MBOLA SAHY HITENY IHANY VE,HONO²?D IZA NO ARA-DALANA??

1. ainaheri ( 12/03/2009 08:22)
Ianareo milaza fa hanaraka ny ara-dalàna,inn no atao hoe ara-dalàna? Leo ny mersenera avy any ivelany ny miaramila gasy ka zay no nahatonga azy hikomy!!! http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=4461:mpikaramaanady-tsyhonohono-fatenanisy&catid=38:articles-malagasy&Itemid=57
novalian'i xxx ny 12/03/2009 11:56
2. AnA ( 12/03/2009 08:39)
inona moa ny zavatra mba azony ainaheri io? na d @ teny gasy aza ts azony akory ny dikany
3. sitlo ( 12/03/2009 08:39)
Esy!!!

Efa misy fitaovam-piadiana izany. Zarazarao samy hanana.
4. xxx ( 12/03/2009 08:56)
Contre attaque: Mila Lemizoo bdb amin'izay izao.

Tairo ilay fika be ry Lemizoo sao tara fa efa akaiky hivadika ny pejy ka ho vita ity tantara TGV ity.
Mangataka an'i Lemizoo mba tsy ho be resaka eto intsony.
Fadio ny SMS amin'io fika be io
Kely sisa dia TGV t'es FOUTU
Lasa izao!
5. ainaheri ( 12/03/2009 09:11)
AnA:

inona moa ny zavatra mba azony ainaheri io? na d @ teny gasy aza ts azony akory ny dikany


Ianao nahazo ary hazavao ee,Itanao angah io soratra mena² voalohany io,ngah refa misy resaka ra8 d mitroatra fa voatohina tsy mandinika akory zay voasoratra!!!!!!!...Mody saromana oe expert,inn no ilana expert sy fitaovam-piadiana,ary naninona zao vao tonga izany,ary raha nanao ny asany marina ireo expert,naninona no tsy nahay nampiasa ilay fitaovam-piadina ilay miaramila gasy nampianarina??? Mampmé be fa ny vahoaka ndray no nahay nampiasa ilay fitaovana :-D :-D :-D :-D :-D

6. ravatorano ( 12/03/2009 09:13)
aoka izay ilay fifampihatsiana fa ny olona ange efa any "sudafy e" !
eto Madagasikara ange amizao tsy misy lalana mbola arahina e fa samy manao izay tiany atao daholona ny miaramila na ny olotsotra
ny mpanao politika amizay dia mandrangitra na ny andaniny na ny ankilany asa hoe tombotsoa ho an iza moa izany !
Ny lalàna eto amizao dia azo dikana amin'ny alalan'ny drikina sy ny barofo matoa mbola misy ireny fandikan-dalana ireny !
7. naughtyboy ( 12/03/2009 09:17)
ny mikitika ny saiko @ izy itony dia ny tsy fahampian'ny loharano omen'ny gazety mazava iza no nampiditra azy ireo ary miasa ho an'iza araky ireo tatitra avy @ CEMGAM teo aloha,na dia tsy anjarany aza no manadihady fa milaza izany nefa dia tena mahaliana...ho fantatra ihany ireny tsy ho ela ka..
8. xl ( 12/03/2009 09:36)
IZAHO
9. xxx ( 12/03/2009 11:56)
Mamangy amin'ny fahoriana e ! ahoana ireny Conseil des Ministres tsipaky ny miala aina tamin'ny TVM tamin'ny atoandro ireny e ! samy mba nanao ny tatitra daholo, hihihi, ridicule be, famitahana ny tsy mahalala vaovao ireny.

Aza misy be resaka intsony fa aoka ny zava-hiseho no hanamarina, dia mangina izay tsy tafita ny notohanany e ! atao ahoana fa toerana ifandimbiasana io ary aza dia mahery miaro izay eo amin'io toerana io fa tsy omeny ohatrinona akory anie e !

Avereno aminny ny Force one taloha ry Air Mad mba ampiasainy fa raikitra eto izy, mampalahelo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.059