MIARAMILA AFRIKANINA

1. ainaheri ( 24/02/2009 10:48)
Iza no tompon'antoka @ fanafarana miaramila afrikanina?? Satria ireo tsy afaka ihiditra ao dago raha tsy mahazo alalana avy @ mpitondra fanjakana iantefan'ilay fanampiana,na ny firenena mikambana aza torak'zany.........
répondu par rangorivao69 le 25/02/2009 02:20
2. Noue ( 24/02/2009 10:53)
io nga nisy nanafatra zany eee ! ry zareo no te hiditra @ affaire tsy tokony hidirany tsss !! satria hono oe madagasikara dia membre
3. rangorivao96 ( 24/02/2009 10:55)
Mazava fa de Ravalo zany no mampiditra anireo e! fa tsy atao mita ravin'avaratra eto zay reo miaramila vitsy kely reo e !! mijery cinema fotsin izy eto de mitsangatsangn ,, fa efa lasa AMF3FM tokoa ah zao ra- aina heri sao gaga nareo a efa andro vitsivitsy zay no naolorako tena ho AMF3FM
4. xxx ( 24/02/2009 11:03)
vieforce le miaramila afrikanina mitsy anontaniana raha mahita anzany aty mada toi , fa tsy any andafy any no mihonohono nefa tsy manatri-maso ninina akory , mba raisonnable oa nga ra oe pro TGV ianao de manao anzany 8)
5. tsiafoi1 ( 24/02/2009 11:17)
Modia aty an-tanindrazana mihitsy elà manao acteur principal de mahita izy.

-Sady inona koa moa ny olana raha izay no hampilamina ny tany e!
-Na mbola hiampy tafika amerikana sy britanika aza, vao mainka ankasitrahana!
-Tsy aleo ve ny hafa no handamina, toy izay ny gasy no hifamely, @'izay tsisy sentiment fa ze hampilamina no atao!
-Terroriste à Grande Vitesse sur place anie no toherina aty ry ainaheri fa tsy miaina le izy isan'andro ianareo de mahay mitsikera.
6. andrywui ( 24/02/2009 11:24)
Marina kos ny anRangorivao fa avelao izy hiteny e !!!! aza tampenambava izy fa mananjo hiteny ry bainnnn a !!!! efa hita fa Ravalomanana mihtsy no mampiditra anireo nakaty M/cag ko mbola zao ihany a izao !!
7. Mirananirina ( 24/02/2009 11:55)
Amin'izay lasa metisse mainty daholo ndray ny gasy e.
8. tsiafoi1 ( 24/02/2009 11:56)
Fa aleo mihitsy ho avy eto ze ho avy fa sady efa arafesina be le tanky sy kalaky novidian'i Deba t@'ny foton'androny nandaniana volam-panjakana reny.
Tonga zany ny fotoana hampiasana an'ireny, de ny azy ihany no hanajana azy.

Mankaleo be kenakenaina otran'ny vay ho potsika eo izy ty, fa aleo tonga de riatana any de afaka ny maharary e.
9. vilambava ( 24/02/2009 11:58)
Mirananirina:

Amin'izay lasa metisse mainty daholo ndray ny gasy e.



