olona mba mizara fonona baombao rehefa laniny ny mamy.
Fa mba omeo zo kely haneno fotsiny njainjay.:-*