izaho ry zalahy ...#2

1. LazaDaddy ( 19/06/2008 09:01)
izaho indray koa ry zalahy maha tara tara sipa silamo izay a...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia(l) ...dia ahoana ny hevitrareo Silamo? Ahoana ny hevitrareo Kristianina?
novalian'i fijo ny 26/06/2008 18:48
2. fahamarinana ( 19/06/2008 09:07)
:arrow: kato dia avy eo ndraika silamo ve ? aro !!!malaky eky fifadihan'ny fitiavanao zany ? :) ,tsy aleo ve aloha andrasana kely sao lasa mahita karazany hafa ndray ? Sangisangy daholo zany ry ld fa jereo fa vao noresahana tsy ela tato zay silamo sy xna zay sy ny mety ho olana sns..(l)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48464cc7bd6eb
3. simplex ( 19/06/2008 11:03)

fa ra tsy hivadika silamo alou ela dia manonofy atoandro eo fotsiny eee :) ;-)
4. ari.malala ( 19/06/2008 11:09)
fa de bôgôsy be d otran'iza enao ry LD fa vetivety enao mahatara sipa katolika vetivety enao mahatara sipa silamo? :-D :-D :-D sa in no tanjonao? hampirafy anazy roa? :-D :-D :-D :-D :-D
5. fafa75 ( 19/06/2008 11:09)
Atambaro ao daholo izy roa(ilay kristiana sy io silamo io) fa efa hivadika silamo ianao zany e!
6. ikaretsaka ( 19/06/2008 11:31)
ho avy koa ny rehefa avy eo hoe nahazaka bodista e.. nahazaka hindou e.. nahazaka mpitazona doany e....
7. simplex ( 19/06/2008 12:43)

ika,

le akohofotsy ireny ve zany mpitazona doany?? :)

nga misy manja ireny? :P
8. ikaretsaka ( 19/06/2008 12:48)
de tsa haiko liaka an.... samby manana ny "manja" aminy moa ny olona ka sarotra be io!
9. ni81 ( 19/06/2008 12:55)
ho avy koa ny rehefa avy eo hoe nahazaka bodista e.. nahazaka hindou e.. nahazaka mpitazona doany e....
:-D :-D :-D :-D
10. ari.malala ( 19/06/2008 14:19)
:-D :-D :-D
11. xxx ( 21/06/2008 12:15)
Lazadaddy: Marary ianao!
Karazan'ireny olona vao jerijeren'ny sipa ireny angamba ianao io dia mihevi-tena hoe tara amiko iny sipa iny. Raha ny hevitro no anontanianao dia izao: mandehana manatona psychatre!
12. LazaDaddy ( 21/06/2008 20:17)
=))
13. fijo ( 25/06/2008 21:42)
lalaovy hoa aloha izay vonona eo,fa avy eo handriana hirika le tena tiana
14. LazaDaddy ( 25/06/2008 22:03)
fijo> sao dia mila ise aloha? Misy fitenenena @ teny Anglisy izay manao hoe...haha..."sharing is caring" =))
15. fijo ( 26/06/2008 18:48)
raha tany aho tsy nanda ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.373