Fa maninn no niato kely...................???

1. ainaheri ( 28/06/2009 08:31)
"L'aventure TopMada fait une pause pour une durée indéfinie dans l'attente d'une réconciliation nationale durable pour un avenir meilleur."...........Miala tsiny @ teny vahiny!! Misy pression ambadika sa ahoana?? Aiza ny toeranao ry serasera.org @ izany?? .............Zay mitondra fanjakana samy mamoaka sy mampihatra ny lalàna eo aminy,ka tokony ho mailo ihany ireo mpitantana site mba tsy hanidiana ny tranony,satria azy ny lalàna..............
novalian'i pikatti ny 29/06/2009 07:23
2. Noue ( 28/06/2009 09:52)
inona no hidiran'ny serasera @ zany ?? gazety nga hono ny serasera ee ??? manao fil info sns tahaka ny topmada nga hono serasera ??
3. ainaheri ( 28/06/2009 11:28)
Noue>> Ny tiako lazaina aza tsy azonao akory,angah voatery hoe mamoaka fil info zay vao voakiana? Oviana mou topmada no tsy namoaka fil info intsony? Mba fantatrao ve ny antony?? Ny tiako lazaina noho i Hery mafana fou manohana andravalo,nefa izy tompon'ny site,manan-jo maneho ny heviny izy fa saingy hainao ihany ,iza no tompon'ny lalàna...........Mba teny atsipy ny ahy iny fa sao hisy harary fo sy tapaka lalan-drà eo ra ihidy serasera..........
4. zaytinao ( 28/06/2009 12:23)
kozy a!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
5. Noue ( 28/06/2009 17:01)
ainaheri:
Ny tiako lazaina noho i Hery mafana fou manohana andravalo,nefa izy tompon'ny site,manan-jo maneho ny heviny izy fa saingy hainao ihany ,iza no tompon'ny lalàna...........
tsy Hery akory aho mdrrrr fa taraiky sy tsy naharaka resaka zany ianao kooo
"hery":
5. Mpandefa : hery [ Valio ] 03-06-2009 14:47:06
Lohateny : Re : Fanatsarana ny ambanivohitra
mmmhh> Euh, araho ny dinika efa nalefako teto teo aloha e Sady tsy TIM izahay no tsy TGV.

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4a266148592cb



6. ainaheri ( 28/06/2009 17:28)
Noue>>Hita mitsy fa tsy mahazo resaka fa te hamaly fotsiny,aza misolo vava raha tsy mahatakatra ny ho lazaiko,tsy nilaza mihitsy aho hoe Hery ianao,novaliako enao satria niditra nanao solovava azy!!!!!

Asa izay tsy maharaka satria io fomba filaza io d efa diska goaka tao @ topmada"tsy mpomba ny atsy sy aroa,nefa hita fa mitongilana t@ ra8 ilay site,hany ka iny ny niafarany..........Sady i Hery anie no teneniko ry Noue fa tsy ianao ee,angah tompon'ny site kou Noue mdrrrrr
7. Noue ( 28/06/2009 18:14)
mametraka fanontaniana ianao dia mba mamaly aho ka inona no mahadiso ahy @ zany ee ?? mais bon ! @ manaraka dia avy dia hapetraho soraty vaventy oe ho an'ilay nametrahanao fanontaniana ihany no afaka mamaly dia tsy mamaly ny olona eee !
8. Noue ( 28/06/2009 19:00)
forum :-D :-D :-D :-D :-D
9. benkintana ( 28/06/2009 21:24)
refa mipetraka laiety ny fanontaniana eto de valin'ny mpisera a
alefa azy manokana any raha malahelo elah :evil: :evil: :evil:
10. ainaheri ( 29/06/2009 04:40)
Mba teny natsipy ny ahy iny ka nareo ndray no miaka-pofona ,mais bon .......ry noue zany mou d'efa zatra mamaly bontana fotsiny fa tsy mandinika zay soratana,ianao ihany no mamaly zvtr soratanao,"tsy hery enao,no sady forum ity;mahazo mamaly ianao araka ny hevitrao fa tsy misolo toerana an'i Hery;MAZAVA?? Zay ny maha forum azy,ny hevitrao no avoaka, fa tsy ny resak'olona no entina...............Mbola averiko ihany fa tsy te ahita ny mafana fo tapaka lalan-drà eto aho raha sanatria ka ihidy ity site ty mdrrrr
11. pikatti ( 29/06/2009 07:23)
kalamina fotsiny hoa fa raha tsy mahatanty eto elah dia aza mitsofoka fotsiny fa eto sady sangisangy no mandrangitra f'aza mandrara elah ,aleo ndray ny admi no hiteny =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0492