Voaroaka ny Venta Club Nosy Be

1. kitjo ( 21/12/2006 08:14)
gaga aho nahita an'ity
http://madagascar-tribune.com, ao @ Economie raha sendra tsy tonga dia misokatra ilay pejy

kanefa io no "resort" ao Madagasikara high class indrindra angamba h@ izao...

ka asa tokony jeren'ny fanjakana malaky izay tokony hisolo andry zareo ireo fa miantraika @ toekarem-pirenena izao...

Inty ny site ndry zareo ka efa tsy miasa intsony ve izany sa misokatra aloha mandra-pisian'ny mpitantana sy tompony vaovao?

http://www.ventaclub-andilana.com/
novalian'i jefra ny 22/12/2006 13:29
2. jefra ( 21/12/2006 18:31)
Ka inona moa no dia mahagaga am izany ;-);-)

Efa hanorina hotely 5 etoiles ny filoha hajaina dia akisakisaka ny sehatra sao tsy misy handihizana. Izay bizina idiran'ny Tiko, dia tsaratsara ny mikisakisaka.

Heveriko fa rehefa mitsangana eto Tana io Hotely io dia hitovy am rano fisotro hoe "tsy STAR intsony no lamaody". Dia hihitatra hatrany Nosibe ny bizina.

Angamba tsy ilana fanazavana bebe kokoa ;-);-)
3. sipagasy ( 21/12/2006 21:57)
;-):{
4. Fiffi ( 22/12/2006 08:21)
:-w:-w
5. jefra ( 22/12/2006 13:29)
Fiffi:

:-w:-w

Aza mangarika fotsiny moa ry Fiffi iiiih!
Taoko ny hendry no anarina iihh. Raha nisy tsy nety ny nosoratako dia fantatrao ny tokony ;-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1606