Kohlanta le retour des héros

1. ainaheri ( 14/02/2009 08:14)
Mba nanaraka hatr@ farany aho fa nandreraka ahy ny toe-tsain'ilay philomene,d hoy aho oe,d zay marina ve ny toetsaina refa maizina?? Nefa i Jade tsy nitazona alahelo azy t@ izy nanapaka flechen'i Jade,d tsy nety nifamela na teo @ piblika aza
novalian'i ndenn ny 21/02/2009 18:34
2. tywa68 ( 14/02/2009 09:14)
Tena gravy ny haromotandra-Filomène a ! mora ny miteny hoe raha teo @ toeran'i Jade d naka azy par amitié ... koa efa hita fa tsy handresy mihitsy hihihih !
Fa nampalahelo ahy kosa i Jade fa tsy mitombina ilay vote : betsaka ny tsy tia azy tao, d aleondreo nomena an'i Romuald manipulateur, tokony mba nizara tamin'i Jade lery fa vao maika nilanja orona izy nahazo, i Jade nigogogo sisa (nefa raha naka an'i Filomène tokoa, mety nizara 2 ve ny vola ?) :°) :-w
Tokony rehefa misy victoire à chaque étape d tokony mahazo vola koa, fa zao manjary miala maina sendra olona fetsy, no be koa ny jaloux tao @ jury...
3. doria ( 14/02/2009 13:55)
Ka na nifidy any Filomene aza Jade tsy nahazo le vola be , satria efa nahazo indray mandeha tsy atao mahazo fanindroany tsony.
Fa na izany na tsy zany tokony ho nifanaraka izy roa de nozaraina ny vola.
Miandry ny Kho-lanta manaraka indray é!
Faly za raha mba misy gasy manao kho-lanta.
4. ainaheri ( 16/02/2009 15:41)
tywa68>> Itako oe diso iany ny stratezikan'i jade nifidy an'i romuald,(na d teo aza ilay milampy atsy sy milampy ary) satria Jade efa nahazo,donc omena an'i Romuald ndray,en + romuald hiterabao

doria>> nataotra i Jade ra hifidy an'i filo,satria mety ho resy izy hihi
aleo endrasana marina ny manaraka
5. Mirananirina ( 18/02/2009 13:51)
Rahoviana indray vao hisy ny kohlanta manaraka dia mba manao daholo isika e :lol:
I Jade kosa efa nahazo dia aleo any i Romuald na tsy tsy tiako aza lry.
Raphilomène koa be ambo po,nefa efa netiny i Jade izy nikaly be sy nijery ireo Dauphin rose e.
Ary izy sy ilay namany nahazo ilay hotel milay be :romotra aho an.Voany taminy flèche daholo ny olona.
6. ikaretsaka ( 18/02/2009 22:38)
fa tsy azoko hoa ny maha sport an'iny e.. plito ze d'avantira
7. ndenn ( 21/02/2009 18:34)
Sport -na presence d'esprit saint no azo handravonana azy an ! mankarary saina ny mijery ny faharesen'ny sasany .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4694