Le Mirana hono efa vonona hanao volontaire hampitombo taranaka am-reo mainty reo. :* :-* :-D (l) :idea: :* :-*
10. xxx ( 24/02/2009 12:10)
Tena tsy azoko mintsy hoe atao inona aty ireo miaramila ireo, miditra @ afera tsy tokony hidirany,
Ny tany miady be (Oh Darfour, ....samy manana basy ny andaniny sy ny ankilany) ireny no ilana fanampiana tafika avy any ivelany fa tsy cas n'ny Madagasikara mintsy.
Sa de ny hamono ny gasy mintsy no tanjona? Ireo nga te hahalala ze gasy any?
Sao de tsy mety e,
Ny ahiako @ izy io, hafarana (aleo ataoko hoe hafarana satria tsy maintsy nisy negociation tao fa tsy hisy olona hijabaka fotsiny miaraka @ fitaovam-piadiana izany rah tsy nisy resaka nifandaminan'ny SADC sy izay nanafatra azy).... tohizako .... hafarana ireo olona ireo, mody hoe andamina, nefa ny mba hahafahana mampody ireo milisy izay nentiny avy any afrique du Sud miaraka @ ireo olona ireo. Satria efa ny ONU efa manao ny enquete-ny momba ireo milisy ireo, nefa ny fampodiana ireo olona ireo mbola tantara be manokana, de naleony mifanaraka @ SADC hampiditra miaramila Africana @ izay miara-mody @ ireo le milisiny.
Inona no tsy hidiran'i ONU sehatra @ zany rah handamina no izy fa de ny SADC ?
Misimisy rah tsy milamina ao an!
11. Mirananirina ( 24/02/2009 12:37)
Le Mirana hono efa vonona hanao volontaire hampitombo taranaka am-reo mainty reo.

Malahelo aho milaza aminao fa contraire no miseho e,metisse fotsy ny zanako 2. Ary misy zandriny intsony :lol: :lol: :lol:
12. ainaheri ( 24/02/2009 12:44)
xxx:

vieforce le miaramila afrikanina mitsy anontaniana raha mahita anzany aty mada toi , fa tsy any andafy any no mihonohono nefa tsy manatri-maso ninina akory , mba raisonnable oa nga ra oe pro TGV ianao de manao anzany 8)


Diso be enao,ary liandrà,alaivo sary antsaina hoe ny fakana ministera ee,raha ireo miaramila afrikanina zanyd efa nisy faty nitsirara ndray teo,satria tsy zakandra8 fa nivadika taminy ny miaramila sasany,nanaiky nandefa ny vadiny atao sorona ho loha-laharana haka ministera,...tsy sahy nitifitra ny miaramila noho io antony io,sinon efa nisy faty olona indray t@ iny...Za tsy pro iza na iza fa refa manao ny tsy mety d aleo homena ny lesona,nefa tsy mety tonga saina

Ny fahatongavan'reo afrikanina zany honohono aminao?? Enao no tena tsy maharaka sa hira iray ihany no nasaina niraina?? Ovay @ zay f'efa bobongolo lay bande


13. Andribe ( 24/02/2009 12:49)
TANDREMO FA MISY GASY MAINTY NOHO IREO FA SAO AZA NAREO DE JAMBA :?: :?: :?: :-D :-D
14. rangorivao69 ( 24/02/2009 13:20)
aza miafina xxx ao elah ry le saimbavy ty a,efa be ps ihany no tera tay ao ambadika ao ,mivoah tato leity ,ho aiza eo elah :-D :-D :-D
15. andrywui ( 24/02/2009 17:13)
Inona ary ty romotra be sy miteny ratsy foana hatry ny maraina ty Rangorivao
? ela ve tsy reraka e !
16. Mirananirina ( 24/02/2009 18:13)
nona ary ty romotra be sy miteny ratsy foana hatry ny maraina ty Rangorivao
? ela ve tsy reraka e !

Andrywui:lasa hendry indray,aiza ve isaky ny mamaky dia jerevana tsara hoe :
andrywui sa andrywu ity miteny.
17. rangorivao69 ( 25/02/2009 00:15)
io andrywi=andryw=ralalaina=pengiun=rangorivao69 io ndray ry zalahy klou de ataoko fotsy voody :-D :-D :-D
18. tafondro ( 25/02/2009 00:55)
Ganifa fotsy vody ôôô !!! tsytoula an!!
19. rangorivao69 ( 25/02/2009 02:20)
tafondromaty sady tsy mahay mamaky teny no tsy mahay manoratra le badolahy ty taranaka tgvendrana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0743