Fanavaozana tanteraka

1. moi ( 04/03/2012 17:13)
Raha mba hoe tsy misy mahazo milatsaka ho filoha na i Andry na Ra8, angamba hihena tampoka ny tension politika eto ! Ny tena tsara aza dia ry 4 mouvances mihitsy e, amin'zay tena tanteraka ny fanavaozana (lafiny politika aloha io) ; zay olona efa fantatra, tsy mahazo ...
Izay no heveriko ho possible azo tanterahana, asa !! tambin'ny amnistie faobe ?
novalian'i andrywui ny 04/03/2012 23:32
2. andrywui ( 04/03/2012 23:32)
- ary i zafisolo ve ra-moi aona ? efa fantatra ve iny sa mbola ?

-------- "vitatsika io " alou zany tafiditra 100% amle critere nao io donc milatsaka zany !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2315